Iza ary ho aiza - Fizarana #2

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 13 окт 2024
  • Fizarana 2 : «͟ ͟F͟I͟T͟O͟N͟D͟R͟A͟N͟A͟ ͟T͟O͟A͟ ͟I͟N͟O͟N͟A͟ ͟N͟O͟ ͟M͟E͟T͟Y͟ ͟A͟O͟ ͟M͟A͟D͟A͟G͟A͟S͟I͟K͟A͟R͟A͟ ͟?͟ ͟»͟: • Iza ary ho aiza - Fiza...
    ✅ Denis ANDRIAMANDROSO : Ancien Diplomate - Ecrivain - Professeur
    ✅ VANF (Nasolo Valiavo ANDRIAMIHAJA ) : Editorialiste - #Tany_Teny_Tantara
    ✅ Philippe RAJAONA : Sociologue - Analyste politique - Ingénieur informatique
    🟢 Rojo RANAIVOARISOA (Masoandrontsoa) : Poétesse, Ecrivaine, Experte Affaires Diplomatiques, Membre CLUB 1808
    🟢 Tojo ANDRIAMITANTSOA : Président CLUB 1808
    𝟎𝟎:𝟒𝟖 - 𝟎𝟓:𝟒𝟗 : Mitsinjo ny lojikan'ny teny velona, fihetseham-po, fisainana, fieritreretana ; Mila lalàna fototra ; Mahatana teny/Velirano (Denis ANDRIAMANDROSO)
    𝟎𝟓:𝟓𝟎 - 𝟏𝟎:𝟓𝟎 : Mitana ny rariny sy ny hitsiny ; "Tsy adidiko izaho samy irery fa adidiko izaho sy ianao" (Démocratie participative) ; "Ny teny atao an-dapa tsy mahadiso" (Liberté d'expression) ; Mila tamberin'andraikitra ara-toe-karena satria ny malagasy dia olon'ny teny, olon'ny fo, olon'ny fanahy ary olon'ny nofinofy (Philippe RAJAONA)
    𝟏𝟎:𝟓𝟏 - 𝟏𝟒:𝟎𝟎 : Fomba fisainana mifototra amin'ny "fifanajana", "fifampitokisana", "fifampitsinjovana", "fifampitondrana" (tsofoka "if") ; Miandrandra ny rariny sy ny hitsiny (fanarahan-dalàna) ; Mamaritra ny atao hoe Repoblika ; Mikatsaka ny fitondrana iraisana (VANF)
    𝟏𝟒:𝟎𝟎 - 𝟏𝟖:𝟒𝟖 : Mila ray aman-dreny fitaratra ; Mahay mandanjalanja ny Repoblika / Demokrasia tandrefana (Denis ANDRIAMANDROSO)
    𝟏𝟖:𝟒𝟗 - 𝟐𝟑𝐡𝟎𝟑 : Mijery ny tantara sy maka lesona (Fampanjaka, Repoblika, sns) ; inona no ilain'ny firenena, ny tanjona, sns ? (VANF)
    𝟐𝟑:𝟎𝟒 - 𝟐𝟕:𝟒𝟔 : Teny ifampierana ; Fihavanana (fifanakalozana sy fahamarinana) ; Tsiahy momba ny fitondran'ny frantsay sy ny anglisy, Mamaritra ny fototra hiankinana amin'ny maha-malagasy (Denis ANDRIAMANDROSO)
    Mbola hitohy ...

Комментарии •