Fombafomba fotsiny Io fifidianana Io fa EFA HARI LALA 'no lany naminavina fifidianana. Tsy mahalala an' ndry FOZA ve ? N'y halatra nataony nandritra ny fifidianana. Fa Mila ny malagasy manontolo no mihetsik raha tsy izany. HATRAMIN' ny zafiafindDRAJOEL Andry mbola hitondra eo. Ka i Rainilainga no mila sorohana hatr@ FAKANY
Izao fotsiny noho atao anareo Malagasy tsy mila manaraka valimpifidianana intsony manomboka izao fa nareo noho. Ho romotra sy harary fo eo ary mety ho tapaka lalandra fa efa mazava fa asandevoly io, lany henatra ny manaraka vaovao aiza atao intsony mihintsy avelao ho andry zareo matanjaka ny fijerena vaovao manimba. Fo ireny mitrotro ambavaka ny vahoaka Malagasy fadiranovana
Ela be vo mivoka ny valiny fividianana fa tsy fifidianana
Aleo mangarom-posy toa izay mamitaka vahoaka mahantra
Mba mahalala menatra
Fombafomba fotsiny Io fifidianana Io fa EFA HARI LALA 'no lany naminavina fifidianana. Tsy mahalala an' ndry FOZA ve ? N'y halatra nataony nandritra ny fifidianana. Fa Mila ny malagasy manontolo no mihetsik raha tsy izany. HATRAMIN' ny zafiafindDRAJOEL Andry mbola hitondra eo. Ka i Rainilainga no mila sorohana hatr@ FAKANY
Raha tsy izany ve izy tsy iteny oe azy ny tanana
Alatra be le fifidianana é tsy mankasitraka an io Harilala io izahay eto ANTANANARIVO
Ny tsy firaisantsaina ny mpanohitra no fandrika hoany mpanohitra,tia voninahitra fa tsy miady ny hampandrosoana ny firenena
Milaza fa mpivavaka be Rajoel nefa miaina amin ny alatra sy kolikolo
Samy mba nanaramaso teny ihany fa izahay tsy Nahita an'i zany harilala voalohany izany saika resy izy t@ faritra maro eto TanA.. ary ny faritra haNdreseny dia ahitana kaonty vilana. Ry zareo rahateo nahitana halatra maro be tratra ambodiomby...
Mbola ho avy nenareo mpangala bato reo é Andriamanitra tsy mijery miakatra fa mijery midina .
MISY farany ny zavatra rehefa
Izao fotsiny noho atao anareo Malagasy tsy mila manaraka valimpifidianana intsony manomboka izao fa nareo noho. Ho romotra sy harary fo eo ary mety ho tapaka lalandra fa efa mazava fa asandevoly io, lany henatra ny manaraka vaovao aiza atao intsony mihintsy avelao ho andry zareo matanjaka ny fijerena vaovao manimba. Fo ireny mitrotro ambavaka ny vahoaka Malagasy fadiranovana
Merci nizara vaovao
Efa fantatra fa I vavy Tokana no ho lanian'i Hcc s'y n'y Ceni, fomba fomba ny fifidianana eto Madagascar,
Normal be raha tsy lany ny Tim satria vokatriny fizarazarany ny vato ny mpanohitra
Resy i tojo fa aza mandrebireby saim bahoak eeeeee..reeeesy reeees
An'i baban'iza indray izany volamena tratra izany?
aza nandra e
Zay nifid Tim f nareo Foza reo mpangalabato ef hita mibaribary ren e!!!zay ts mtovy amnareo tolorapotsin vary kisoa f zay mias mitad hinanana
Ka tsy hisy TIM ho lany zany mintsy ary tsy ireny olona t@ propagandy ireny hiany no mponina eto antananarivo