takariva mafana TANAMASOANDRO

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 5 окт 2024
  • I Tanamasoandro no vahiny voalohany eto amin'ny Takariva Mafana hendriny vaovao.....
    Manasa antsika rehetra hizara izay..
    Mijereva finaritra ohhh

Комментарии • 33

  • @sidoniesidonie9722
    @sidoniesidonie9722 Месяц назад

    Misaotra sy mankasitraka indrindra Tompoko 🎉🎉🎉❤❤❤❤, fa nafinaritra be🎉❤

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 3 месяца назад

    Tsy heken ny baiboly fa tandremo

  • @capricorne3123
    @capricorne3123 5 лет назад +2

    posée be izy. samy manana ny toetrany izy sy Zatia, ohatran'ny olona rehetra ihany

  • @rakotomavo8282
    @rakotomavo8282 5 лет назад +1

    Mafinaritra .be izy maay manaja tena maay mitondra tena maay mifandray @ oul bravo tsy mitovy an zatia

  • @pisasonlitakely1329
    @pisasonlitakely1329 5 лет назад +2

    Salut Mija. Tena faly be fa niverina ny emission favorite. Mba mangataka hoe invitena Ramora Fav na Kohen Rivolala satry izy nilatsaka député. Mankasitraka tompoko. Shalom

  • @farafiniavanaandriamizaka10
    @farafiniavanaandriamizaka10 5 лет назад

    Tsara be. Sady manajatena be izy fa ts otranle 1 adala be ry. Iangavina enao ry fanitsanana mba ijery anty azafady anamboaranao an io toetranao io a. Jereo ny olona sarimbavy otranao tony mahay manaja tena tsara fa ts ötranao mitsondratsondrana be io. Merci Mija a.

    • @yayachristine1988
      @yayachristine1988 5 лет назад

      Hita oa iZatia sady be zest no mirehareha fa mpanambola ,Mija a ataovy face a face izy roa

  • @ramirezjamala4282
    @ramirezjamala4282 5 лет назад

    Mahafinatitra ny mitafatafa @ olona manana ny maha izy azy toy tanamasoandro. Mes respects !!!

  • @Just___Louane
    @Just___Louane 4 года назад

    mahay mi animer enao enao ry mr Mija ,direct nefa mipetrapetraka tsara ilay resaka felicitation

  • @lalaharitianacorine5553
    @lalaharitianacorine5553 4 года назад

    Ny tanana tsar b noh ny an ten vevav sad manaja ten iz ts mireare humble tsar

  • @staservicesettransportsaer6682
    @staservicesettransportsaer6682 5 лет назад +1

    mirary soa ho azy fa hendry sy manaja tena izy sady manam pahaizana: tiako ilay fiteniny hoe :mahafinaritra ny miaina fa tsy ny fiainako no mahafinaritra

  • @marina123marina5
    @marina123marina5 5 лет назад +3

    Tiko be izy fa le 1 ry kondrakondrafana be sady tia mirehare be

  • @nadiarodrigues533
    @nadiarodrigues533 5 лет назад +4

    Izy kosa alo ten otrany vehivavy mintsy.

  • @marina123marina5
    @marina123marina5 5 лет назад +2

    Tena tiko be fa sady mihaja be izy no calme be manaja tena be

  • @yainarajoelisolo9304
    @yainarajoelisolo9304 5 лет назад +1

    mafinaritra be,izy kosa lo no tiko no i zatia e,manaja tena no tsy mirehareha

  • @nadiarodrigues533
    @nadiarodrigues533 5 лет назад +1

    Tiako ny fomba fanehoan keviny. Mahafinaritra.

  • @rivoandriason4243
    @rivoandriason4243 5 лет назад

    Tsara be MIja ah.arahaba e..antsoy i Paolo hiresaka tanamasoandto

  • @rivoandriason4243
    @rivoandriason4243 5 лет назад

    Mihaja sady mitaiza ty fandaharana ity..fa i Paolo resaka tanamasoandro ambohitrimanjaka antsoy fa mila olona toa azy mad5agasikara miaraka amy rRakotomalala Fleurys

  • @andriantsehenovonjy8046
    @andriantsehenovonjy8046 5 лет назад

    mahafinaritra ilay fandaharana fa tohizo e!sur mitssss Mija

  • @dominiqueramiarisoa9630
    @dominiqueramiarisoa9630 5 лет назад

    tsara mihintsy ny émission-nao!fa de toute façon elle est comme "tout le monde" et elle a raison de rester telle qu'elle est!elle est belle en plus!

    • @donatienrazanapaniry1914
      @donatienrazanapaniry1914 5 лет назад

      Il est pas elle est

    • @dominiqueramiarisoa9630
      @dominiqueramiarisoa9630 5 лет назад

      @@donatienrazanapaniry1914 Je sais "qu'Il est" mais pour la respecter je disais "ELLE est" MAINTENANT!!!! Mahagaga ahy ny nametrahanao "commentaires" tamin'ny reflexion napetrako. J'ai l'impression hoe toy ny "zazakely" ny fandaisanao ahy!!!! kanefa je suis "une mamie de 76ans" je suis en France et pour une fois, j'ai suivi votre "émission" Pour votre "gouverne" la prochaine fois, respectez et tournez mille fois votre langue avant de commenter les commentaires que laissent les autres.

    • @donatienrazanapaniry1914
      @donatienrazanapaniry1914 5 лет назад

      @@dominiqueramiarisoa9630 arytoa tezitra be ianao zany mamie! nametraka ny torana misy azy fotsiny aho hoe il est.

    • @dominiqueramiarisoa9630
      @dominiqueramiarisoa9630 5 лет назад

      @@donatienrazanapaniry1914 tsy tezitra mihintsy aho fa tena gaga ny fisainanareo? Ny commentaires napetrako anie dia nataoko "au féminin" daholo satria : c'est le choix du jeune homme no ni-respecter-ko nefa dia nataonao hoe: "IL mais pas ELLE" mais qu'est-ce que vous voulez insinuez là? ou bien c'est moi qui n'a rien compris amin'ilay "débat"? Et là vous maintenez toujours hoe : IL est!!!!! comme quoi, vous avez une de ces mentalités bizarres non? Soyez "ouvert" vao mametraka ny "torana" lazainao que je ne comprends inona ny dikan'io teny lazainao io. Izaho efa "mamie" nefa désolée mba ampianaro ahy hoe ny dikany?A+

    • @donatienrazanapaniry1914
      @donatienrazanapaniry1914 5 лет назад

      @@dominiqueramiarisoa9630 je vous respecte Mamie, mais un homme restera toujours un homme quoi qu'il en soit. je n'insulte personne mais je dis ce qui est juste. je ne dis pas que vous ne comprenez pas mais je dis qu' "il est" parce qu'il est un homme.

  • @andriamanambelofalyhasinat2015
    @andriamanambelofalyhasinat2015 5 лет назад +1

    mahafinaritra be ilay émission, sady ilay vahiny ihany koa mahafinaritra

  • @mraj2234
    @mraj2234 5 лет назад

    izy aloha otran matotra kokoa noho i edmond e

  • @vanessaperriguey7129
    @vanessaperriguey7129 5 лет назад

    Za nahita film Tanamasoandro.iny (nalaza mintsy le therme oe iny v sipany ty)

  • @tsararahamazava4312
    @tsararahamazava4312 5 лет назад

    Ary zatia. Misaotra fa tsara be lay fandaharana

  • @rakotonirinamampionona2612
    @rakotonirinamampionona2612 4 года назад

    Aiza i Balou? Toa tsy heno intsony?

  • @aynaamanour5392
    @aynaamanour5392 5 лет назад +2

    Tsara be calme be

  • @baorieko3299
    @baorieko3299 5 лет назад

    Mahafinaritr ranga ianw zoky mija an🤣