tena mampi snif vao maraina , tena tsy voatery hoe olona mianatra ivelan'ny Madagasikara no miaina io fa misy ankizy zao avy ao ambanivohitra dia mandeha mianatra any Tana ohatra dia mitovy mihitsy ny olana, fa misy koa anefa zanaka tsy milaza mihitsy hoe sahirana fa miasa andro sy alina rehefa tsy mianatra dia milaza amin ireo parent hoe nahazo bourse ohatra mba hampilamintsaina azy ireo sns fiainana daholo izany moa , merci lesy e
Misaotra anao mizara io tononkalao mifono zavatra maro io. Ny faniriko anefa dia mba homaro ireo mahavita fianarana @ anjery manontolo ny tanora Malagasy namako.
Efa nataon' ny Ray aman-dReniko ahy izany, tsapako ny tena fitiavany, miafy noho ny amiko izy ireo.
Tsara ka, mampihetsi-po marina , mankasitraka e!
mahalasa saina be ilay hafatra
Ndrooo, izany fitiavan'ny RAD ny zanany! Ahatsiarovako ny fitiavan dada sy neny ahy!
fiananai zan.....
Hay ve ianao manana chaine RUclips e? mankasitraka e!
mankasitraky indrindra Tompoko
ndri. misaotra Dada sy Neny aaaa.Ts misy toa anao rah mbola fitia.
ndrii , de otrzany mintsy no niainanay fony mbola nianatra , mankasitraka , misaotra dada sy mama , tsy ho voavaly mandrakizay
tena mampi snif vao maraina , tena tsy voatery hoe olona mianatra ivelan'ny Madagasikara no miaina io fa misy ankizy zao avy ao ambanivohitra dia mandeha mianatra any Tana ohatra dia mitovy mihitsy ny olana, fa misy koa anefa zanaka tsy milaza mihitsy hoe sahirana fa miasa andro sy alina rehefa tsy mianatra dia milaza amin ireo parent hoe nahazo bourse ohatra mba hampilamintsaina azy ireo sns fiainana daholo izany moa , merci lesy e
Ka tena ho an'ny zanaka mandeha eny amin'ny université mihitsy angamba ilay tantara an.
mankasitraka o!
gravy be iny hery a... mampalahelo mintsy...
Tena ejana
Kanto
tsara Zara Ainga a
tena mampihetsipo marina
ndriiii ....nanomboka tany @ "vola fitopolo sisa teny an-tànana ..", .mbola d'actu foana :/