Iza ary ho aiza - Fizarana #1

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 5 дек 2023
  • Fizarana 1 : «͟ ͟F͟I͟T͟O͟N͟D͟R͟A͟N͟A͟ ͟T͟O͟A͟ ͟I͟N͟O͟N͟A͟ ͟N͟O͟ ͟M͟E͟T͟Y͟ ͟A͟O͟ ͟M͟A͟D͟A͟G͟A͟S͟I͟K͟A͟R͟A͟ ͟?͟ ͟»͟
    ✅ Denis ANDRIAMANDROSO : Ancien Diplomate - Ecrivain - Professeur
    ✅ VANF (Nasolo Valiavo ANDRIAMIHAJA ) : Editorialiste - #Tany_Teny_Tantara
    ✅ Philippe RAJAONA : Sociologue - Analyste politique - Ingénieur informatique
    🟢 Rojo RANAIVOARISOA (Masoandrontsoa) : Poétesse, Ecrivaine, Experte Affaires Diplomatiques, Membre CLUB 1808
    🟢 Tojo ANDRIAMITANTSOA : Président CLUB 1808
    𝟎𝟎:𝟎𝟎 - 𝟎𝟓:𝟎𝟎 : Fanolorana (Fandaharana, Club1808, Vahiny, Lohahevitra)
    𝟎𝟓:𝟎𝟎 - 𝟎𝟓:𝟒𝟕 : Tsiahy mahakasika ny tantaram-pirenena sy ireo fitondrana nifandimby
    𝟎𝟓:𝟒𝟕 - 𝟎𝟔:𝟑𝟗 : Petra-kevitra momban'ny tontolom-pitantanana ny firenena : F͟I͟T͟O͟N͟D͟R͟A͟N͟A͟ ͟T͟O͟A͟ ͟I͟N͟O͟N͟A͟ ͟N͟O͟ ͟M͟E͟T͟Y͟ ͟A͟O͟ ͟M͟A͟D͟A͟G͟A͟S͟I͟K͟A͟R͟A͟ ͟?͟
    𝟎𝟔:𝟒𝟎 - 𝟎𝟖:𝟓𝟕 : Fifanarahana, Fifandrimbonana, Fitambarana/Fifampizarana ny andraikitra, Fifampitondrana (Pacte citoyen, contrat social), Fijoroana, Fifohazan'ny olom-pirenena sy ny Fanajana ny lalàna (Philippe RAJAONA)
    𝟎𝟖:𝟓𝟖 - 𝟎𝟗:𝟐𝟒 : Endri-pitondrana manao ahoana no mety amin'i Madagasikara ?
    𝟎𝟗:𝟐𝟓 - 𝟏𝟏:𝟏𝟓 : Araky ny Tantara : Fifanajana, Soatoavina, Atero ka alao, Tsy maty manota, Fihavanana, ... (VANF)
    𝟏𝟏:𝟏𝟔 - 𝟏𝟕:𝟑𝟗 : Ny maha-olona no fototra, "Biby tsy manan-doha tsy mandeha", "Raha kamboty ny Andriana, ny vahoaka no rainy, raha kamboty ny vahoaka, ny Andriana no rainy". Fifampitsinjovana, Fifandraisana, Fifanomezan-tanana, Valim-pitokisana no andrasana amin'ny mpitondra, Fisian'ny Ray aman-dreny sy Mahery fo ho fitaratry ny mpitondra (Mandela, sns.), Mahalala ny fisian'ny Malagasy ve isika malagasy ? Inona no atao hoe fitondrana ? fifampitondrana ? ary aiza ny lalan-kaleha ? (Denis ANDRIAMANDROSO)
    Mbola hitohy ...

Комментарии • 5

  • @user-wn5vt9jg1i
    @user-wn5vt9jg1i 7 месяцев назад +1

    Mahafinaritra ny miverina amin ilay niandohana . Ho tsara fitontona ihany izany ity Ray amandreny aradrazana mahatsiaro tena ka mandray andraikitra ity.
    Andao ho tohanantsika izy ireo.
    Ny olo ro olo . An ny vahoaka ny firenena fa tsy an olombitsy . Andao hatambatra ny hery. Entina ambavaka

  • @julesrasolondraibe7820
    @julesrasolondraibe7820 7 месяцев назад +2

    Saka no hitako -- tsy mpangataka ihany fa manao ampihi Mamba( totalitarisme= dans toute impunité)

  • @julesrasolondraibe7820
    @julesrasolondraibe7820 7 месяцев назад

    olona tena nitondra Fandrosona kosa aloh d Andrianampoinimerina sy Radama tsytonga Lafatra fa hita maso ary mbola misy Fiantraikany ha@izao

  • @symonettefanjanarivo8305
    @symonettefanjanarivo8305 7 месяцев назад

    Tena zava-doza mihitsy ny mahazo antsika Malagasy : mitarika sarety ny olona, toy ny tany @ firenena tandrefana t@ 17ème siècle nefa isika izao efa aty @ 21ème siècle !!! Mitsindroka fako hahitana ny hohanina ny sasany amintsika Malagasy. Lasa fadiranovana tanteraka isika. Tsy mahantra fotsiny fa tena faran'izay fadiranovana e ! Raha ny marina, tsy tokony hisy hizakazaka hanao ny asan'ny filoham-pirenena satria latsaka amin'ny farany ambany isika ! Nefa mila fihavaozana tanteraka isika. Mahatonga saina ny hevitra natsipin'ny groupe Mansah aty Afrique hoe : sao tokony hofoanana ny toeran'ny filoham-pirenena aty Afrika fa soloina comité des sages ! Anjarantsika ny manadihady sy mijery izay mahasoa antsika. Raha ny classe politique @ izao fotoana no andrasana amin'izany, toa mahakely finoana anefa ! Ny société civile sy ny raiamandreny isan-tokony angamba no mety hahita ny vahaolana.

  • @ctmdrivetest789
    @ctmdrivetest789 7 месяцев назад +1

    naveriko fa i "tsy Antananarivo irery Madagasikara" mitovy be , misy rohim-pianakavina ?