Vovoka mainty (Rdb)

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 15 сен 2024
  • Tantara gasy vaovao

Комментарии • 23

  • @user-ni9kr9im8l
    @user-ni9kr9im8l 14 дней назад

    Tena tsara sy mifono anatra lay tantara, mampieritreritra ihany koa anefa. Misaotra indrindra tompoko! ❤❤❤

  • @talbotparola611
    @talbotparola611 Месяц назад +3

    Tiako be ❤❤ Mitomboa hasina izay nanoratra tantara.
    Izay vao misy tantara gasy tsy manambany fomba gasy ❤

  • @lalaorandrianarivo729
    @lalaorandrianarivo729 Месяц назад +2

    Makasitraka fa tena tsara n'y tantara, n'y mpitantara ko tena mahay mitatatra mihintsy 👍❤️

  • @pisoupisou5160
    @pisoupisou5160 Месяц назад +1

    Efa henoko ty tantara ty🥰fa mankasitraka foana nizara

  • @MichouBeauty
    @MichouBeauty Месяц назад

    Tsara be fa misaotra! Mahay mitantara tsara koa ny mpitantara ❤

  • @sylviamada
    @sylviamada Месяц назад

    mankasitraka eee❤❤❤ afak'andro mits aho mihaino azy 😊😊😊

  • @tsilaidealy6056
    @tsilaidealy6056 Месяц назад +1

    Makasitraka foana fa efa nandeha il y a 2ans ngamba zay ty tantara ty,fa tsara b foana

  • @rovasoa
    @rovasoa Месяц назад

    Misaotra nizara oo😍🇲🇬🙋‍♀️

  • @TinaZafimandroso
    @TinaZafimandroso Месяц назад +1

    Tantara efa nandeha efa ela 😢

  • @SoloHery
    @SoloHery Месяц назад

    Mankasitraka Mpanoratra,s'y Mpilalao Ary RDB nizara Tantara, Ho avy n'y Fotoana Hiverenany Hasina MANANKASITSARA, TSY MISY HO AFA MAINA ETO ,MASINA TANINDRAZANA

  • @MarieBrinetteRandrianirina
    @MarieBrinetteRandrianirina 24 дня назад

    ❤❤❤

  • @myriadenis5506
    @myriadenis5506 Месяц назад

    ❤❤❤❤❤❤🎉🎉🎉🎉

  • @miangalyfinona8595
    @miangalyfinona8595 Месяц назад

    Makasitraka ô tiko fona mihaino ity tatara ity na ipiry veriberina aza

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 Месяц назад

    Mamerina mihaino za fa tsy naheno tsara omaly .

  • @lilydaubec6298
    @lilydaubec6298 Месяц назад

    Mankasitraka ny mpizara

  • @ZakaErica
    @ZakaErica Месяц назад

    Mahay nareo

  • @annitahrazafiarisoa3388
    @annitahrazafiarisoa3388 Месяц назад

    Zao vao hiheno 🎧📻

  • @marrymarry8826
    @marrymarry8826 Месяц назад

    Makasitraka hatrany tompoko

  • @mamanymayrah9301
    @mamanymayrah9301 Месяц назад

    Mankasitraka tompoko

  • @MARYMARY-si1yr
    @MARYMARY-si1yr Месяц назад +3

    Merci beaucoup nizara ❤

  • @Justin-fh1mm
    @Justin-fh1mm Месяц назад

    Tsara

  • @nilainarandrianarison4312
    @nilainarandrianarison4312 Месяц назад

    mankasitraka indrindra e

  • @lilylily4278
    @lilylily4278 Месяц назад

    ❤❤❤❤