Miarahaba Tompoko, Mampahery ary tena tsara be ny tonony na ny feo, na ny mpihira, tena mandresy lahatra ary mahakasika ny fo. Misaotra ny mpamorona sy ny mpihira ary ianareo nikarakara rehetra. Azo hiraina olon-tsotra ve ilay hira azafady? Misaotra mialoha 🙏
Tompo o ! Mino izahay fa efa noraisinao tokoa ny fiainanay 100% eo ampelatananao satria hoy IANAO hoe "OMEO AHY NY ADINAREO FA IZAHO NO HIADY HO ANAREO FA IANAREO MANGINA " Misaotra indrindra JESOSY o !!!!
Ohatran'ny nientanampo za dia nataoko ilay izy.... Lo que me duele a mi jesus Me voy a dar todos a ti Y quando lloro,yo senor Puedes sanar, mi corazon Y limpia todo de mi Porque yo soy seres humanos Eres El Dios de este mundo Y Tu saves lo mejor--Y el poder de tu sangre-----Te suplico,querido Padre----Y la manana que nunca save---Tal vez a Ti que yo dejo---Quando se llegua el invierno Me quedo aqui---En Tus lado---Me doy a Ti, toda mi vida---Porque eres mi salvador.. Me siento bien, volver a ti.....( Ty ilay farany, fa soa ny eo antananao) Refrain io ry zareo, ilay misy chorale. Tsemboka ihany fa fanina kely t@ fiverimberenany ilay izy, fa Dera ho an'Atra irery ihany.
@@antso5845 The Colombian Pastor loved it so. Un Pastor que se llama Gilberto. Puedes decir algo pero yo hablo Espagnol!!!claro????y si queres que hablo asi, esta bien....
nihaino hira fidera teto @ you tube aho no naheno sy nahazo ity hira ity, ary tena nambabo ny foko tokoa ka nozaraiko. Misaotra ny mpamorona sy ny mpihira fa tena mamelona aina tokoa. Mahefà be @ asan'ny Tompo fa tsy ho foana tsy akory ny fikelezana aina ataonareo. Jesosy homba sy hitahy anareo tompoko!
Que Le Seigneur Jésus Christ vous bénisse et vous garde c est la première fois que j ai entendu sur you tube cette chanson évangélique France le 11 Avril 2023
Kory aby ! Verbe "craindre" = miampy complément d'objet direct (ex : craindre quelque chose, la chose que j'ai crainte). Le pronom "dont" s'utilise avec un complément d'objet indirect (ex : j'ai besoin de quelque chose, la chose dont j'ai besoin). Mety ilay tonon-kira fa tsy diso akory !
tena mandresy lahatra ilay tononkira ary hafa ihany ny midera ny Tompo @filaliana-fitsikiana (mila mametraka ny fiainana manontolo eo am-pelatanany tokoa isika satria mandalo ihany izao fiainana izao sy ny filàny)
THANK YOU SO MUCH
FANJA&FRÉDÉRIC VOIZE ⚘💫💫
Cette chanson m'a beaucoup marqué, m'a accompagné lors du décès de mon père ❤
Magnifique chanson...
Mamelombelona, mampahery.
Deraina n'y Tompo! Misaotra anareo mampiasa talenta
je suis tout ébloui,, ,rien à dire c est une très belle chanson .
Tsara loatra ty hira ity mapahery tokoa na tonony na ny feony❤
Seigneur j ai tout remis entre tes mains car tout est bien entre tes mains.Amen
Misaotra indrindra tompoko. Mampahery tokoa🙏🙏🙏
🎉🎉😊Napetrako eo antananao ry RAiko ny entana izay nolanjaiko, ny sento mampanahy, na fifaliana na tomany
J’adore. Soa ny eo an-tananao Ray o!
Il n'y a que Dieu qu'on adore. Pour autre chose on dit "on aime"!😊
Merci beaucoup 🙏🙏❤️❤️❤️
Magnifique.Remerciements particulier à Hariliva Ratoanina pour la voix solo , pleine d'émotions.❤
Tena soa ny eo an-tananao🙏🔥
Hira nataony chorale Fiderana tamin'ny mariazinay. Misaotra Tompo apetrakay tokoa Aminao ny fiainanay.
Tsara lotra re ...❤❤❤
merci Seigneur de me faire découvrir ce chant je suis dans le détresse mais je sais que TU es toujours avec moi AMEN!!!!!
que ce soit la mort ou la vie ....... car tout est bioen entre tes mains . Merci Seigneur
Tena tsara loatra ❤️
Mampahery foana isaky ny mihaino azy 🙏
Tena mamiko ity hira ity,merci
Fa soa ny eo an-tananao..tsara loatra, mampahery be
Tena mahay ireto chorale ireto tena chapeau
tsy very, tsy manana fanahiana
Mankasitraka e tsara tena tsara
Miarahaba Tompoko,
Mampahery ary tena tsara be ny tonony na ny feo, na ny mpihira, tena mandresy lahatra ary mahakasika ny fo. Misaotra ny mpamorona sy ny mpihira ary ianareo nikarakara rehetra.
Azo hiraina olon-tsotra ve ilay hira azafady?
Misaotra mialoha 🙏
Azo atao rehefa manome voninahitra an'Andriamanitra! Ny olon-tsotra afaka manome voninahitra an'Andrimanitra!
Tsara loatra sy marina loatra, Merci mon Bon Dieu
j'ai tout remis entre tes mains Seigneur
Tena tsara Merci infiniment
j'ai tout remis entre tes mains Seigneur. Amen
Tompo o ! Mino izahay fa efa noraisinao tokoa ny fiainanay 100% eo ampelatananao satria hoy IANAO hoe
"OMEO AHY NY ADINAREO FA IZAHO NO HIADY HO ANAREO FA IANAREO MANGINA "
Misaotra indrindra JESOSY o !!!!
Mamelombelona fanahy. Misaotra
Kanto loatra izany hira izany
Tsara ary mampahery .Mankasitraka.
tato amin'ny RUclips no nandrenesako voalohany ity hira ity fa dia lasa tsy afaka ao am-bavako, tena nahakasika ny foko
Tiko lotr ty hira ty!! Mampahery ahy manokana ny mihira azy
Mahafinaritra mahita choral misy tanora sy Ray aman-dReny miaraka mihira.
Ohatran'ny nientanampo za dia nataoko ilay izy....
Lo que me duele a mi jesus
Me voy a dar todos a ti
Y quando lloro,yo senor
Puedes sanar, mi corazon
Y limpia todo de mi
Porque yo soy seres humanos
Eres El Dios de este mundo
Y Tu saves lo mejor--Y el poder de tu sangre-----Te suplico,querido Padre----Y la manana que nunca save---Tal vez a Ti que yo dejo---Quando se llegua el invierno
Me quedo aqui---En Tus lado---Me doy a Ti, toda mi vida---Porque eres mi salvador..
Me siento bien, volver a ti.....( Ty ilay farany, fa soa ny eo antananao)
Refrain io ry zareo, ilay misy chorale. Tsemboka ihany fa fanina kely t@ fiverimberenany ilay izy, fa Dera ho an'Atra irery ihany.
excelente traducción
Aàà00m
@@antso5845 The Colombian Pastor loved it so. Un Pastor que se llama Gilberto. Puedes decir algo pero yo hablo Espagnol!!!claro????y si queres que hablo asi, esta bien....
Merci Seigneur, celà me concerne vraiment !
nihaino hira fidera teto @ you tube aho no naheno sy nahazo ity hira ity, ary tena nambabo ny foko tokoa ka nozaraiko. Misaotra ny mpamorona sy ny mpihira fa tena mamelona aina tokoa. Mahefà be @ asan'ny Tompo fa tsy ho foana tsy akory ny fikelezana aina ataonareo. Jesosy homba sy hitahy anareo tompoko!
Que Le Seigneur Jésus Christ vous bénisse et vous garde c est la première fois que j ai entendu sur you tube cette chanson évangélique France le 11 Avril 2023
na velona aho na ho faty eo am-pelatananao
Napetrako eo an-tananao tokoa !!
Dera sy laza ho anao JESOSY , ALLELUIA
Izany no hadika main fomba fizery ny siekla ankehitriny oe "LACHER PRISE"
J'adore
Il n'y a que Dieu qu'on adore mais les choses on aime
AMEN!
Mankasitraka nizara
❤️
SALAMA DOLY, iza kay no manana anl&y hira hoe, "izaho tsy hiandry fitahiana miavaka" mitovitovy amzay le tonony,
❤❤❤
fa soa ny eo an-tananao
Mety mahazo ny partition'ilay hira Entre tes mains d
Ve azafady tompoko. Tena tsara ilay hira
+Harymamy rajaonah
www.google.fr/url?sa=t&rct=j&q=&esrc=s&source=web&cd=2&cad=rja&uact=8&ved=0ahUKEwjo7v-Q3vbLAhUCSRoKHZGCCNEQFgghMAE&url=http%3A%2F%2Ftsifarifera.free.fr%2FConcert%2520ERF%2520POISSY%2FPartitions%2FEntre%2520tes%2520mains.pdf&usg=AFQjCNEcXVnibw9gRxzAfnm1KveO7ekWVw&sig2=yYb0fGVPqzBhCbjupLzKvw
@@lalarasoloarijao1909 misaotra tompoko
Tsara ny mialoka aminy Tompo
Raha tsy napetraka teo an-tananao tokoa ny fiainako ry Tompo fia tsy toa izao. Misaotra Tompo
Yy.
Tsara. Fa hita ny tanan'ilay soliste oe misy soratra dia masosotra
Tsy tavaratra akory izy aleo atao mazava tsara
tsy oe tavaratra kan...anti sèche lé izy, dé makamo
Tonon-kira angamaba io ka.
Montaharison
Nofidina hiraih''izy mianadahy avy tà fanamasinana ny Mariazy ny zandriny , zokiny
Isaorana ny Tompo
afaka mba mahazo ny SOLFA an'io ve tompoko?? mankasitraka mialoha :)
+Ando Andrianaison
www.google.fr/url?sa=t&rct=j&q=&esrc=s&source=web&cd=2&cad=rja&uact=8&ved=0ahUKEwjo7v-Q3vbLAhUCSRoKHZGCCNEQFgghMAE&url=http%3A%2F%2Ftsifarifera.free.fr%2FConcert%2520ERF%2520POISSY%2FPartitions%2FEntre%2520tes%2520mains.pdf&usg=AFQjCNEcXVnibw9gRxzAfnm1KveO7ekWVw&sig2=yYb0fGVPqzBhCbjupLzKvw
misaotra indrindra tompoko , mankasitraka
tiko be makasika ny fo misaotra tompoko
En quelle langue est cette louange? En tout cas c'est tout simplement magnifique...
En malgache après c'est en français
Both lyrics and tunes are simply great!!!
mbola tsy misy instrumental nga io hira io azafady?
Mbola tsy misy eto @ youtube araka ny fahalalako
miarahaba tompoko ; sao mba misy manana feonkira tsy misy tonony isika
tahin ny Tompo daholo.
ao tsara ka. Fa tsy tokony hoe ' ce dont je crains ve?"
aline arisoa izay mihitsy ny tonony j'ai craint, t@ passé ilay crainte fa tsy présent intsony (je crains)
ilay¨"dont" no fanamarihako à la placa de "que" ka !!
On peut avoir les partitions de l'introduction svp ?
www.google.fr/url?sa=t&rct=j&q=&esrc=s&source=web&cd=2&cad=rja&uact=8&ved=0ahUKEwjo7v-Q3vbLAhUCSRoKHZGCCNEQFgghMAE&url=http%3A%2F%2Ftsifarifera.free.fr%2FConcert%2520ERF%2520POISSY%2FPartitions%2FEntre%2520tes%2520mains.pdf&usg=AFQjCNEcXVnibw9gRxzAfnm1KveO7ekWVw&sig2=yYb0fGVPqzBhCbjupLzKvw
En solfège uniquement
Ilay tonony no tena mazana. Iza no nanoratra azafady? ...........Tsara foe be ilay ramatoa.
+meu viver
Adapation : SAD Ramarokoto
Paroles : Marie Henrioud
Tsara loatra ity hira ity... mambabo fo sy mandresy lahatra mandrakariva... tsy mety lany lefy.. Misaotra tompoko.
Kory aby ! Verbe "craindre" = miampy complément d'objet direct (ex : craindre quelque chose, la chose que j'ai crainte). Le pronom "dont" s'utilise avec un complément d'objet indirect (ex : j'ai besoin de quelque chose, la chose dont j'ai besoin). Mety ilay tonon-kira fa tsy diso akory !
9
(y)
Roberto RAJAOFETRA ANDRIANAINA ramora favoris
Ramora favoris

.
AMEN !
❤❤
❤