HISTOIRE - « Le 13 Mai 1972, c’est toute l’année 1972, pas seulement le 13 Mai »

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 9 май 2022
  • HISTOIRE - « Le 13 Mai 1972, c’est toute l’année 1972, pas seulement le 13 Mai »
    13 Mai 1972 - 13 Mai 2022. Les événements de 1972 qui ont abouti à la chute de la Première République ont 50 ans. Plusieurs manifestations sont organisées pour commémorer cette date marquante de l’histoire politique de la Grande île. Derrière les expositions et les débats organisés pour l’occasion, un rappel des faits, une analyse des héritages. En attendant le jour J, l’ONG Ilontsera, en collaboration avec la mention Sociologie de la Faculté d’Economie, de gestion et de sociologie de l’Université d’Antananarivo, sontt à Antaninareina, au plus près du public pour parler des dessous de l’Histoire.

Комментарии • 4

  • @FR-no2os
    @FR-no2os 2 года назад +1

    Tohiny, ireo ny tarika sy ny tolona tamin'ny taona 1972, aiza izy ireo izao no mipetraka sy mampianatra ny zanany raha tsy ampita aty daholo. Ka ireo izay mipetraka antanin-drazana kosa inona no fanovana vita nandrintra ny dimapolo taona lasa.?

  • @FR-no2os
    @FR-no2os 2 года назад +1

    Oh ré olona, fa ngaha moa i Madagasikara irery ihany no vozanaky ny frantsay?
    jereo ny Segaly, jereo tsara koa ny Malagasy, ampitahao tsara io, fa ahoana hoizy nareo izay milaza ho mpadinika no tsy tafavoaka i Madagasikara ? Harena anefa misy mihoapapana, ny fahantrana koa eo ankilany mihoapapana. Alefaso lavidavitra aloha ny fandalinana ry mpadinika. Aza variana manaratsy frantsay fotsiny eo..Areno tsara aloha ny kolikoly avo lenta sy ny eboebo rehetra mibaribary eo imasonaoreo izay misy isa-tsojikany ataon'ireo mahitahita rehetra de ho hita eo ny tohiny ny tantara.....

  • @haryhary6633
    @haryhary6633 2 года назад

    Voilà d'où vient cette mode de coup d'état à Madagascar.

  • @haryhary6633
    @haryhary6633 2 года назад

    Raha toa ka tsy nisy an'io "tolona 1972" io dia efa lasa tany manankarena i Madagasikara.