Tsy marina ny fifidianana fa tadiavina daoli ny fomba hanamarinana ny halar tra efa nomaninny CENI SY FANJAKANA KOA MITSANGANA RY IARIVO..NAREO ARIVPLAHY TSY MATYCINDRAY ANDRO😮NDAO HIFAMPUTANA FA BE LIATRA ZAY FANDEFERANA IZAY MIJOROA NAREO DEPUTE TIM ETO TANA DE TARIJO NY VAHOAKA HANDA NY HALATRA
Za tys TIM SADY TSU NITADY VARY FA MITADY MATINA KA NDAO HIARAKA Sy hiomana ny handaha ny halabato sy vokatra tsy marina tsy MAHALANY A ANY TOJO EO
Efa ita fa vidéo montage io
Tsy marina ny fifidianana fa tadiavina daoli ny fomba hanamarinana ny halar tra efa nomaninny CENI SY FANJAKANA KOA MITSANGANA RY IARIVO..NAREO ARIVPLAHY TSY MATYCINDRAY ANDRO😮NDAO HIFAMPUTANA FA BE LIATRA ZAY FANDEFERANA IZAY MIJOROA NAREO DEPUTE TIM ETO TANA DE TARIJO NY VAHOAKA HANDA NY HALATRA
Aza manafitoana ranga fa zahay leo miheno an'izany a samy raciste daholo ianareo atao kilalao ffona zany hadotona ny lohanay vahoaka ianao miteny io koa ary hita fa raciste
Iazany foana no averimberina nefa efa nolazana fa vidéo montage 👎👎👎👎😄
tena mila manao analyse mihintsy aloh eee, taraiky be ilay mis à jour ny sasany ahhh
Tsy mis te hahalala video montage fa marina io tompok ooooo...deja io tsy ho lany eeeo
@@zafinjanadambo ka sûr ianao fa tsy lany ? Efa mipetrapeka ny tetika retra @fangalaram-bato mahazatra ny fitondrana.😭😭😭😭👎