Iza ary ho aiza - Fizarana #3

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 13 окт 2024
  • Fizarana 3 : «͟ ͟F͟I͟T͟O͟N͟D͟R͟A͟N͟A͟ ͟T͟O͟A͟ ͟I͟N͟O͟N͟A͟ ͟N͟O͟ ͟M͟E͟T͟Y͟ ͟A͟O͟ ͟M͟A͟D͟A͟G͟A͟S͟I͟K͟A͟R͟A͟ ͟?͟ ͟»͟ : • Iza ary ho aiza - Fiza...
    ✅ Denis ANDRIAMANDROSO : Ancien Diplomate - Ecrivain - Professeur
    ✅ VANF (Nasolo Valiavo ANDRIAMIHAJA ) : Editorialiste - #Tany_Teny_Tantara
    ✅ Philippe RAJAONA : Sociologue - Analyste politique - Ingénieur informatique
    🟢 Rojo RANAIVOARISOA (Masoandrontsoa) : Poétesse, Ecrivaine, Experte Affaires Diplomatiques, Membre CLUB 1808
    🟢 Tojo ANDRIAMITANTSOA : Président CLUB 1808
    𝟎𝟎:𝟱𝟬 - 𝟎𝟓:𝟮𝟴 : Fanamboarana ny lalàna fototra iarahana amin'ny rehetra (tsy ny mpahay lalàna sy ny mpanao politika ihany) ; araky ny fomba fisainan'ny malagasy ; fihavanana avy amin'ny fifanakalozana ; « asa vadi-drano, tsy vita raha tsy hifanakonana » (𝗗𝗲𝗻𝗶𝘀 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗔𝗠𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢𝗦𝗢)
    𝟎𝟓:𝟮𝟵 - 𝟬𝟲:𝟯𝟯 : Fitondrana sy fitadiavana rafitra ahoana no hisorohana ny fivoahan'ireo mponina miandradra rivo-piainana any ivelany ? (Tojo ANDRIAMITANTSOA)
    𝟎𝟔:𝟑𝟒 - 𝟎𝟕:𝟐𝟑 : Mila ray aman-dreny fitaratra (𝗗𝗲𝗻𝗶𝘀 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗔𝗠𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢𝗦𝗢)
    𝟎𝟕:𝟐𝟒 - 𝟎𝟖:𝟏𝟒 : Miainga amin'ny tsofoka "if" satria raha mitohy ny zava-misy ankehitriny raha tsy misy ny fifampitokisana, raha tsy mifampitsinjo ny malagasy dia miafara amin'ny famonoana ny maha-malagasy sy ny firenena malagasy (𝗩𝗔𝗡𝗙)
    𝟎𝟖:𝟏𝟓 - 𝟏𝟎:𝟑𝟓 : Ny maha-malagasy no fototra : fifanakalozana, fifankatiavana, firaisankina ; mila fanetren-tena ary miaiky fa tsy mety ny toe-javatra misy ankehitriny ; tsy mila baikoan'ny vahiny (𝗗𝗲𝗻𝗶𝘀 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗔𝗠𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢𝗦𝗢)
    𝟏𝟎:𝟑𝟔 - 𝟏𝟐:𝟏𝟔 : Fisaorana ny mpandray anjara rehatra sy ireo nifanome tanana tamin'ny fanatontosàna ny fandaharana ; fampatsiahivana ny vina ary ny tanjon'ny fandaharana "Iza ary ho aiza ?" (𝗧𝗼𝗷𝗼 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗔𝗠𝗜𝗧𝗔𝗡𝗧𝗦𝗢𝗔)
    ➡️ Fandaharana novokarin'ny CLUB 1808
    ➡️ Nanantontosa : Holed RAZAFIMAMONJY
    ➡️ Sary : Toky ANDRIANJAKATIANA ; Fano GAS'MUSIC ; Menad'Art ; Tsiry RAJAOFERA
    ➡️ Hazavana : Eli RAFANOMEZANTSOA
    ➡️ Nandrindra : Sand Asombola RANDRIASON
    Ph Rajaona I VANF Nasolo Valiavo Andriamihaja | Vanf Nasolo-Valiavo I Denis Andriamandroso
    @followers | @à la une

Комментарии •