FANAMBARAN'NY FILOHAM-PIRENENA, MIKASIKA NY FITOHIZAN'NY HAMEHANA ARA-PAHASALAMANA

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 30 сен 2024
  • Laharam-pahamehana ny fiarovana ny fahasalamana sy ny ain'ny vahoaka: Tohizana ny hamehana ara-pahasalamana mba hitazonana ny ezaka efa natomboka izay hita fa nahitam-bokany tsara amin'ny fifehezana ny fiparitahan'ny valan'aretina coronavirus.

Комментарии • 46

  • @marcellerazaiarimanana6133
    @marcellerazaiarimanana6133 4 года назад +4

    Tsara ny kabary saingy ny valiny ny test natao t'@ireo sino 35 teo mahamasina oa to tsy ba lazainao mihintsy e fa maninona e de tsarovy fa hiditra @ny hatsiaka (hiver) zao i mada

  • @meltineniaina1048
    @meltineniaina1048 4 года назад +4

    LE ANY AMIN'NY FOKOTANY ANDRIAMATOA FILOHA NO TENA FOSITRA TSY MAMPILAMINA NY FITSINJARANA A. MANGALATRA. JEREO KELY DIA SAZIO SATRIA MANGALATRA. NY FIFAMPIFEHEZANA ISAPOKOTANY ANEFA NO TENA MANAMPY HIADIANA AMIN'ITY ARETINA ITY.

  • @abiotterafilo3778
    @abiotterafilo3778 4 года назад +1

    Anao anie Andry Rajoelina DOUBLON nampiditra io aretina io teto Madagascar, eo anao magnano sary verijery, tsy nakatona ny sisintany Malagasy koa tsy niditry io aretina io, avoahy amizay vola fanampina ny malagasy 167 millions de dollars avy taminy FMI sy 300 millions de dollars avy taminy FOND BAYEUR INTERNATIONAL fa tsy ageloko nao fa zahay vahoaka madinika mosary.

  • @venustalc826
    @venustalc826 4 года назад

    Tena tsara be ny Fanapahakevtra Noraisinareo Atoa FILOHA !!TANORA IANAO fa MiSAINA: "LOHARANO: "dia Tena Vohafehy ao dahalo no Fototra iaingana any Fiarahamnn mirindra ! FILAMATRA ! Mankasitraka Atoa FIlOHA !ANDRIAMANITRA anie HOMBA ANAO sy Ity TANINDRAZANTSIKA MALALANTSIKA ity sy ny MPIRAITANDRZANA Na Tsimaintsy ms fn ny MANINGANA lalampiainana zn tsi atao Hahakivy! MANKAHERY ANAO FONA no MBA Azonay atao.

  • @jeanbessonprosper8221
    @jeanbessonprosper8221 4 года назад +5

    Misaotra betsaka Atoa Filoha nay Malagasy ary felicitation avec un grands respect ho anao Filoha dia mankasitraka ny Docteur rehetra sy isika rehetra niara nisalahy nanohana ny Filoha ntsika t@hetsika rehetra isany ambaratongany avy!Aoka hitohy ny ezaka tsara karaha zao ary indrindra hifankatia atsika Malagasy fa tena vahoaka Hendry!Ny Tompo Jesosy anie no homba sy hiaro antsika rehetra ary mirary fampaherezana sy fahasalamana feno ho an ilay mbola manaraka fitsaboana !!!Mpandresy Tsika Malgasy satria zanak Andriamanitra !!Miarahaba Pasteur mivady ny Tompo anie no hitahiry anareo hatrany!!misaotra Tompoko!!!!!!

  • @faouziaissilamou9486
    @faouziaissilamou9486 4 года назад +1

    Je l'adore ce président bonne continuation président, respect grâce à cette interview j'ai un peut d'espoir pour mon grande îles qu'il soit protègé de cette épidémie et grâce à toi Mr le président mon inquiétude en vers ma mère qui se trouve toutes seul la bà mes familles mes amis et toutes les malagasy vont être en sécurité de cette épidémie. Je suis loin ici à France mes tout mon coeur et mes prières sont envoyé vers mon pays madagascar 🙏🙏🙏🤲🤲 que Dieu te guide de trouve une bonne idé pour protéger mieux les population malagasy et que Dieu soit avec toutes les malagasy tsy ankanavaka. 🙏🙏🤲🤲💕

  • @jojorasoa919
    @jojorasoa919 4 года назад

    Ô rey olona ô ! Ny toe-tsain'ny Gasy ange dia toe-tsaina mpitarika posy sy mpivarotra friperie ary mpivarotra anana eny amin'ny "tretoara" e ! ... RAHA MBOLA MISY MINISITRA MILAZA HOE "TSY VOATERY HO FATY IZAY MAHAZO AN' io coronavirus io" dia tsy hiraharaha izay fihibohana izany Gasy e ! ...

  • @andreeulaliesylvana2940
    @andreeulaliesylvana2940 4 года назад +3

    Bonjours président Makasitraka betsaka Hoan ao ary mivavaka hoanao sy ny Akonanao rehetra indrindra fa ny gasy tsivakivolo rehetra mba hanaja ny teninao sy hafatra natahonao sy ny protocole rehetra mba soa ny be sy ny Maro Andriamanitra Andriananahary lehibe indrindra anie hapiavana antsika rehetra @ izao fotohana sarotra izao Mahereza daholo isika rehetra mary mivavaka miaraka sy hanetry Tena @ fivavahana sy ny fifakatiavana sy ny fanapiana Hoan’ y tsirahirahy avy Makasitraka ianareo rehetra 🙏

  • @francoistongasoa5219
    @francoistongasoa5219 4 года назад +1

    mba asio fanaraha-maso ny membre Fonkotany sy ireo voamera fa maro ny tsy mety surtout aminy sociale mbahoaka r ry Rfanja mamim-mbahoaka

  • @oliviaflorence6248
    @oliviaflorence6248 3 года назад

    Afaka mba Rahoviana vao hisokatra Ny Sidina Anabakabaka fa zaho aty antany lavitra efa te hody misaotra les Mrs Président 🙏🙏

  • @priscanana9336
    @priscanana9336 4 года назад +4

    Le olona na manao ny filo na tsimanao de mahazo tsiny le gasy de mapalaelo toetsaina

  • @tombosoafelaniainaramangas5047
    @tombosoafelaniainaramangas5047 4 года назад

    Isaorana Andriamanitra namonjy antsika Malagasy.
    Ankasitrahana feno ianao Mr le président nanaiky ho fitaovana ka naneho fitiavana ny vahoaka iandrekatanao. Misaotra t@ fandraisana andraikitra lehibe, sy ny heripo anananao. Isaorana koa isika Malagasy rehetra tsy ankanavaka nanaiky ny fandaminana sy mbola hanaiky hatrany ny lamina apetraka ho fiarovana ny aina. Samy mahereza ary dia miombom-bavaka hatrany hatrany isika.

  • @gorettiarimanana5088
    @gorettiarimanana5088 4 года назад

    Isaorana Andriamanitra mbola velona isika mianakavy, misaotra anao Président miahy ny vahoaka, manao ireo ezaka maro iarovana ny vahoaka, misaotra anareo mpiara-miasa aminao ihany koa, mivavaka ho anao sy ny mpiara-miasa aminao isan'andro izahay indrindra ianareo mpitsabo, koa mahaiza mankasitra isika rehetra fa aza mandany fotoana manakihana fa tsy fotoanan'izany izao fa fifanampiana sy fiombonana ary fifanohanana no ilaina, mba manàna FO NOFO e, merci

  • @tire7826
    @tire7826 4 года назад

    Ho anzay manakina dia tsara ihany manaraka ny zavamitranga any Italie sy Espagne ary efa manomboka ko États Unis eeeee mba araho hoe firy ny maty isanandro de ampy handinihana eeee efa aretimandoza io ve de mbola mana RATSY ihany sa ve defa coronavirus mitsy ny lohatsika e

  • @olivierrazafindrakoto5291
    @olivierrazafindrakoto5291 4 года назад

    Nareo ve kay mba mahazo? Ohatran'ny vao maika maizina?

  • @jeanrazafindrakoto909
    @jeanrazafindrakoto909 4 года назад

    Miaky koa aho zay hoy mija,tsy hita tsony ze lazaina, lany morse,mila mivavaka, tsisy politique,

  • @laurengaha1138
    @laurengaha1138 4 года назад

    Trara raha mbola tohizina ny confinement ny ainy vahoka malagasy satria ny firenetsika mahantra sí ny aretina miparitaka vaomaika isika sahirane be ary betsaka ny olona hamoy ´ny ainy aminy izany ary ny any aminy fokotany tsara ny fanjakana manome andraikitra mila arahina maso ny olona sasany tia tena ary tokony hatao kou fitilyna angaba mety tsy ahitana ny aretina

  • @poupettedaniella4475
    @poupettedaniella4475 4 года назад +2

    Tsara ny fanapahankevitrao Andriamatoa Filoha.. mahereza fa mivavaka ho anao sy ny vahoaka malagasy zahay...
    Fa ny mahagaga ana d le gasy sasany d tena tsy mahay mankasitraka mitsy.
    Ny sasany ndray d tena manararaotra manao hata-piso mitsy. Mba mahalalà menatra eh!!.
    Ny famehezana an'io d miainga amitsika tsirairay fa tsy Andry Rajoelina sy ny tariny akory no tena fototrzany...

  • @jeanrazafindrakoto909
    @jeanrazafindrakoto909 4 года назад

    N'y casé bouche ho any olona voany covid 19,maty aho re razako,tsy vo nisy otrity,Aza de apirorona ny olona

    • @tire7826
      @tire7826 4 года назад

      Bonsoir jereo ange ny olona maty any Italie sy Espagne?

  • @priscanana9336
    @priscanana9336 4 года назад

    Le malagasy de tsimisaina foto dragotrasa lony aza atao atsaina ady @ corona lony zao ny atrehana tompoko vita corona mitohy ny asa tompoko

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 4 года назад +1

    Mankahery anao atrany Président aleho alasa ny holana misy aminy aretina covid19 zaho Andriamanitra be fitiavana hombanao atrany Amen 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬😍!

  • @hasinaratinarivelo887
    @hasinaratinarivelo887 4 года назад +2

    Mankasitraka indrindra Président.Ary hoy ny tompo hoe "Makanesa aty amiko ianareo miasa fatratra sy mavesatr'etana fa izaho no hanome anareo ny fitsaharana".

  • @huguesrazakatiana485
    @huguesrazakatiana485 4 года назад +1

    Heu

  • @rivojoseph9912
    @rivojoseph9912 4 года назад

    Mb nihena koa angamba n asanjiolahy hatramin n nisian n covid 19 zay

    • @rivojoseph9912
      @rivojoseph9912 4 года назад

      0

    • @rojoherilalafandresena6624
      @rojoherilalafandresena6624 4 года назад

      Tena mapanahelo ahy mhts ny filoha fa efa niezaka ary bola te hanohy an le confinement fa le vahoaka no mafy lohabe n'a dia efa miezaka manome fanapiana ary bola ts ampy ihany. Makakery anao mr prezident fa mafy izao ady hatrehanao izao Andrimanitra anie hanome Hery hoanao mandrakariva

  • @priscanana9336
    @priscanana9336 4 года назад +1

    Prézident ba arao maso tsara reny fokotany reny fa reny ny maniba ny asanao tompoko idridra ny fokotany eny abohitsia akaeolava ivanja tompoko fa ratsy toetra idridra nu prézideny fokotany arao maso fa manao kitrano atrano

  • @rasoa82
    @rasoa82 4 года назад +1

    Misaotra ny tompo refa tsy misy aina nafoy,tia antsika Andriamanitra, courage president a

  • @francoistongasoa5219
    @francoistongasoa5219 4 года назад +1

    Aza asiana indra fo fa tonga dia ampidiro amponja izay tratra fa raha tsy manao izany ianareo ho sahirana eto ianareo Rafanja mamim-bahoaka a

  • @jonojono4665
    @jonojono4665 4 года назад

    Malagasy namako mahareta kely arao toromarika president mahereza daholo fa tsianome fahorina zay tsizaka tsika A/tra mahereza mivavaka 🙏🙏🙏🙏🙏🙏

  • @jedidiaraveloarisoa6659
    @jedidiaraveloarisoa6659 4 года назад

    Mankasitraka indridra Mr le Président, hitako hoe mety tena mety daholo lay fanampaha-kevitra!fa tsy tokony hijanona resaka fotsiny izany ho an'ireo mpanatanteraka ety @fotony ambany:ny mpitandron'ny filaminana sy ny eny anivon'ny fokotany satria maro ny olona mafy loha ary raha misy fepetra mafy azo ampiarina aza dia tokony atao satria maro ny tsy mahalala fa mampididoza ty aretina ty. Ohatra maro @olona ety @nay zao no milaza fa aretin'ny mpanakerena ty!dia rehefa mizara lay fanampiana zay mpiandraikitra tompoko dia asaivo mananja lay 1 metatra hatrany, satria farany teo t@ le fanampianao nomenao reny dia avelan'ilay mpiandarikitra mitangorina ny mpivarotena, ny mpanasa lamba, ny olona ze nahazo an'ilay fanampiana!ny mpitandron'ny filaminana tokony handrava ny fitangoronan'ny olona foana, dia tokony hampanaraka an'ny olona foana an'ilay fepetra iny, fa tsy hoe rehefa eny @pharmacie ihany vao hanaja izany!dia ahoana no atao raha te hilatsaka an-tsitrapo @lay loharano tompoko!mivavaka hatrany ho an'ny filoha sy ny mpiray tanindrazana ary tia antsika ry vahoaka ny filohantsika matoa mandray fanam-pahakevitra matotra toy izao kanefa ampio izy, hahafahany manampy antsika! Tia antsika ny Tompon'ny Maro!

  • @jonojono4665
    @jonojono4665 4 года назад

    Merci president makasitraka makasitraka fanapahakevitra anareo ray amandreny malagasy tsivaky volo A/tra manakarem pasoavana ane homba tsika mianakavy 🙏🙏🙏🙏🙏🙏

  • @albertinatsirava1182
    @albertinatsirava1182 4 года назад

    Merci monsieur President izy Andriamanitra anie anampy anao sy tanidrazatsika ary malagasy rehetra courage president 💪💪💪

  • @priscanana9336
    @priscanana9336 4 года назад

    Netsuka fatatra daholo vo corona firu lahy sy vavy de aviaiza misaotra prézideny siny piara miasa rehetra siny pitsabo rehetra ny tompo ombanareo rehetra🙏🙏🙏🙏🙏

  • @lalaobagouet9244
    @lalaobagouet9244 4 года назад

    Mankasitraka indrindra andriamatoa filoha fa voaray ny hafatra

  • @guyras9299
    @guyras9299 4 года назад +3

    Niteny ianao 1 volana lasa fa 5 taona ny fe-potoana nomena ny vahoaka anao , asainao miandry ny vahoaka . Niteny indray ianao tao anaty izao ady mafy amin’ny fahantrana izao andraso aloha ny faha 4 /04/2020 . Afaka 15 andro tsy ho fantatra indray . Efa mazatra daholo izany, ny mpitondra rehetra teo dia tahakanao daholo . Vokany tsy mahasarika ny olona intsony ny mifidy
    Tsy namaoka tarehimarika mihintsy ianao hahafanao manamarina ny fanampahakevitrao sy ny fanjakana (ampitahao ny vinaviana tarehimarika izay mety ho isan’ny maty ao anatin’ny 1 volana rh ts’isy ny confinement sy ny misy confinement) . Izahay dia manana tarehimarika momba izany nefa dia mety holazainao fa tsy mitombona fa ny ianao ihany no marina . Hajaina anie ny Filoha.
    Ny tianay lazaina izany dia conscient tsara ianao amin’ny vokatry ny fidiana sy fihobohana , sy ny coronavirus . Azonao antoka tsara izany fa vitsy kokoa ny ho faty amin’ity taona ity noho ny taona lasa satria ny confinement dia mametra ny olona isan’ny maty eto M/kara hoy ny Filoha.
    Fomba iray hafa koa hafahanao manampakevitra ny sondage consultation de masse . Mety aminao vahoaka eto M/kara ve ny confinement amin’izao valan’aretina izao . Eny sa tsia ?
    Afaka nentiny teny amin’ny Assemblée ny confinement
    Tsara ho fantatra fa matoa tsy misy ny confinement sy ny couvre feu amin’ny ady amin’ny aretina samihafa,sy ny fandriam-pahalemana dia azo antoka efa vita fanadihadiana fa ho vitsy kokoa ny ho faty noho ny misy confinement.
    Ny andraikitry ny fanjakana dia hadinonao fa miady amin’ny fahavalo- pirenena isan’izany ny aretina, fahantrana (chômage,..), fandriam-pahalemana, fanafiana avy any hivelany sns... Izany dia tarafina avy amin’ny alalan’ny tahan’ny isan’ny olona maty na ny espérence de vie , vokatra isam-batan’olona (vahaoka hantsoina faona nefa am-pahantrana) ,ny fanambehazana any-antsekoly izay ao amin’ny IEM nefa dia ampatoriana sy hidiana sy hakamoana.
    Tsy hisy fandrosoana azo hantenaina izany rehefa tsy mahazo miasa e . bon entendeur salut
    Ho antsika mpiara miasa efa misokatra ny fanamby momba ny fanampakevitra ny fanjakana hatramin’ny 18/04/2020 marihana etoana fa rava ny fanamby rh misy fanampahakevitra mivaoka aloan’io daty io

    • @belle-chloesteiner5573
      @belle-chloesteiner5573 4 года назад

      @@RazoRickyKDP
      Ha ha ha!Ilay masque Dia tena miaro a!Ha ha ha!!!😂😂😂

    • @ramiliarifetranarivohajata736
      @ramiliarifetranarivohajata736 4 года назад +5

      rah nanapak hevtr izy we mvern amn laoniny daol n reetr de minoa ah enw manakiana io fa mety ho anisan olona maty enw io ka misaora azy mbl miaro ny ainw fa aza faly anakiana ftsn

    • @nirinasutter5354
      @nirinasutter5354 4 года назад +2

      Aza faly manakihana fa rah ianao no mpitondra de ts mis sahirana na iray aza ngamba nahazo voambary iray ????mora ny manakihana fa France sy Etazonia sns firenena faran matanjak maro ireo aza sahiran mila ts hahita ny lalankombana,izay manao ihan no kihaninan????

    • @lemavorecords
      @lemavorecords 4 года назад +1

      tsikera tsy misy ilana azy ny anao! sorry!
      Raha manana hevitra sy tarehi-marka ianao na ianareo (izay tsoriko fa tsy misy ilana azy izany vinavina tarehi-marika izany) dia manatona eny amin'ny CCO Ivato.
      Efa fantatrin'ny fanjakana anefa ny zavatra ataony, ny ady atrehiny. ary tsy ianao no hiteny hoe rava ny fanamby bla bla bla raha toa ka izao na izao ny zava-misy.
      Ny ain'ny malagasy rehetra no ambony indrindra.

    • @guyras9299
      @guyras9299 4 года назад +1

      @@ramiliarifetranarivohajata736 rRah mijanona ato an-trano tsy mitady vola dia maty. Izaho dia mivaoka manao saro tava faona mandeha mitady vola