Eto Jeso - Groupe de louange Finoana sy Fanasitranana

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 8 фев 2025
  • Fiderana sy fiankohofana Malagasy

Комментарии • 26

  • @rakotoarivelominah9702
    @rakotoarivelominah9702 Год назад +1

    Amena
    misaotra Jesosy a aminy fahatsaranao isanandro ❤

  • @mobileplus5243
    @mobileplus5243 3 года назад

    Tompo ooo! Mangataka fahasitranana avy amnao ity panompo nao sy zandrinao ts izy fa
    SAADE JAMAL izay ts salama.amzao ora sy fotoana izao sitranao amny
    Ra nao masina Ra nao izay nalatsakao teo ambony hazo fijaliana tompo ooo
    Esory amny NY aretina izay mangeja azy mangataka NY famindram ponao tompo ooo🙏🙏🙏🙏🙏 na dia samy hafa finoana sy samy hafa.fihavianaz Tompo izahay dia ts hadiko mitondra ambavaka ho eto misaotra tompo oo voninahitra dia hl anao irery ihany amen! ❤❤🙏🙏🙏🙏🙏

  • @Mode-u4n
    @Mode-u4n 8 месяцев назад

    Makasitraka,fa tsara be ny hira fiderana🙏🙏🙏💖

  • @mobileplus5243
    @mobileplus5243 3 года назад +1

    Tsara NY Tompo mendrika ho deraina ianao amen!🙏🙏🙏

  • @volaRama
    @volaRama 3 года назад

    Eto Jeso, Eto Jeso
    Tsapako izao. Eto IZY
    Mirehitra ato anatiko
    Ny Fanahiko
    Nohon’ny Fanatrehany

  • @razafindrakotoherilaza8765
    @razafindrakotoherilaza8765 3 месяца назад

    Eto fanatreAnao ❤

  • @tsaratendryblandine3144
    @tsaratendryblandine3144 3 года назад

    Misaotra Jesosy ô fa eto ny fanatrehanao, kasiho ny foko sy ny fanahiko

  • @andreafanomezantsoa6232
    @andreafanomezantsoa6232 5 лет назад

    Merci cousin Mahandry fa tena l'ASA mahery be nareo ar tena mampahery. mampamangy am dry Miora sy Éva art ry Dadato Clement s'y Dadato Fred any Tamatave any . za manoratra Hiary cousine nareo aty Maguinga. mahefa ne @ as an tompo fa TS ho fona ny fokelezanareo aina

  • @clarelleyvan819
    @clarelleyvan819 7 лет назад

    Misaotra TOMPO nanome fanomezam-pasoavana tohizao mendrika ho azy Dera sy Laza ary Voninahitra mandrakizay AMEN

  • @rindraraboanarijaona3253
    @rindraraboanarijaona3253 3 года назад

    Voninahitra dia hoan'Andriamanitra irery ihany

  • @alsthomdanielradrianirina4035
    @alsthomdanielradrianirina4035 6 лет назад

    Fiadanana. Tiako mihintsy ilay hira. Toa any an-danitra izany aho rehefa maheno na mihira an'ilay izy. Tsara ny midera ny Tompo e

  • @elodierojo5391
    @elodierojo5391 4 года назад

    Amen misaotra Jesosy

  • @hantamalalahanta7205
    @hantamalalahanta7205 8 лет назад +8

    fiadanan Tompo.
    misaotra indrindra nizara ity video ty fa tsapako banga b za tsy afak manatrika fotoan any mada intsony. Feno hery b za mahita video mivok toy izao
    Eto jeso. Tiko b f misaotra

  • @graciaornelli6816
    @graciaornelli6816 6 лет назад +2

    Mahafinaritra ny Tompo! Tsara raha mba alefa @compte-n'i Mahandry daholo ny worship rehetra raha azo atao.

  • @rivomananafanomezantsoa103
    @rivomananafanomezantsoa103 4 года назад

    Eto Jesoa mahita antsika

  • @rosejannie6366
    @rosejannie6366 5 лет назад

    Tsara JESOSY , tena tsara IZY.

  • @robtle9653
    @robtle9653 7 лет назад +1

    Fiadanana

  • @geralddavid8705
    @geralddavid8705 6 лет назад

    Fiderana

  • @ainatianaravelojaona8414
    @ainatianaravelojaona8414 7 лет назад +2

    tena mafinaritra tokoa ny midera ny TOMPO,

  • @ravinala958
    @ravinala958 5 лет назад +1

    ❤❤❤

  • @mariecharlottehanitriniain2035
    @mariecharlottehanitriniain2035 3 года назад

    ❤️❤️❤️🙏

  • @sahondrarandria5584
    @sahondrarandria5584 4 года назад

    Santatry ny any andanitra sahady

  • @sylviaandriantsilaizina8077
    @sylviaandriantsilaizina8077 4 года назад

    ❤💖

  • @andreaashley9174
    @andreaashley9174 4 года назад

    Mahery ny tompo

  • @miharivolaandriamanantena9515
    @miharivolaandriamanantena9515 3 года назад

    ❤️❤️❤️

  • @wendylamy2678
    @wendylamy2678 3 года назад

    ❤❤❤❤❤❤