⁉️Rakotondrazafy Lalatiana Henriette: Ho tendrena ho ambasadaoro atsy amin’ny Nosy Maorisy ⁉️

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 30 сен 2024
  • Rakotondrazafy Lalatiana Henriette: Ho tendrena ho ambasadaoron’I Madagasikara atsy amin’ny Nosy Maorisy hisolo ny Jeneraly Camile Vital I Rakotondrazafy Lalatiana Henriette rehefa tsy lany tamin’ny fifidianana solombavambahoaka farany teo raha ny nambaran’ny loharanom-baovao avy ao anatin’ny fitondrana, ary nohamafisin’i Fleury Rakotomalala. Tsy manaiky io toerana omena azy io anefa ity Filohan’ny antoko Freedom ity fa mangataka ny ho tendrena hiasa any Paris France, ka na ho Ambasadaorin’I Madagasikara any amin’ny UNESCO Paris haka ny toeran’I Yvette Sylla, na ho tendrena ho mpanolotsaina voalohany na Premiere conseillere ao amin’ny Masoivohon’I Madagasikara ao Paris no voalaza fa angatahany.

Комментарии • 45

  • @ChristRarima
    @ChristRarima 3 месяца назад +6

    Mba tokony ho saropiaro koa i Mialy Rajoelina amin io fitiavan i Andry an i Lalatiana io an

  • @raymonderakotomalala3380
    @raymonderakotomalala3380 3 месяца назад +5

    Tena fanjakana tsy misy ATI Doha raha manaiky n'y sitrapo iBemolotra sa raha manaiky Radomelina Dia mazava fa hitsikitsika n'y Mandy hoavy fa ao ra mba Tongava saina Rajoelina ianao v président Dia ho baikony Lalatiana sa kosa vous êtes amants et en plus c est elle qui choisi son poste pas normal

    • @minosyrasoa4255
      @minosyrasoa4255 3 месяца назад

      Mampiasa loha anareo mintsy ilay lazaina fa be molotra e?

  • @ChristRarima
    @ChristRarima 3 месяца назад +3

    Hajao ny safidinay vahoaka dia araho sy hajao ny lalàna , ary matahora an Andriamanitra . Mahantra ny vahoaka

  • @leilarakotoson9820
    @leilarakotoson9820 3 месяца назад +1

    Ary maninona raha ampitaingenana, teleferika e😂😂😂😂😂😂😂 sady eny ambony be elle se plane

  • @ChristRarima
    @ChristRarima 3 месяца назад +1

    Tsy misy atokisanay anareo intsony fa ny safidinay aza natakalonareo tsy nohajainareo akory. Malahelo izahay vahoaka, aza atao tsinontsinona fa mba matahora ny ao ambony

  • @dorotheerichard7632
    @dorotheerichard7632 3 месяца назад +2

    Bé n'y ho tapaka lalam- drà s'y ho lasa adala hanary lamba zany..

  • @leroabalita687
    @leroabalita687 2 месяца назад

    Que voulez vous lorsque on a un président vaurien un régime de filou le pays s enfoncera

  • @ChristRarima
    @ChristRarima 3 месяца назад +1

    Mba omeo ny fitaovana hampiasainay koa izahay vahoaka hialana amin izao kapoakambary lafo izao ary ianareo mpitondra ve tsy menatra ny fahantrana mahazo ny gasy no mbola milingilingy ,

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p Месяц назад

    Vao miala eo lalatina de mivoka daholo ny secret rehetra

  • @JeanmarieRama
    @JeanmarieRama 2 месяца назад

    io vevavy io anie no filelin drajoel rehefa maimaika iny e !
    Tsy azony alefa lavitra ny zaimaikany

  • @RamanambitanaTahinjanahary
    @RamanambitanaTahinjanahary 3 месяца назад +1

    De ra mody torana eo indray de aona

  • @JeanmarieRama
    @JeanmarieRama 2 месяца назад

    Inona ary ny maha sahirana an le botabe ty izay ho avin i lalatiana ?
    Avelao izy ihinan emaniny atory eny ambany tetezana otran ny rehetra

  • @HaingoSahondra
    @HaingoSahondra 2 месяца назад

    De inona fotsiny zany. Tsy zay lazaini olona ono 😂

  • @MargueriteSoatssra
    @MargueriteSoatssra 3 месяца назад +1

    Au punaise mitana fiainany fitondrana

  • @erickambrosi1464
    @erickambrosi1464 2 месяца назад

    Henriette, je sais que tu est mal aimé ,mais moi je tadiavy beaucoup hein ?

  • @lalamionnet2822
    @lalamionnet2822 2 месяца назад +1

    Elle en sait trop

  • @ChristRarima
    @ChristRarima 3 месяца назад +1

    Fa i Lalatiana ihany ve no hitadiavana asa fa ny hafa koa omeo toerana

    • @minosyrasoa4255
      @minosyrasoa4255 3 месяца назад

      Nareo no te hiasa loha am Mme Lalatiana any ko. Olona efa aratsiana tsisy otrizany de mbola tsy afapo ihany ve? Mba ratsy fo nareo zany ka

  • @ChristRarima
    @ChristRarima 3 месяца назад

    Aza badoinareo izahay vahoaka. Raha mafy ianareo vonjeo izahay tantsaha,fa efa farany mahantra ka tsy mahamenatra anareo mpitondra ve izany

  • @Atsikajiaby5
    @Atsikajiaby5 2 месяца назад

    Hafa mihitsy ny politika eto Madagasikara mba tsy ilazako hoe zava-doza mahasosotra

  • @rivoramamonjiharison151
    @rivoramamonjiharison151 3 месяца назад

    Izahay taloha nidongy rehefa somary tsy ampy S hatao goûter ny Ray Aman - dReny. ...
    Dia alazanay koa ny zokinay rehefa tsy manampy anay.

  • @victorymoon2997
    @victorymoon2997 2 месяца назад

    Ô ô ô mahay Zay tokony ataony n'y président topoko ô

  • @hermannstamm5237
    @hermannstamm5237 3 месяца назад

    Ity lehilahy ity ary mba ohatrinona no vola rsisiny @ ity mitsikera ity
    Jerevo ity izy miaharatsy miahantitra ,nefa ny olona tsikerainy mandroso be

  • @ChristRarima
    @ChristRarima 3 месяца назад

    Fa toy ny olondrehetra resy dia mipetraha raha manakambo

  • @arjencka
    @arjencka 2 месяца назад

    Mangemahema be pozin raprez zany😂😂😂

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg 3 месяца назад

    Aza halefa mivoka n'y Madagascar n'y olana tsy manjarry antsika fa so de angalabaraka de atorony Aby Rahat juabye indrindra fa aty Maurice mibaradaka akeo IZY tam Ramily iny IZY EFA nahomby hely tam fitondrana

  • @nirinaprovost2064
    @nirinaprovost2064 3 месяца назад

    Tsy misy olona hino azy io koza koa miala @ gouvernement io

  • @ChristRarima
    @ChristRarima 3 месяца назад

    Efa nagalarinareo HCC ny vatonay no navadikareo ny vato ,ny safidinay, miesora teo raha tsy hijery anay mahantra fa mihaingo ambony tsikoko, mahalalà menatra, mahantra ny gasy. Fa ianareo mpamadika ny safidimbahoaka no tena mahatra nojo izahay, mba hajao ny maha olombalona anay tompoko fa tsy rariny izao

  • @ChristRarima
    @ChristRarima 3 месяца назад

    Omeo toerana avokoa ary ireo nanglalaranareo vato fa tsy lalatiana ihany no itadiavanareo toerana ry kely finoana

  • @ChristRarima
    @ChristRarima 3 месяца назад

    Olona tsy mena mivadika io ka mitandrema ihany ianareo tsy hanenina, sa inona no ambadik izao, mampisaina ihany an

  • @ChristRarima
    @ChristRarima 3 месяца назад

    Itadiavo toerana koa ireo rehetra nihintsana fa tsy i Lalatiana ihany raha tena mafy ianareo sa inona no antony sy ambadik izao , ataonareo lalaonjaza tokoa ity firenena. Hany ka zahay vajoaka no badoina ,nefa tsy ekenay izany

  • @margueritephilibert6105
    @margueritephilibert6105 3 месяца назад

    Hiboly rshsrsha maloto jisby .Lalatina elle tien le ..sshirana ny mpitondra mafy izy tsy hainy ny mpitondra ny stao mafy nohony mpsnohitrs bravo madame

  • @pppppp2558
    @pppppp2558 2 месяца назад

    Tsy hiala aho hoy aho !

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg 3 месяца назад

    Raha maharaka tsara ny teniny

  • @ChristRarima
    @ChristRarima 3 месяца назад +3

    Fa iza loatra amin i Andry Rajoelina i Lalatiana no itadiavana asa, ianao ihany no halainy baraka fa milalaova aminy ho hitanao tokoa

  • @ChristRarima
    @ChristRarima 3 месяца назад

    Ianareo HCC mpamadika no fototrizao fahantranay vahoaka izao,
    Mba hajao ny safidinay hanajanay anareo. . Mahantra toetsaina ianareo ka henoy ny feonay vahoaka ampahantrainareo ty ,

    • @DARIVONY
      @DARIVONY 3 месяца назад +1

      Ary ireo HCC Nenin'ny HVM antsokosoko teny Mantasoa tamin'ny 2014 ???

  • @noaxpixfull7880
    @noaxpixfull7880 3 месяца назад

    Président sans couille

  • @hantabernadettepothin1298
    @hantabernadettepothin1298 Месяц назад

    Grave Koa Ty .

  • @joffreparsonrabemanantena9457
    @joffreparsonrabemanantena9457 2 месяца назад +1

    Inona no problème nareo @ Mme Lalatiana e! Aleo izy ministre ihany e! Io no tena promotrice ao @ gouvernement ao

  • @vazimbatongasaina5061
    @vazimbatongasaina5061 3 месяца назад

    Kitabozin reto,foza pory ts manjary maty reto

  • @minosyrasoa4255
    @minosyrasoa4255 3 месяца назад

    Mampiady olona sisa no ataonareo. Noharatsiana loatra i Mme Lalatiana nefa toa tiana ho récupérerna ndray. Matahotra angah nareo sao hahazo fonction ambony eo ndray izy dia ny mampiady azy am ANR sisa hevitra hitanareo? Aza manao resajaza raha tsy mikatona lohamalemy tokoa e! Sarotra ihany le toerana nisy azy tam fanaratsiana tsisy fetrany de votre part nefa zao nareo toa mila azy ndray. Hita hoe miantso azy an kolaka mintsy aza ko. Tohizo foana ny fanaratsiana olona fa ny tsara atao aza manampetra koa maika moa ny ratsy e! Mba saino ihany koa ilay toerana hodiana ramose fa sao ho lany ihany ilay antoko mpandroaka vahiny io an! Sa en règle tsara ny taratasinao?

  • @iarilantomichelrasolofondr6481
    @iarilantomichelrasolofondr6481 2 месяца назад

    Fa inona ny olana raha lasa ambasadaoro ilay olona e - 1/ Fahefana feno ny Filoha manendry izay tiany atao ambasadaoro malagasy 2/ aleo mahita azy misintaka aloha toy izay mampisy resabe eto amin'ny tanana