NY TENA FIADANANA | Fenohasina ANDRINIRINA | Madagascar Christian Television (MCTV)

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 12 сен 2024
  • 𝗡𝗬 𝗧𝗘𝗡𝗔 𝗙𝗜𝗔𝗗𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 👌
    Ianao ve miadana ? Miankina amin'ny inona ny fiadananao ? 😊
    Betsaka ireo mikatsaka fatratra ny fiadanana kanefa tsy manana an'ilay fiadanana maharitra; fantaro fa ny fiadanana dia tsy avy amin'ny vola , ny fananana , ny fitafiana sns,... zavatra tsy maharitra daholo ireo ary tsy manome anao ilay TENA FIADANANA
    Ato anatin'ny fandaharana 𝐅𝐀𝐍𝐓𝐀𝐑𝐎 𝐍𝐘 𝐌𝐀𝐑𝐈𝐍𝐀 anio dia zarain'ny mpanompon'Andriamanitra anao ny atao hoe 𝗧𝗘𝗡𝗔 𝗙𝗜𝗔𝗗𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 , ilay fiadanana marina , ilay fiadanana lalina ao anaty izay katsahin'ny olona fatratra sy ahoana ny HAHAZOANA AZY.
    Aza variana , jereo ny fandaharana hahafahanao miaina sy manana ilay 𝗧𝗘𝗡𝗔 𝗙𝗜𝗔𝗗𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔.
    Misy TompoNy ny fiadanana ary Izy afaka manome izany anao maimaimpoana ! 😉✨
    Ny fandaharana dia :
    - Afaka arahinao ihany koa ao amin'ny site-ny MCTV
    - Na ihany koa ao amin'ny facebook
    👉Raha mila fanazavana na misy fiaraha-miasa tianao atao dia afaka alefanao ato amin'ny : contact@mctv.mg
    #fiadanana #miadana #Fenohasina #Andrinirina #fantaronymarina #Jesosy #mctv #Madagascar #christian #television #clip #evangelique #toriteny #fampianarana #Jesoa #Andriamanitra #kristiana #Malagasy #Madagasikara #Kristy #Gasy #Fiangonana #mpino #fandaharana #vaovao #chretien #jesus #hira #fiderana #africa #gospel #revival

Комментарии • 1