Rado - Hafatra (Tononkalo)

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 18 сен 2024

Комментарии • 12

  • @fredericrobert5833
    @fredericrobert5833 Год назад +1

    Ça vaut de l’or

  • @nestorndrevary7814
    @nestorndrevary7814 3 года назад +2

    Tsy maty fa matory, mitoetra mandrakizay ny asasorany...misaotra Rado.

  • @YvonBernardinHerilalainaRANDRE
    @YvonBernardinHerilalainaRANDRE Месяц назад

    Aiza ary i ranöe iantsa azy

  • @mireillejohnson9561
    @mireillejohnson9561 3 года назад +1

    Mankasitraka be🙏🙏

  • @301hospitalisation8
    @301hospitalisation8 4 года назад +1

    inty tononkalo inty dia anisany manamarina ny lanjan'ny fitiavana ... azo lazaina fa ny tena tiana dia tsy maty akory na dia mety hatory ihany aza ! Any am-parahatoka any no mamitsaka izy raha tsy afaka ny hitraotra

  • @rahantasehenoandrea4120
    @rahantasehenoandrea4120 2 года назад +1

    tsy hainao loatra ny mampiaina ny tononkalo

    • @EugeneHeriniaina
      @EugeneHeriniaina  2 года назад

      Afaka mandray anjara daholo isika ao amin'ny vetso.serasera.org
      Mila mpiantsa tononkalo mahay mampiaina azy tahaka anareo koa izahay ao.
      Misaotra

  • @pastoranjato2150
    @pastoranjato2150 Год назад +1

    ratsy be le famakiana azy,

  • @adriamalalamioramampionona4970
    @adriamalalamioramampionona4970 3 года назад +2

    Mamaky be fotsny de tss tsiro le izy😪

    • @EugeneHeriniaina
      @EugeneHeriniaina  2 года назад

      Tsy dia tena mpiantsa tononkalo aho. Fa raha ohatra ka sendra mpiantsa ianao dia afaka manampy anay ato vetso.serasera.org/faq/hasiana-feo

  • @sandrarahandra6706
    @sandrarahandra6706 4 года назад +1

    Indrisy fa vonton dranomaso ny tavako mihaino ny hafatra avy@rado.mandria ampiadanana ry hendry tiko indrindra

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 Год назад +1

    Fitiavana lali- paka. Mankasitraka.