Kapsily
Kapsily
  • Видео 26
  • Просмотров 8 299
VLOG Kapsily #9 5 Taona Manaraka w/ NessK, Bi Killah, LAZ, Vercors, JentilY, Septic, Sphynx sns ...
Kaiza daholo ! 😎Androany isika dia hiverina tamin'ny hetsika live "5 Taona Manaraka" izay tontosa ny sabotsy 7 Septembre lasa teo tao amin'ny La Teinturerie - Association d'artistes Ampasanimalo ao anatin'ity VLOG Kapsily #9 ity.😁
👉 Nifandimy niakan-tsehatra ireo MCs rehefa tonga ny tolakandron'ny sabotsy iny. Tao ireo elaela tsy hita tamin'ny sehatrin'ny Hip-Hop, teo koa ny hoe vao niakan-tsehatra en solo voalohany ivelan'ny tarika nisy azy : Damjah, Nessk, Bi Killah, LAZ, Adrhim, Septic Rap'toetra - Page, VERCORS, Sphynx, JentilY, Bug Na, Fitia
👉 Mahafinaritra foana rehefa mahita MCs avy amina générations samihafa sy avy amina tarika / structures samihafa mifampizara sehatra toy izao: Tan...
Просмотров: 63

Видео

Tsota - Rakaieko ny fonao (Live Concert Rap Gasy - Urban Mood @ Cask PK 0 Soarano - 27/08/2024)
Просмотров 4814 дней назад
Tsota - Rakaieko ny fonao (Live Concert Rap Gasy - Urban Mood @ Cask PK 0 Soarano - 27/08/2024)
Psykopasy - Ahirato ny maso (Live Concert Rap Gasy Slam Jah Birthday @ Sehatra Maitso Analamahitsy)
Просмотров 6014 дней назад
Psykopasy - Ahirato ny maso (Live Concert Rap Gasy - Slam Jah Birthday Sehatra Maitso Analamahitsy)
Cypher Femcee - Independen'za (Live Concert Rap Gasy @ La Teinturerie Ampasanimalo - 27/07/2024)
Просмотров 5114 дней назад
Cypher Femcee - Independen'za (Live Concert Rap Gasy @ La Teinturerie Ampasanimalo - 27/07/2024)
Fab's Brownz - Parano (Live Concert Rap Gasy - VoayGang @ La Cabane Andavamamba 31/08/2024)
Просмотров 5114 дней назад
Fab's Brownz - Parano (Live Concert Rap Gasy - VoayGang @ La Cabane Andavamamba 31/08/2024)
VLOG Kapsily #8 VoayGang w/ Dee Hamishi. , RNDR. , Kev’s, Jick, ...
Просмотров 13114 дней назад
Kaiza daholo ! 😎 Entinay tamin'ny concert an'ny VoayGang tao amin'ny La Cabane Andavamaba ny 31 Aout lasa teo ianareo ato anatin'ity VLOG Kapsily #8 ity. 😁 Extraits vidéos an'ny show natolotr'i Kizl, Twent, Young Ouleb, Fab's Brownz sy i Smaeleann izay nohotronon'i Liloscarnivor pejy, Dee Hamishi. , RNDR. , Kev’s, Jick, Yvan Les Plaivy. Mixed by Lil Meker & @deepskolar 👉 Raha toa ka mbola somar...
VLOG Kapsily #7 Spécial Juillet : Vercors, Geoscar, Mendev, Doubl'e'nn, Gasy Ploit, Independen'za...
Просмотров 5621 день назад
Kaiza daholo ! 😎 Akon'ireo hetsika rap gasy maromaro teto andrenivohitra tamin'ny volana Jolay ao anatin'ity VLOG Kapsily #7 ity. 00:00 - VERCORS niaraka tamin'i Av Rd sy Reen Key tao amin'ny La Fabrikny 6 Jolay 02:33 - Geoscar Birthday ny 6 Jolay tao amin'ny La Teinturerie izay nahitàna an'i MBL, RNDR., TOVOLAH, Lyrikal jill & @Junior Djill sy Liloscarnivor pejy 06:35 - Ny Mendev tao amin'ny C...
Kev's - Tsy Afaka Ft. Mendev (Live Concert Rap Gasy @ Chez Tsila Andoharanofotsy - 13/07/2024)
Просмотров 2682 месяца назад
Kev's @theboyzoutside102 - Tsy Afaka Ft. Mendev @mendev. (Live Rap Gasy - Chez Tsila Andoharanofotsy - 13/07/2024) Track 06 de l'album Sunday de Kev's sorti en 2023. Mendev : Venhom & Toavina Pour écouter Sunday: ruclips.net/video/SO891vm9gDM/видео.html Pour écouter Waves: ruclips.net/video/ysHU5yUwpro/видео.html Pour écouter Mandevy: ruclips.net/video/IGxqfzKI0Ec/видео.html Pour écouter Diurne...
RNDR. x MBL - HOLLYWOOD (Live Concert Rap Gasy - Geoscar @ La Teinturerie Ampasanimalo - 06/07/2024)
Просмотров 4422 месяца назад
RNDR. x MBL - HOLLYWOOD (Live 06/07/2024 - La Teinturerie Ampasanimalo) En attendant Prismatik... Pour regarder le clip original: ruclips.net/video/vj2NCR8glF4/видео.html Lyrics couple RNDR. : www.tiktok.com/@kapsily/video/7324985848687054086 Lyrics & analyse de rime couplet MBL: kapsily/videos/397327689315864
Kapsily Vlog #6 10 ans de scène rap de @epistolierofficiel8684 x @EKLYPS_KM (Rap Gasy)
Просмотров 652 месяца назад
Kaiza daholo! 😁 Faranantsiaka milay amin'ity oronan-tsary fohy tamin'ny live an'ny faha 10 taona nizaran'i EKLYPS sy Epistolier sehatra sy nanaovana rap ity ny tapa-taona voalohany 2024. (1er Semestre) Bobaka ny hetsika tato ho ato ary mbola hitohy amin'ny volana Jolay ho avy izao, araho hatrany ny pejy dia zarazarao ny vokatra raha sitrakao dia anaty lives mitaps e! 😉 S/o KOLOTSAINA MAINTY. Ve...
VLOG Kapsily #5 Telo Aotra Real Classic Edition w/ Mason'aloka, Laz, Ti-ah, Kofal, Nack's & Diojay
Просмотров 762 месяца назад
Kaiza daholo! VLOG #5 👉 Nahamay loatra ihany koa ny sehatra tao amin'ny CFM Anosy nandritran'ny Telo Aotra Real Classic Edition ny Sabotsy 22 Jona lasa teo. Tonga namaly ny antso ny publique ary tsy vitsy fa maro dia maro 🔥 🔥 🔥 👉 Efa tontosa teny Ankazomanga ny 25 Jona koa ny fizarana ireo fanomezana ho an'ny ankizy izay voahangona nandritran'ny hetsika. 👉 Mention spécial ho an'ny fanajana lera...
VLOG Kapsily #4 Fête de la Musique CRAAM : Khym's Ogami, MC Hope, Yrist, ALP, Mackinley Music
Просмотров 792 месяца назад
Kaiza daholo! 😎🔥 Nahamay loatra ny sehatra tao amin'ny ADMC CRAAM 🔥 omaly 21 Jona nandritran'ny Fête de la Musique niarahana tamin'i Kazim Kazim, ny Double G. @DoubleG-GoldenGeneration (Mc Hope sy Khym's Ogami @khymsogami8878 ), YRIST, Mackinley Music sy A.L.P Tsy Ofisialy. 👉 Ity oronan-tsary fohy ity no entinay hizarana anareo izay tsy afaka tonga an'ny zava-nisy omaly ary indrindra hanentanan...
VLOG Kapsily #3 Olympiades Culturelles, Concert Grödash & Festival DagoMadness Beatz (Rap Gasy)
Просмотров 173 месяца назад
Kaiza daholo! Androany dia hiverina kely tamin'ny tontolo andron'ny asabotsy 25 Mai lasa teo isika miaraka amin'ity oronan-tsary 🎥 na VLOG kely ity 😁 - Nisy ny Olympiades Culturelles izay nanomboka ny tapany maraina izay nahitana exposition, ateliers, demonstration, conférence sy fizarana manodidina an'ny disciplines vitsivitsy misy ao anatin'ny culture hip hop sy ny urbaine izay nifarana tamin...
VLOG Kapsily #2 Repoblika "Ho an'ny Fanabeazana sy Fahalalahana" (Rap Gasy)
Просмотров 734 месяца назад
Kaiza daholo! 😁 Arakan'ny efa hita sy henonareo nihodina tato anaty tambazotra dia nisy an'ilay hetsika "Ho an'ny Fanabeazana sy Fahalalahana Repoblika" teny Ambohitsaina Ankatso ny zoma 10 Mai lasa teo. 😎 Indro misy oronan-tsary kely notontosainay mamintina an'ny zava-nitranga tamin'io andro io 🎥 sy ny cyphaka Repoblika ahitana an'ireo 11 MCs tao anatiny. 👉👉 Nahafinaritra ny tafatafa momba an'...
Kapsily - Ny Rap Gasy sy ny Fitiavana
Просмотров 312Год назад
Kapsily - Ny Rap Gasy sy ny Fitiavana
Playlist Sortie Clip RAP GASY 2021 (38 Clips) - Kapsily
Просмотров 287Год назад
Playlist Sortie Clip RAP GASY 2021 (38 Clips) - Kapsily
Orelsan - Jour meilleur + Medley Shyn (Madagascar 23/09/22)
Просмотров 763Год назад
Orelsan - Jour meilleur Medley Shyn (Madagascar 23/09/22)
OrelSan - Rêves bizarres (Madagascar 23/09/22)
Просмотров 221Год назад
OrelSan - Rêves bizarres (Madagascar 23/09/22)
Orelsan - La terre est ronde + Basique (Madagascar 23/09/22)
Просмотров 691Год назад
Orelsan - La terre est ronde Basique (Madagascar 23/09/22)
Orelsan - Notes pour Trop Tard (w/ Denise) + Denise - Bio (Madagascar 23/09/22)
Просмотров 1 тыс.Год назад
Orelsan - Notes pour Trop Tard (w/ Denise) Denise - Bio (Madagascar 23/09/22)
Rap Gasy: Famintinana an'ny tapa-taona voalohany 2022 (Récap 1er Semestre)
Просмотров 1,5 тыс.2 года назад
Rap Gasy: Famintinana an'ny tapa-taona voalohany 2022 (Récap 1er Semestre)
VLOG Kapsily #1 Oboy: No Crari Tour Madagascar (2022) 🔥🔥🔥
Просмотров 812 года назад
VLOG Kapsily #1 Oboy: No Crari Tour Madagascar (2022) 🔥🔥🔥

Комментарии

  • @UrbanHitMG
    @UrbanHitMG 15 дней назад

    🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥

    • @kapsily
      @kapsily 15 дней назад

      🔥🔥🔥

  • @user-cc7ni2fo2b
    @user-cc7ni2fo2b 16 дней назад

    Chaud 🥵

    • @kapsily
      @kapsily 15 дней назад

      Trop 🥵

  • @Radonathan
    @Radonathan Месяц назад

    Mlay ilay conception merci lisany fa ilay mpanentana tokony mba hatao tsara kokoa. De facon rap donc dynamique kokoa fa ohatrany hoe mpanolotra emission radio antsiva zany.

    • @kapsily
      @kapsily Месяц назад

      Sixa be namana, mankasitraka amin'ny fanamarihana 🙂

  • @Ralijaona
    @Ralijaona 2 месяца назад

    Merci mizara fa mahafinaritra e 🙌

    • @kapsily
      @kapsily 2 месяца назад

      Siora be. Ho asiana matetika mihitsy ato ho ato ;)

  • @stephannsrak4376
    @stephannsrak4376 2 месяца назад

    Ovina ny grama manaraka azafady oooh??

  • @jogiorno
    @jogiorno 2 месяца назад

    pourquoi tu ne perce pas frr ps: bon song

  • @DollyHeriniavo
    @DollyHeriniavo 5 месяцев назад

    Sur be rangah kapsily à, tena misy mbola tsy enoko mintsy nefa zarainareo , mankasitraka be🙏

    • @kapsily
      @kapsily 3 месяца назад

      Sixa be namana, Mankasitrana anao nijery 😁Mihezaka hizara foana ato amin'ny RUclips sy eny amin'ny réseaux sociaux anay !

  • @MariusAndria
    @MariusAndria 5 месяцев назад

    🔥🔥🔥

  • @andriann-rak
    @andriann-rak 5 месяцев назад

    Merci ✨🔥

    • @kapsily
      @kapsily 5 месяцев назад

      👊✊

  • @masterclass389
    @masterclass389 Год назад

    Mankasitraka be rangah! tsy ampy olona toa anareo izao ity tontolon'ny rapgasy ity

  • @jeandedieurazafinantenaina410

    Misaotra e

    • @kapsily
      @kapsily Год назад

      Mankasitraka be

  • @brandydobie2722
    @brandydobie2722 Год назад

    Promo_SM

  • @MalagasyMozika
    @MalagasyMozika Год назад

    Mahafinaritra fona lesy ny thèmatique ato..tokony omena dimension sy visibilité kokoa..kopa tanàna

    • @kapsily
      @kapsily Год назад

      Mankasitraka indrindra anareo THT :) Misaotra manome force!

  • @fxvirtuoz
    @fxvirtuoz Год назад

    ce mec a des textes magiques

  • @akonlook-alike4572
    @akonlook-alike4572 Год назад

    Bien bien 👍 👏

  • @riowaddison8113
    @riowaddison8113 2 года назад

    C'est bien que tu film le cancer d'Orelsan ! Je n'ai pas pu voir😕

    • @asani7151
      @asani7151 Год назад

      GWORL c'est concert PTDR.

  • @MalagasyMozika
    @MalagasyMozika 2 года назад

    Mlay b le concept ! #force be e $phynx

    • @kapsily
      @kapsily 2 года назад

      Merci pour la force $phynx :)

  • @masterclass389
    @masterclass389 2 года назад

    Tena mahafinaritra loatra namana ah,tohizo tohizo....miandry ny tohiny izahay dia aza elanelanina be ny fivoahany😂😂mankasitraka fa tsy ampy otrany itony mihitsy eto amn tanàna🙏🏼🙏🏼🙏🏼🙏🏼

    • @kapsily
      @kapsily 2 года назад

      Misaotra indrindra! Ho tazominay ilay Recap 6 mois aloha dia karazava ncontenus hafa no eritreretina atao ao anatin'izay :)

  • @rapgasyarchives4965
    @rapgasyarchives4965 2 года назад

    Tohizo fa tsara , ataovy mismisy , dia bon courage

    • @kapsily
      @kapsily 2 года назад

      Misaotra amin'ny fanohanana @RAP GASY Archiva . Adino kely ianareo tanaty voix off fa manohana an'ny zavatra ataonareo ho an'ny kolotsaina koa izahay. Siora be.