tsara ilay tantara, lesona be no raisina ho an'ireo kristianina sy ny définition any. ny kristianina dia mamonjy, mamela heloka, manarina ny solafaka fa tsy ze mianjera de mbola darohana satria mikitika ny tombotsoa anao manokana. betsaka ny mpanompo sampy miditra am-piangonana raha ny tantara no henoina. tena tsara ilay tantara
Drayyy 👍😉tena misy hevidalina sy lesona maro tokoa , koa dia misaotra indrindra tompoko fa hafapo ny tena nihaino, tao koa moa ireto mpilalao matihanina dia matihanina ka vao maika nanandanja ny fihainoana ny tantara👍🙏💐👏
Tena nihaino tsara le tantara koa za fa nena zao no azoko tsohana ao Jesosy tsy nanome tsiny ny panota ary tsy nanery hanala zaza fa manjary very ny voninahiny Jesosy mpamela heloka foana na efa eo abavahoana ny fahafatesana aza ny olona vo mibebaka Ny tiako tenenina dia zao mba henoy ihany ny feo ny zanakao ary aza terena hanao zavatra mamoafady izy raiso foana ny adraikitrao @ny maha zanakao azy vavany olona ve tsy azo tapenanana fa refa reraka reny magina foana tenenina sy anarina ny ankizy ampianarina azy ny lalana tokony halehany fa tsy enao Ray ndray no manery hanaovany fahotana Ny tantara dia azo angalana lesona betsaka fa tsy faly hiaino fotsiny misy hakana lesona ny tantara mba tsy hanenenana ny fanaovana zavatra ratsy Makasitraka nizara oh
Mampalahelo Ty voninahitra lotra lé Ray amandreniny ka tsy mahalala ny fahorinjanany betsaka ny lesona azo alaina ao @ lé tantara na oany Ray amandreny na ho an'ny tanora izay naheno
Misy koa lay Ray aman-dreny tena matim-boninahitra tsisy saina... ny zanaka no atao mizaka ny tsy eran'ny ainy
Za manana fombehivavy
Misaotra nanomenaina ny tantara
Anatra ho an'ny rehetra ❤😊
tsara ilay tantara, lesona be no raisina ho an'ireo kristianina sy ny définition any. ny kristianina dia mamonjy, mamela heloka, manarina ny solafaka fa tsy ze mianjera de mbola darohana satria mikitika ny tombotsoa anao manokana. betsaka ny mpanompo sampy miditra am-piangonana raha ny tantara no henoina. tena tsara ilay tantara
Drayyy 👍😉tena misy hevidalina sy lesona maro tokoa , koa dia misaotra indrindra tompoko fa hafapo ny tena nihaino, tao koa moa ireto mpilalao matihanina dia matihanina ka vao maika nanandanja ny fihainoana ny tantara👍🙏💐👏
Tena nihaino tsara le tantara koa za fa nena zao no azoko tsohana ao Jesosy tsy nanome tsiny ny panota ary tsy nanery hanala zaza fa manjary very ny voninahiny Jesosy mpamela heloka foana na efa eo abavahoana ny fahafatesana aza ny olona vo mibebaka
Ny tiako tenenina dia zao mba henoy ihany ny feo ny zanakao ary aza terena hanao zavatra mamoafady izy raiso foana ny adraikitrao @ny maha zanakao azy vavany olona ve tsy azo tapenanana fa refa reraka reny magina foana tenenina sy anarina ny ankizy ampianarina azy ny lalana tokony halehany fa tsy enao Ray ndray no manery hanaovany fahotana
Ny tantara dia azo angalana lesona betsaka fa tsy faly hiaino fotsiny misy hakana lesona ny tantara mba tsy hanenenana ny fanaovana zavatra ratsy
Makasitraka nizara oh
tena tsara be, misaotra ny mpanoratra 😍
Ilay Reny mba vehivavy ihany. Ilay Ray moa efa tsy fanao Ray😢Voninahitra vao Vola sy Voninahitra Vao Aina Taranaka🇲🇬
Mampalahelo Ty voninahitra lotra lé Ray amandreniny ka tsy mahalala ny fahorinjanany betsaka ny lesona azo alaina ao @ lé tantara na oany Ray amandreny na ho an'ny tanora izay naheno
Tena tsara bé ny tantara. Misaotra Gasy Rakoto.
"Fanahy ratsy maty hanina fa tsy tsotsotra"😂😂😂
Bjr .ef misaotr sahad nizar tantara ooo 😚😚😙
De bo mangatak tohin NENINA Fr 2 tompoko
De tenanmpivavaka ve ireo zay Amandine dreniny miseho màlàla.an Andriamanitra.nefa manery nu zanany hanala zaza sy matin boninahitra
Tsara be, nisy fotona latsaka kely ny ranomasoko 😆,sady mahay milalao daholo 👍👍
Ampiharina am tokony ho izy lay fivavahana fa tsy atao fanatisme d aleo tsy matim-boninahitra fa tsy ny fiaraha-monina no hamelona anao
Merci fa tsara be sady mampalahe
Tsara be fa misaotra n'y mpanoratra ❤🎉
Tsara be ilay tantara. Mankasitraka
Tena tsara be fa misaotra ❤
Tena tsara fa Misaotra e❤🎧🇲🇬
Tsara be!! Misaotra nizara!!
Misaotra betsaka 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Misaotra sy mankasitraka tompoko mampalahelo be lay tantara 😍 😍 😍 😍 😍 😍 😍
Tena mijaly ilay vehivavy hanaovan'ilay lehilahy alika azy.
Koa ratsy hoe rehefa tsy matory any @ nao koa dia ça veut dire hoe tsy tia anao ko .
Ilay rainy no tena olana 🤐😏
Oui ilay rainy vao maika pire .
Tena mampalahelo ny mahazo ny vehivavy sasany
Tena afampo tateraka fa Makasitraka bedabe o !!🙏🙏🙏
Raiamandreny tss tahotra a'tra akory offff mankasitraka oh
Misaotra tompoko fa tena tantara mifono anatra ho an ny rad sy ny zanaka
Mankasitraka Tompoko !
Misaotra nizara ❤
Aiza sedra tratran'ny RAD pervers narcissique 😔😔😔😔😔
❤bravo
Misaotra nizara
Tegna tsara...misaotra mankasitraka e 🙏❤️
Misaotra nizara🤩🙏🤝🙋♀️🙋♀️🇲🇬🇲🇬
Misaotra fa tena tsara🥰
Makasitraka e
Mankasitra Nizara oo
Misaotra nizara ô
Mahay milalao ry zareo! Tena mandreraka le RAD
Ty ts fantsoina hoe ray mahatsiravina matimaty mboninahitra mody fivavahana atao fitaovana ssss
Misaotsa betsaka
Misaotra nizara tompoko
Mankasitraka
Mankasitraka tompoko
Mankasitra topoko
Tena tsara .
Misaotra tompoko
latsaka aby ranomasoko
M
Mankasitraka