Rajoelina dia tsy belazao fotsiny fa revon'ny dokan'ny mpanipy hoditr'akondro milaza azy ho leader indrindra hono ara-diplomatia . Dia roboka ny anao ka sady manantena ny mpamatsy vola mahazatra sy ny financement parallèle. Adinon'i leiry fa "iraisam-pirenena" ny resaka famatsiam-bola. Azo inoana izao fa misy antony mifandraika amin'izany ny tsy mbola fahazahoana ny FRD sy ny FEC . Asa anefa raha voafehin-dra leader izany !!!
Efa niteny matetika aho fa i pere Pedro dia voapempo ka tsy sahy miteny intsony sahala amin'i Sareraka na efa tsapany aza fa ratsy indrindra ny situation misy ankehitriny . Tamin'ny fitondrana HVM izy no niantso ny vahoaka hitroatra "peuple malgache insurgez vous ! Cette situation est inadmissible !" . Tenin'i pere Pedro izay ka mba tsara hitany izao commentaire izao .😎
Rajoelina dia tsy belazao fotsiny fa revon'ny dokan'ny mpanipy hoditr'akondro milaza azy ho leader indrindra hono ara-diplomatia . Dia roboka ny anao ka sady manantena ny mpamatsy vola mahazatra sy ny financement parallèle. Adinon'i leiry fa "iraisam-pirenena" ny resaka famatsiam-bola.
Azo inoana izao fa misy antony mifandraika amin'izany ny tsy mbola fahazahoana ny FRD sy ny FEC . Asa anefa raha voafehin-dra leader izany !!!
Et le père PEDRO ? On dirait qu'il n'a sorti aucun mot face à cette situation. A moins que je me suis trompé.
Efa niteny matetika aho fa i pere Pedro dia voapempo ka tsy sahy miteny intsony sahala amin'i Sareraka na efa tsapany aza fa ratsy indrindra ny situation misy ankehitriny . Tamin'ny fitondrana HVM izy no niantso ny vahoaka hitroatra "peuple malgache insurgez vous ! Cette situation est inadmissible !" . Tenin'i pere Pedro izay ka mba tsara hitany izao commentaire izao .😎
I Père Pérou anie akaman'i Filou !
Àry le hanafatra éléphant to tsy hita hatramizao
😂😂😂
tsy mahazaka avion ngamba ny éléphants sy ireo biby saika hatao @ ilay safary
Ireo fontsiny ve ireo liste mbola hanampy ireo werawera fampanantenana tany aloha mbolavary mangatsiaka. Efa ho lasa adala mihitsy ity bandy kely ity ka!!