VLOG Kapsily #9 5 Taona Manaraka w/ NessK, Bi Killah, LAZ, Vercors, JentilY, Septic, Sphynx sns ...

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 18 сен 2024
  • Kaiza daholo ! 😎Androany isika dia hiverina tamin'ny hetsika live "5 Taona Manaraka" izay tontosa ny sabotsy 7 Septembre lasa teo tao amin'ny La Teinturerie - Association d'artistes Ampasanimalo ao anatin'ity VLOG Kapsily #9 ity.😁
    👉 Nifandimy niakan-tsehatra ireo MCs rehefa tonga ny tolakandron'ny sabotsy iny. Tao ireo elaela tsy hita tamin'ny sehatrin'ny Hip-Hop, teo koa ny hoe vao niakan-tsehatra en solo voalohany ivelan'ny tarika nisy azy : Damjah, Nessk, Bi Killah, LAZ, Adrhim, Septic Rap'toetra - Page, VERCORS, Sphynx, JentilY, Bug Na, Fitia
    👉 Mahafinaritra foana rehefa mahita MCs avy amina générations samihafa sy avy amina tarika / structures samihafa mifampizara sehatra toy izao: Tangalarmy, Menalamba Clan, KOLOTSAINA MAINTY, Masobongolava, BOGOTA, THT ✊
    👉 Mention spécial ho an'ilay duo Nack's sy DIOJAY izay tena efficace teo amin'ny lafiny fanentanana sy fikosehana kapila.😉
    👉 Nahafinaritra ny hesika 5 Taona Manaraka, mankasitraka an'ny IAM sy ny publique tonga nanotrona an'ny hetsika !
    Dia Manao shout out be ho an'ny Ambovo.Cie, ny RapHiphop Malagasy, ny RapGasy Fehezanteny sy ny AKTIVEO 👊
    -------------------------
    Version Facebook Vlog #9 : / 1102717684839179
    -------------------------
    Clip 5 Taona Manaraka : • 5 TAONA MANARAKA (CLIP...
    Kapsily Vlog #8 w/ VoayGang : • VLOG Kapsily #8 VoayGa...
    Kapsily Vlog #7 Spécial Juillet (9 Events) : • VLOG Kapsily #7 Spécia...

Комментарии •