Délire Madagscar : Vovonam-pirenena Katolikan'ny Tanora - VPKT

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 30 авг 2022
  • Ao anatin'ny hafatr'i Papa tamin'ny alalan'ny « encyclique Laudato Si » ny fikajiana ny tontolo iainana. Anisany voizina mandritra ny JMJ MADA andiany faha-10 eto Antsirabe izany ka hetsika maro no atao hampitàna ireo hafatra momba fiarovana ny tontolo iainana mba hitondra fiovam-pihetsika faobe indrindra ho an'ireo tanora mandray anjara amin'ny JMJ. Ny marainan'ny 31 aogositra 2022 ohatra dia nisy ny fanentanana mandehandeha (animation mobile).

Комментарии •