IANAO VE IO SA MANONOFY AHO? (Tantara lava RDB)

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 15 сен 2024
  • Tantara in-dray miseho, tantara indray mihaino

Комментарии • 20

  • @sidoniesidonie9722
    @sidoniesidonie9722 10 месяцев назад

    Mankasitraka indrindra Tompoko, eto ampihainoana ny tantara e❤❤❤❤❤❤❤❤🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉misaotra anao fona D- aly an, tsy mitsahatra ny mizara tantara vaovao anay an❤❤❤❤❤❤❤❤🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉

  • @sidoniesidonie9722
    @sidoniesidonie9722 10 месяцев назад

    Tena tsara marigny zany tantara, misy lesona tsara. Misaotra betsaka indrindra e ❤🎉

  • @kenysyfleuri3645
    @kenysyfleuri3645 10 месяцев назад +2

    Misaotra nizara ❤

  • @narindraniaina9634
    @narindraniaina9634 10 месяцев назад

    Misaotra betsaka indrindra mizara tantara ho anay ooo de miandry tantara vaovao indray zahay ooooo❤❤❤❤

  • @ndrianjaramanamilanto
    @ndrianjaramanamilanto 2 месяца назад

    Misaotra nizara

  • @rovasoa
    @rovasoa 10 месяцев назад

    Misaotra betsaka nizara oo🥰🙏🙋‍♀️🇲🇬

  • @enindratrerabellaursula7433
    @enindratrerabellaursula7433 9 месяцев назад

    Tena tsara tokoa ny tantara
    Maro lesona hazo
    Indrindra aminy ity fiainana ity
    Mila mahatsapa mibebaka isika
    Manaova ny rariny ary mila mivavaka ho any ankohonana sy namana sakaiza sy ireo rehetra mba hiala toetra ratsiny
    Mila matoky Jesoa
    Mila mitavandra masina maria reny
    Andriamanitra Ampio aho mba toy ny Mirana taminy tantara teo
    Andriamanitra irery ihany ny Dera sy voninahitra Amen ❤🙏❤

  • @GarciaMarieGarcia-uh6cr
    @GarciaMarieGarcia-uh6cr 10 месяцев назад

    Misaotra nizara ôo ❤❤❤❤🙏🙏🙏

  • @asmineasmine1819
    @asmineasmine1819 10 месяцев назад

    Misaotra betsaka tompoko o 🥰🥰♥️♥️🙏

  • @bellehirnuca9740
    @bellehirnuca9740 9 месяцев назад

    Tompo ô tianay loatra ianao mamela anay Tompo ô Amen, tsara loatra ity tantara ity

  • @anarajaonarivony3162
    @anarajaonarivony3162 10 месяцев назад +3

    Ny tsara atao levenam-bola fa ny ratsy atao loza mihantona . Ny ratsy atao dia tsy maintsy mivaly sy misy farany natsy ety an-tany aza.Tena fitoriana ny filazantsara koa ity tantara ity .Misaotra indrindra nizara

    • @southji2822
      @southji2822 10 месяцев назад

      Loza mihantona eto antany sady loza miandry ny afobe

  • @perpetueperle6053
    @perpetueperle6053 10 месяцев назад

    Mankasitrak indrindra tompoko ❤❤❤❤

  • @vivianeraminosoa2159
    @vivianeraminosoa2159 10 месяцев назад +1

    Misaotra betsaka nizara!! Tena tsara be. Feno anatra no manome fankaherezana!!

  • @annahbrianda5768
    @annahbrianda5768 10 месяцев назад

    ❤❤Misaotra nizara 🥰🥰

  • @gshvs8057
    @gshvs8057 10 месяцев назад

    Makasitraka indrindra tompoko ❤❤😊

  • @apop3771
    @apop3771 10 месяцев назад

    Misaotra betsaka nizara

  • @ReMac-ft7hd
    @ReMac-ft7hd 9 месяцев назад

    Mankasitraka

  • @enindratrerabellaursula7433
    @enindratrerabellaursula7433 9 месяцев назад

    Mankasitraka indrindra

  • @roz1046
    @roz1046 10 месяцев назад

    M'jeu mintsy le Faly ka. Bravô mankasitraka