FARA-FITIAVANA (Tantara lava RDB)

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 14 окт 2024
  • Tantara malagasy in-dray miseho, in-dray mihaino

Комментарии • 18

  • @sylviarajaonary9573
    @sylviarajaonary9573 3 месяца назад +7

    Tsara be ny tantara tompoko fa misaotra indrindra. Vao avy niheno azy za izao alina izao. Hindrisy fa ny fitiavana tsy hay horesena fa tonga ao am-po ary nampalahelo ny fiafarany. Ny fitiavana no lehibe indrindra❤❤❤❤❤

  • @julianatinah3467
    @julianatinah3467 3 месяца назад +1

    Misaotra betsaka fa tena tsara be ilay tantara...fa tokony tsy natao Maty kosa I Mialy ...mirary SOA e ❤

  • @AndritianaHerilala
    @AndritianaHerilala 3 месяца назад +1

    Mankasitraka tompoko❤️🎧🇲🇬

  • @lucieravololona1865
    @lucieravololona1865 3 месяца назад

    Hafakely indray ity a!💐💐misaotra indrindra rdb o!🙏🙏

  • @AndonirinastelaRavelomanantsoa
    @AndonirinastelaRavelomanantsoa 3 месяца назад +1

    Tena kanto ilay tantara ❤

  • @suphalhazra2768
    @suphalhazra2768 3 месяца назад +1

    Merci fa tena tsar le tantara🎉❤❤❤❤

  • @JenithoJenicko-ob6je
    @JenithoJenicko-ob6je 3 месяца назад

    ❤ misaotra nizara ,mahay ny mpilalao ary koa ny mpanoratra

  • @LucianaMabelle-n1s
    @LucianaMabelle-n1s 3 месяца назад

    Mankasitraka hatrany nizara eee tsara be ❤❤❤❤❤❤

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 3 месяца назад

    Nampalahelo Ialy , mahatsiravina i Rivo fa milalao fon'olona tssss .
    Mendrika ndray dia namitaka tsy azoko mihitsy.

  • @StarmaMada
    @StarmaMada 3 месяца назад

    J'adore beaucoup ça

  • @anjaranaivo492
    @anjaranaivo492 3 месяца назад

    Andray !!!!mampalaelo ,misaotra tompoko ❤

  • @rovasoa
    @rovasoa 3 месяца назад

    Misaotra betsaka nizara oo🥰🇲🇬🙋‍♀️

  • @VioletteRAFARASOA-ht9xj
    @VioletteRAFARASOA-ht9xj 3 месяца назад

    Tsara loatra ,Mankasitraka 🙏🙏

  • @voahangymananjarasoa3284
    @voahangymananjarasoa3284 3 месяца назад

    MBA asio tohony raha mety fa tiana ho fantatra ny fiafaran'ny fiainan'i mendrika

  • @MARYMARY-si1yr
    @MARYMARY-si1yr 3 месяца назад

    Merci beaucoup nizara ❤

  • @ndrianjaramanamilanto
    @ndrianjaramanamilanto 3 месяца назад

    Misaotra nizara

  • @gshvs8057
    @gshvs8057 3 месяца назад

    Makasitraka indrindra tompoko❤😊