MADAGASCAR, élection présidentielles 2018 FMI Malagasy tohanan'i Joël RAVOAHANGY

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 16 окт 2018
  • FIDIO NY KANDIDA 6 Jean-Jacques RATSIETISON, natolotry FMI MALAGASY. Diniho tsara “RUclips RATSIETISON RECORD TV MADAGASCAR” fa ao i Andriamatoa RATSIETISON Jean-Jacques no mamela-velatra ny programany sy ny social-mbaokany ,. Izao ny fotoana tsara hifidianana olonavaovao. Ny kandida 6 Jean-Jacques
    RATSIETISON dia olona vaovao mitondra hevitra vaovao hanova tanteraka ny fiainan-tsika Malagasy 24 tapitrisa, iray volana monja hitsanganan’ny governementany raha voafiidy ho filoham-pirenena izy. Ary efa nametraka fialana izy raha tsy tanteraka izany. Engagement sady contrat goàvana be izany Tompoko. Aza misalasala : fidio ny kandida 6 Jean-Jacques RATSIETISON. Masina Madagascar ! Joël RAVOAHANGY-ANDRIANAVALONA.

Комментарии •