Tano mafy (Tanora in faith) Strophe 1 (x2) Na sarotra aza ny lalana mankany Mankany an-danitra any Na fisedrana tsy maintsy ho lalovako Tsy ahasakana ahy tsy ho any Strophe 2 F'izaho handroso foana N'inona manoloana Tompo o tsy hiemotra aho Fa hanaraka Anao Refrain : Tano mafy aho Tompo o Tehirizo aho ho Anao, mandrakizay Azony ny tanako Raiso ny fiainako ho Anao Ho Anao irery aho Tompo o Strophe 1 Strophe 2 Refrain (x2) ..... Refrain (x2) Ho Anao irery aho Tompo o (x2) Ho Anao irery aho Tompo o !
Amen 🙏❤️❤️❤️, mankasitraka indrindra tompoko, tsara loatra
Tiko loatra ity hira ity!! mankasitraka anareo de tahin'ny Tompo daholo !!!!
Tsara be ; mangorintsina mihitsy ; Tahin ny Tompo daholo 🙏
Tano mafy (Tanora in faith)
Strophe 1 (x2)
Na sarotra aza ny lalana mankany
Mankany an-danitra any
Na fisedrana tsy maintsy ho lalovako
Tsy ahasakana ahy tsy ho any
Strophe 2
F'izaho handroso foana
N'inona manoloana
Tompo o tsy hiemotra aho
Fa hanaraka Anao
Refrain :
Tano mafy aho Tompo o
Tehirizo aho ho Anao, mandrakizay
Azony ny tanako
Raiso ny fiainako ho Anao
Ho Anao irery aho Tompo o
Strophe 1
Strophe 2
Refrain (x2)
.....
Refrain (x2)
Ho Anao irery aho Tompo o (x2)
Ho Anao irery aho Tompo o !
Misaotra Ando ,
tena mampahery
Tsara loatra 😍
Tiko loatra, mankasitraka anareo
😇😇😍
❤️❤️
Tiko loatra ilay hira, mankasitraka tompoko
Tiko loatra
Aleloia
Tompo o. Ianao ny heriko @zay rhtr lalovako