- Видео 748
- Просмотров 3 125 880
WATAWATA GASY TV
Германия
Добавлен 5 авг 2014
Ity chaine ity dia ahitanao ny réaction hoany ireo hira, film, songadina ary ny vaovao malaza rehetra
TOJO RAVALOMANANA TSY TIA AN'IREO COTIER NO SADY MANAVAKAVAKA
Araho ary ny fanazavana ny zavatra tena misy aminy kanto malagasy ankehitriny
Abonneo ny Chaine:
RUclips: ruclips.net/video/jAW3sEhM4dk/видео.html
ruclips.net/channel/UCQ7tM5BP4vV0RninJTOzZ3A
Samia manao ny commentaire avy
ruclips.net/video/pLW5RQldSho/видео.html
ruclips.net/video/pLW5RQldSho/видео.html
ruclips.net/video/pLW5RQldSho/видео.html
Abonneo ny Chaine:
RUclips: ruclips.net/video/jAW3sEhM4dk/видео.html
ruclips.net/channel/UCQ7tM5BP4vV0RninJTOzZ3A
Samia manao ny commentaire avy
ruclips.net/video/pLW5RQldSho/видео.html
ruclips.net/video/pLW5RQldSho/видео.html
ruclips.net/video/pLW5RQldSho/видео.html
Просмотров: 236
Видео
FANIRISOA ERNAIVO ATAOVY MAZAVA NY VOKA-PIFIDIANANA
Просмотров 2674 часа назад
Araho ary ny fanazavana ny zavatra tena misy aminy kanto malagasy ankehitriny Abonneo ny Chaine: RUclips: ruclips.net/video/jAW3sEhM4dk/видео.html ruclips.net/channel/UCQ7tM5BP4vV0RninJTOzZ3A Samia manao ny commentaire avy ruclips.net/video/Bc1H5teYWgc/видео.html ruclips.net/video/Bc1H5teYWgc/видео.html ruclips.net/video/Bc1H5teYWgc/видео.html
ZANDARY MATY NISY NANINDRONA ANTSY
Просмотров 4198 часов назад
Araho ary ny fanazavana ny zavatra tena misy aminy kanto malagasy ankehitriny Abonneo ny Chaine: RUclips: ruclips.net/video/jAW3sEhM4dk/видео.html ruclips.net/channel/UCQ7tM5BP4vV0RninJTOzZ3A Samia manao ny commentaire avy ruclips.net/video/GISmzAt4kWc/видео.html ruclips.net/video/bnvPkfvcqOc/видео.html ruclips.net/video/bnvPkfvcqOc/видео.html ruclips.net/video/bnvPkfvcqOc/видео.html
MARC RAVALOMANANA X DEPITE TIM MANAHY NY HISIANY HALA BATO
Просмотров 1,2 тыс.11 часов назад
Araho ary ny fanazavana ny zavatra tena misy aminy kanto malagasy ankehitriny Abonneo ny Chaine: RUclips: ruclips.net/video/jAW3sEhM4dk/видео.html ruclips.net/channel/UCQ7tM5BP4vV0RninJTOzZ3A Samia manao ny commentaire avy ruclips.net/video/GISmzAt4kWc/видео.html ruclips.net/video/Zk_MudWeFb4/видео.html ruclips.net/video/Zk_MudWeFb4/видео.html ruclips.net/video/Zk_MudWeFb4/видео.html
MARC RAVALOMANANA X ANDRY RAJOELINA RAIKITRA NY ADY AMIN'NY FAHANTRANA
Просмотров 3,4 тыс.4 часа назад
Araho ary ny fanazavana ny zavatra tena misy aminy kanto malagasy ankehitriny Abonneo ny Chaine: RUclips: ruclips.net/video/jAW3sEhM4dk/видео.html ruclips.net/channel/UCQ7tM5BP4vV0RninJTOzZ3A Samia manao ny commentaire avy ruclips.net/video/aD8dwgSu8cw/видео.html ruclips.net/video/aD8dwgSu8cw/видео.html ruclips.net/video/aD8dwgSu8cw/видео.html
MARC TATANDRAZA NISY NAMOSAVY KA MARARY MAFY
Просмотров 4 тыс.4 часа назад
Araho ary ny fanazavana ny zavatra tena misy aminy kanto malagasy ankehitriny Abonneo ny Chaine: RUclips: ruclips.net/video/jAW3sEhM4dk/видео.html ruclips.net/channel/UCQ7tM5BP4vV0RninJTOzZ3A Samia manao ny commentaire avy ruclips.net/video/nc9PJwtoCbA/видео.html ruclips.net/video/nc9PJwtoCbA/видео.html ruclips.net/video/nc9PJwtoCbA/видео.html
MARC RAVALOMANANA TEZITRA MAFY X TOJO RAVALOMANANA TSIMAINTSY LANY
Просмотров 7 тыс.7 часов назад
Araho ary ny fanazavana ny zavatra tena misy aminy kanto malagasy ankehitriny Abonneo ny Chaine: RUclips: ruclips.net/video/jAW3sEhM4dk/видео.html ruclips.net/channel/UCQ7tM5BP4vV0RninJTOzZ3A Samia manao ny commentaire avy ruclips.net/video/GISmzAt4kWc/видео.html ruclips.net/video/j4tVOam47aY/видео.html ruclips.net/video/j4tVOam47aY/видео.html ruclips.net/video/j4tVOam47aY/видео.html
ZAY VAO TENA VERY I MADAGASIKARA FA VOALOHANY MAHANTRA INDRINA
Просмотров 5 тыс.9 часов назад
Araho ary ny fanazavana ny zavatra tena misy aminy kanto malagasy ankehitriny Abonneo ny Chaine: RUclips: ruclips.net/video/jAW3sEhM4dk/видео.html ruclips.net/channel/UCQ7tM5BP4vV0RninJTOzZ3A Samia manao ny commentaire avy ruclips.net/video/GISmzAt4kWc/видео.html ruclips.net/video/-95uY1VFtoo/видео.html ruclips.net/video/-95uY1VFtoo/видео.html ruclips.net/video/-95uY1VFtoo/видео.html
TANDREMO NY MIONDRANA ANTSOKOSOKO FA TSY MISANGY NY JIOLAHINTSAMBO
Просмотров 7239 часов назад
Araho ary ny fanazavana ny zavatra tena misy aminy kanto malagasy ankehitriny Abonneo ny Chaine: RUclips: ruclips.net/video/jAW3sEhM4dk/видео.html ruclips.net/channel/UCQ7tM5BP4vV0RninJTOzZ3A Samia manao ny commentaire avy ruclips.net/video/eUPveYkcjao/видео.html ruclips.net/video/eUPveYkcjao/видео.html ruclips.net/video/eUPveYkcjao/видео.html
TENA LAFO VIDY NY VEHIVAVY MALAGASY ALEFA MANAMBADY ANY CHINE
Просмотров 2,7 тыс.14 часов назад
Araho ary ny fanazavana ny zavatra tena misy aminy kanto malagasy ankehitriny Abonneo ny Chaine: RUclips: ruclips.net/video/jAW3sEhM4dk/видео.html ruclips.net/channel/UCQ7tM5BP4vV0RninJTOzZ3A Samia manao ny commentaire avy ruclips.net/video/GISmzAt4kWc/видео.html ruclips.net/video/te5O87iSXuU/видео.html ruclips.net/video/te5O87iSXuU/видео.html ruclips.net/video/te5O87iSXuU/видео.html
MILA MIADY MAFY MBA TSY HOISY KOLIKOLY
Просмотров 46414 часов назад
Araho ary ny fanazavana ny zavatra tena misy aminy kanto malagasy ankehitriny Abonneo ny Chaine: RUclips: ruclips.net/video/jAW3sEhM4dk/видео.html ruclips.net/channel/UCQ7tM5BP4vV0RninJTOzZ3A Samia manao ny commentaire avy ruclips.net/video/GISmzAt4kWc/видео.html ruclips.net/video/zRkLjuCPmhs/видео.html ruclips.net/video/zRkLjuCPmhs/видео.html ruclips.net/video/zRkLjuCPmhs/видео.html
TSY NY MPITONDRA NO TSY MAHAY FA ISIKA VAHOAKA MILA MANOVA TOE TSAINA RAHA TEHANDROSO
Просмотров 94014 часов назад
Araho ary ny fanazavana ny zavatra tena misy aminy kanto malagasy ankehitriny Abonneo ny Chaine: RUclips: ruclips.net/video/jAW3sEhM4dk/видео.html ruclips.net/channel/UCQ7tM5BP4vV0RninJTOzZ3A Samia manao ny commentaire avy ruclips.net/video/56WHbVtqwXI/видео.html ruclips.net/video/56WHbVtqwXI/видео.html ruclips.net/video/56WHbVtqwXI/видео.html
MARC TATANDRAZA TSY MAINTSY LANY HO BEN'NY TANANA
Просмотров 1,5 тыс.19 часов назад
Araho ary ny fanazavana ny zavatra tena misy aminy kanto malagasy ankehitriny Abonneo ny Chaine: RUclips: ruclips.net/video/jAW3sEhM4dk/видео.html ruclips.net/channel/UCQ7tM5BP4vV0RninJTOzZ3A Samia manao ny commentaire avy ruclips.net/video/hSBgojhI2VE/видео.html ruclips.net/video/hSBgojhI2VE/видео.html ruclips.net/video/hSBgojhI2VE/видео.html
MPANGALATRA TRATRA NAIKA MATINY FITSARAMBAHOAKA
Просмотров 63719 часов назад
Araho ary ny fanazavana ny zavatra tena misy aminy kanto malagasy ankehitriny Abonneo ny Chaine: RUclips: ruclips.net/video/jAW3sEhM4dk/видео.html ruclips.net/channel/UCQ7tM5BP4vV0RninJTOzZ3A Samia manao ny commentaire avy ruclips.net/video/GISmzAt4kWc/видео.html ruclips.net/video/AtuYHUaHd90/видео.html ruclips.net/video/AtuYHUaHd90/видео.html ruclips.net/video/AtuYHUaHd90/видео.html
GASCAR FENOSOA METY HO LANY BEN'NY TANANA VE SA AHOANA
Просмотров 1,9 тыс.19 часов назад
Araho ary ny fanazavana ny zavatra tena misy aminy kanto malagasy ankehitriny Abonneo ny Chaine: RUclips: ruclips.net/video/jAW3sEhM4dk/видео.html ruclips.net/channel/UCQ7tM5BP4vV0RninJTOzZ3A Samia manao ny commentaire avy ruclips.net/video/GISmzAt4kWc/видео.html ruclips.net/video/PrgLakm5WxA/видео.html ruclips.net/video/PrgLakm5WxA/видео.html ruclips.net/video/PrgLakm5WxA/видео.html
FIFIDIANANA BEN'NY TANANA SAMY MIEZAKA MAMPANANTENA VAHOAKA IREO KANDIDA
Просмотров 50721 час назад
FIFIDIANANA BEN'NY TANANA SAMY MIEZAKA MAMPANANTENA VAHOAKA IREO KANDIDA
MARC TATANDRAZA MANGATAKA FACE A FACE AMIN'NY SITENY
Просмотров 4 тыс.21 час назад
MARC TATANDRAZA MANGATAKA FACE A FACE AMIN'NY SITENY
MPISOLOKY ZAZA 65 NO VOASOLOKY VOLA 4 KA 7 TAPITRISA ARIARY FA HOE HIASA ANDAFY
Просмотров 10 тыс.21 час назад
MPISOLOKY ZAZA 65 NO VOASOLOKY VOLA 4 KA 7 TAPITRISA ARIARY FA HOE HIASA ANDAFY
LEHILAHY NAMONO NAHAFATY NY VADINY X ZANANY X RAFOZANY
Просмотров 1,8 тыс.День назад
LEHILAHY NAMONO NAHAFATY NY VADINY X ZANANY X RAFOZANY
TOJO RAVALOMANANA X HARILALA RAMANANTSOA X TAHINA RAZAFINJOELINA SAMY MIEZAKA MANDRESY LAHATRA
Просмотров 5 тыс.День назад
TOJO RAVALOMANANA X HARILALA RAMANANTSOA X TAHINA RAZAFINJOELINA SAMY MIEZAKA MANDRESY LAHATRA
D-LAIN TSY MAHA STAR ANAO NY FILAHARANA RANO ISANANDRO
Просмотров 1,9 тыс.День назад
D-LAIN TSY MAHA STAR ANAO NY FILAHARANA RANO ISANANDRO
FANAFIHANA MAHERY VAIKA MARO NY VOLA LASAN'IREO JIOLAHY X MPAMILY TIA TOAKA LOATRA KA NOROBAIN'OLONA
Просмотров 1,2 тыс.День назад
FANAFIHANA MAHERY VAIKA MARO NY VOLA LASAN'IREO JIOLAHY X MPAMILY TIA TOAKA LOATRA KA NOROBAIN'OLONA
MIARAMILA IRAY NANOLANA ZAZA VAVY 17 TAONA
Просмотров 1,3 тыс.День назад
MIARAMILA IRAY NANOLANA ZAZA VAVY 17 TAONA
MIBABY TROSA BE ANATINY 5O TAONA INDRAY NY MALAGASY REHETRA ARAKIN'NY TSANGANTANAN'IREO DEPUTE
Просмотров 977День назад
MIBABY TROSA BE ANATINY 5O TAONA INDRAY NY MALAGASY REHETRA ARAKIN'NY TSANGANTANAN'IREO DEPUTE
OLONA VOATIFITRA TEO AMPANAOVANA MARIAGE
Просмотров 4,7 тыс.День назад
OLONA VOATIFITRA TEO AMPANAOVANA MARIAGE
MAFANA NY TOE DRAHARAHA AO ANTANANARIVO AO FA IZA MARINA ILAY KANDIDA MITSINDRONA ZAVA MAHADOMELONA
Просмотров 3,6 тыс.14 дней назад
MAFANA NY TOE DRAHARAHA AO ANTANANARIVO AO FA IZA MARINA ILAY KANDIDA MITSINDRONA ZAVA MAHADOMELONA
BALTHAZAR ILAY BLEHILAHY TSY MANANTSINY HOY NY DIDIM PITSARANA
Просмотров 3 тыс.14 дней назад
BALTHAZAR ILAY BLEHILAHY TSY MANANTSINY HOY NY DIDIM PITSARANA
LALATIANA RAKOTONDRAZAFY TSY DIA RESILAHATRA AMIN'NY ILAY ORANA ARTIFISIALY
Просмотров 3,5 тыс.14 дней назад
LALATIANA RAKOTONDRAZAFY TSY DIA RESILAHATRA AMIN'NY ILAY ORANA ARTIFISIALY
TERATANY MALAGASY ROA NANAFIKA BANKY TAO COMORES
Просмотров 7 тыс.14 дней назад
TERATANY MALAGASY ROA NANAFIKA BANKY TAO COMORES
Iazany foana no averimberina nefa efa nolazana fa vidéo montage 👎👎👎👎😄
tena mila manao analyse mihintsy aloh eee, taraiky be ilay mis à jour ny sasany ahhh
Mahavariana fa enjana ny fanenjehanaan'i Tojo,amin'io rrmesaka fanavakavahana, nefa efa nambara fa nataon'olo a ratsy fanahy vidéo montage ilay tesaka dia zara 'ny sasany aza misy hanaratsiana an'i Tojo. Tsy adala akory ny vahoaka ka tsy hahay manavaka ny tsara sy ny ratsy,❤❤❤❤❤
Raha ts nisongadina teo zao Madagascar taminy fifaninana tany ivelany io de asa ino koa tsikerany mpiatsaravelatsihy teo
Halabato hitabe io e
Efa azo antoka anie izany e ! Fa ianareo angaha dia tena impuissant tsy afaka hanakana izany. Eto Anrananarivo anie no resahina fa tsy any Lakato na Nosy be an'ala
Amin'ny politika dia ny "diversion " no fitaovana mahomby tsy maintsy ampiasaina mba hamoahomby tetika sy paipaika iray. Iny vidéo 'nasiana fanovana iny dia singa iray fotsiny fa ny tena tiana ahatongavana dia ny hanamasinana ny hala-bato efa hita miharihary. Ny hala-bato Topoko ô ! Aza mora verezin-tsaina isika vahoaka.
FENO ALABATO MANERANA AN ANTANANARIVO. MAMPALAHELO NY ZAVA MISY ETO MADAGASCAR
Ka efa zatra mpangalatra dia tsy mahatoky tenà mahana tsy misy mpanenjika le TIM
Mampalahel tsika gas de hararaoty ny sasan nohon'ny fahantran. Oentintsik am-bavak ry naman
Ka izy anie na dia ho matin'io mosavy io dia mbola ho velona indray afaka andro vitsivitsy. Izy angaha tsy Apostoly ?
Mahazoa fahasalamana mon frr
Maninona ra mangina fa be resaka tay loatra nefa tsy misy idee akory no be accents be
Hummm zegny ka hataony ????mb grave ai
Mirary fahasalamana ho azy
Fahantrana manara- penitr" io ka
Slm
Tsara be aminy Apostoly Tatandraza miverina aminy Jesosy izy de sitrana tsara satria izy efa nitory tenin Andriamanitra teo aloha tany aminy faritana maro ary betsaka ny olona sitrana aminy anarany Jesosy kristy avy any Nazareth Amen tokony ho tohizany zany zavatra izany ary mila mibebake sy mifona aminy Jesosy izy fa tsara ny asany teo aloha tany enga anie izy ho salama soa amantsara mba ho tonga saina be dia be ny olona efa resy lahatra taminy izy nanao ny asany tompo Jesosy irery ihany no hanafaka azy sy hamindra fo azy bonne santé frères et que Dieu vous bénisse bon courage
Za kosa aloha tsy mba mankasitraka an'ilay famosaviana e aina samy aina mitovy samy maharary😢😢mivavaka ho azy mba ho salama izy 🙏🏻
Tsy tokony vonona kosa izy fa mampalahelo
Très intéressant beaucoup ça
Mila miiva toetsaina ny mpitondra dia miova koa ny vahoaka, satria l'exemple vient d'en haut.
Ny mpanohatra tsy mihetsika dia manao daniny kibony ny mpitondra, lasa mijaly mahantra Madagascar.
Non kosa eeh tokony mba tsy ho tonga am famosaviana izany kosa eeh..
Olona hoe mivavaka be ve,de hatoky mosavy zany, ianao mpitantara ko no tena miresaka valamaty, na ianao koa anisany, tsy fantatra tsony
Jesosinaéo aza zanak'Andriamanitra mbola lafo tamin' ny vola 30 ,fa naninona izy no nanaiky
👍😂😂😂
Izaho manokana dia mirary fahasalamana ho azy. Tompo o sitrano i Tatandraza ary avereno toy ny an'ny voromahery indray ny heriny? Fafao ireo rehetra izay manenjika azy ary ampio izy amin'izay hetahetany. An'Andriamaniora irery ny voninahitra, amin'ny anaran'i Jesoa. Amena.
Ny Frantsay no Manohana ireo Zanaky ny Padesm,ary mbola betsaka @ zao fitondrana izao.Tafalatsaka anatin'ny corruption généralisée.Ka mihemitra
vizaka izy e nanao excès de gele
Ohatran'ny tsaroako tampoka ilay fitenin'ny Ntaolo hoe "jiolahy matin'ny mpamosavy ka matin'ny olon-dratsy ny olon-tsy vanona". Tsy mahasoa izany mifamorika izany na inona antony na inona.
Tsy MBA malahelonaz mihintsy iz MBA mihezak de Mbola poisonnena koa .
Mampalahelo ein Mirary fahasalamana ho anao Tatandraza Ho tahiny tompo ianao ho sitrana soamantsara amen
Fahafatesana aza efa resin'i tatandrazana koa izay fanampozinana ve hisy dikany aminy e! Hita fa rediredin'adala
Franchement Tahina no hanova ny tanàna fa Tojo atahorana hi venger ny dadany satria hita be fa i DadaRavalo no mibaiko azy. 😮Manahy korontana aho e. Enga anie ho diso ny eritreritro fa loza ny hanjo raha sanatria misy izany
Mapalahelo ze rah atany vahoaka azahoambola sakanapajakana daholo
Tena mampalahelo
Tena mampalahelo
Diso fanoratana tsmaintsy non.tsy maintsy io marina
ALEFA Tojo AAA hanavotra an Antananarivo isika eeee ❤️❤️❤️❤️❤️🙏🙏🙏🙏🙏
Mafy ny te handeha an-dafy ty zalahy
Manohana foana izahay na dia tsy Tonga teny@ fara doboka aza
Fa i R8 ity ve no manendty izay ho maire sa ny vahoaka ? Ianareo sy rajoely dia izay lasitra iray samy mpanao jadona
Zay manohana hatramfarany dada f az kiv ianao a!ts afak angalabato tson reo foza reo f ef mivoraka sad mampanatena ny ts mis fotsin!TOJO FOANA E!!!!!😍😍😍😍😍😍😍😍😍
Tsy maintsy lany ahoana koa fa nga ry zareo no mpifidy. Izay ilay mentalité dictature efa miseho sahady. Du n’importe quoi
Mody apandrina ny vahoaka am Fanomezana vary sy menaka kely izay ts haharitra io ka varina. Mifohaza @ zay ry vahaoaka malagasy, apoaho ny sarom-bilany
Hia simba ny Madagascar sstria ny filoha mihintsy manao sojaben akoho ary magnano antilahin kolokoloko hantitry mshay lefaka sojabenak akoho holo tokony hitariky aminy tsara mitsriky vahoakka hinan tay
Tsmis madagascar very izany za izay firenena rehetra nizanahan ny dra tsay dia simba daholo ny valeur ny volany...
Mba mahaiza mijery e,ts ny mpanohitra no hampandroso fa hanongana aza no tanjony, hoany aminy fahantrana lalina aza no hisy raha lany eo Tim
Marina mitsy zany
Hatraminy faha 60 taona aloa tsy mbola nisy izany teto Madagasikara ee ,variana zaraina @ omena potsiny fa tsy mbq asa moa no omena koa 😮😮😮😮mahamenatra ka
Ts mis ilaivananireo mpitondra ireo f tong d miala ts mis atakandro e!!!fa nga ts oe ampindram-bol an comore ndray ?
hilaza zavatra hafa indray ny sasany. oui io no merina depuis 1997 pouvoir merina io no résultat fitiavantena égocentrique.
kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk kkkkkkkk voilà le résultat de pouvoir merina 23 ans tokony ho dokafana .
Tonga dia MIALA zao dia zao radomelina s’y ny forongonytsisy ata k’andro.!mila tonga saint isika MALAGASY
Mampalahelo ny gasy. Nefa manakarena . Ny vahiny no mahery sy lelafin ny mpitondra