betsak olo milaza fa,naita an Je sosy fa tsinaresilahatra anay,fa rekaty tegna inoako fa zavatra itan no tantarain, tompo anie itay anao mandrakariva voninaitra hoan tompo iray ian!!!!
minoa an'i Jesosy Tompo sy izay ambaran'ny mpaminaniny raha tsy te-hoany amin'ny afobe, mafonja dia mafonja nefa ny hevitr'izany hoe "mino an'i Jesosy Tompo" izany fa tsy vitan'ny resabe toy izao. Raha kristiana marina ianareo mpanaratsy ireo dia vakio ireto ka iaino isan'andro fa tsy vitan'ny fombafomba mande any am-piangonana rehefa alahady akory ny manompo an'Andriamanitra. Mat.12:31-37/1Kor.4:5/Joda8-10... mba manaova aloha recoupement ry reto a fa aza manao affirmation gratuite fotsn!
Tena tsy hisalasalana ny inoana azy, tena marina, tsy nahita azy maty aho fa eto ampijerena sy ampanarahana ity oronantsary ity aho fa dia marina ary tena ekena resy lahatra Manentana antsika hibebaka ho azy sy ho an'ny hafa
ho an'i Liliane Panea, mi comprendre anao aho satria be ny olona milaza fa efa nahita fa zao no hahafantaranao ny marina compareo amin'izay voalaza ao @ Baiboly satria ny Baiboly ihany no marina. Dia ankoatr'izay tsara ny miaina miaraka @ Jesosy fa manana fanantenana handova fiainana mandrakizay.
Zany oh! ary mbola tena betsaka mihitsy ny olona kely saina mora ambakaina amin'ny angano sy nofy izany a! tantara foronin'ny tambanivohitra dia mampiova ny fo.
Misaotra anareo rehetra aho fa indrindra ireo izay mahatsapa sy mino fa misy ireo toerana anankiroa ireo dia ny LANITRA sy ny HELO.Misaotra an'i Liliane Panea koa aho naneho ny heviny .Tsorina aloha fa tsy fampitahorana na fitadiavana tombotsoa no antony anehoana izao fijoroana vavolombelona izao fa kosa MBA HANAIRANA NY OLOMBELONA REHETRA FA LOZA NO AO AMBADIK'IZAO FIAINANA IZAO RAHA TSY MIBEBAKA NOHO NY FAHOTANY NY OLONA.Ka izany no antony ampahafantarako sy izarako izao fijoroana vavolombelona izao.ADIDIKO NY MAMPAHAFANTATRA FA NY SAFIDY KOSA DIA AN'NY TSIRAIRAY. Fantaro fa làlana roa ihany no tsy maintsy hizorantsika :na ilay mankany amin'ny FIAINANA MANDRAKIZAY na ilay mankany amin'ny FAHAVEREZANA MANDRAKIZAY. JESOSY IRERY IHANY no làlana sy Fahamarinana ary Fiainana. Koa FANTARO sy FIDIO dieny izao ary ny làlan-kizoranao fa malalaka ny SAFIDY.
aza de kely saina re olona a!aza de maniratsira ihany koa!fa na marina na tsia ireny fijoroana vavolom-belona ireny de milaza @nareo ahy fa mianara baiboly fa voalaza ao fa misy ny lanitra sy helo(lioka12:4,5).Maditra laotra isika zanakolom-belona ary ny akamaroan ny mpivavaka de masirasira, kanefa mihezaha mafy mibebaka de ho hitanao ny marina
Matio 25,41 Ary nilaza indray tamin'ny izay eo ankavian'ny kosa izy hoe : Mialà amiko ,hianareo izay voaozona ,ho any amin'ny AFO maharitra mandrakizay ,izay VOAVOATRA HO AN'NY DEVOLY SY NY ANJELINY ../ MARKA 9-43-48 Ary raha ny tananao no manafintohina anao ,tapaho izy fa tsara ho anao ny hiditra kilemaina any amin'ny fiainana noho ny manana tanana roa nefa hariana any amin'ny helo... Andriamanita tsara mahitsy ,sady tsy misy tsiny (salamo 92-15) izy no namorona antsika fa tonga ny devoly namitaka ,nandrava ka manjaka amin'ny izao tontolo izao sady manandevo antsika izy no manaparitaka ny zava dratsy rehetra ,FA Miverena amin'ny Ray Jehovah antsika raiso Jesosy fa izy vonona indray antsika sady manome fiainana .
Misaotra indrindra nizara tompoko. , misaotra an'i Mama Hova nanaiky nizara sy ho fitaovana mahery, Ny fanamarihana kely avy aty fotsiny tompoko raha mba sitrakareo, dia tsy tokony haka ohatra @ ireo fahitan'ny Fiangoanana hafa, raha nanao ny introduction, satria tsy mitovy @ izany mihitsy ny an'i Mama Hova, Ny azy dia fijoroana vavolombelona , hananatra ny olona, Fa tsy toy ny finoana hafa lasa hivavahana ilay olona, koa tsara raha mba sarahina sy tsy afangaro atao ohatra tompoko. misaotra indrindra tompoko. Mahereza hatrany. Tahin ny Jesosy
Tsara ny miova fo, fa tsy tsara raha ny tahotra ny afobe sy helo sy parapluie sy ny ....no antony mahatonga izany, hanompo an'Andriamanitra noho ny fitadiavana tombotsoa fotsiny isika raha izany, tsy izany anefa no sitrapon'andriamanitra.
Andriamanitra no mahalala ny ao am-po, ny nampiova anao marina , aza variana milaza ny tsy mety fa raiso ny baibolinao dia vakio dia ampiaro @ fiainanao ;)
"Sambatra izay tsy mandinika fa izy no ho fahanan-dalitra", "sambatra izay minomino foana fa izy no ho any an-danitra", ary sambatra izay mitory momba ny helo fa izany no vaovao tsara nasain'i Jesosy ho toriana.
Fanampiako fotsiny izay nolazain'i Natacha Mireille : natao hampieritreritra lalina antsika avokoa na ny fijoroana vavolombelona marina na izay izay nanao resa-be... Fa tsy te hanonona hanonona antokom-pinoana eto koa aho izay mampiasa ny Baiboly ihany koa, fa saingy famoaboasana diso (interprétation érronnées) no omeny ireo mpino ao aminy... Fa azonao atao anie ny manontany personnellement an'Andriamanitra hoe : inona tokoa ny tena marina? Inona marina no tena tianao ambara amin'izay vosoratra ao amin'ny Baiboly? Tsy voatery ho feo henon'ny sofinao no anambarany aminao ny valin-teniny aminao, fa mety ho fitrangan-javatra (circonstance), tsy voatery ho nofy na vision, sns...aza mionona amin'ny fametraham-panontaniana a Aminy ùandra-paharesy lahatra anao... Ka eo amin'izay no miantomboka ny tenin'i Franck Rakoto hoe : ampitomboy hery ihany ny fanahinao mba hataka-davitra. Raha lazaina amin'ny teny hafa dia hoe : eo vao tena afaka manao "discernement" ianao
Hebreo 3 : 15 raha atao hoe: "Anio, raha hihaino ny feony hianareo, Aza manamafy ny fonareo tahaka ny tamin’ ny fahasosorana." .Liliane Panea; tsarovy fa tia anao JESOSY.
tsy misy fisaorana fa izay concience nao izay Shara Lolo no tena zava-dehibe hiatrehanao ny ho avinao ka dia manapaha- hevitra; fidio izay harahinao de misaotra indrindra
misy hevitra hafa ity, maninona moa raha asaina manao boxe ilay Jesosy hitan'i Mama Hova sy ilay Jesosy hitan'i Apostoly Tsaratsara, dia izay maharesy no tena izy.
Andeha tsy asiantsika ady hevitra ny @ fahamarinan'ny fijoroana vavolombelona nataon'i Mama Hova sy ny maro hafa fa andeha ny Soratra Masina no Jerena. Raha apetraka ny fanontanina hoe misy ve ny paradisa sy ny helo araka ny Soratra Masina? Raha misy izany manao ahoana ny Fiainana any @ PARADISA dia manao ahoana koa ny any @ Helo? I: Misy ve ny paradisa (fiainana mandrakizay) sy ny helo 1) Misy ny paradisa (fiainana mandrak'izay) satria « Dia hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminao marina tokoa: Anio no hihaonanao amiko any PARADISA. » (Lioka 23:43). « Izay mino ny Zanaka manana fiainana mandrakizay; fa izay tsy mino ny Zanaka dia tsy hahita fiainana, fa ny fahatezeran'Andriamanitra no mitoetra eo aminy. » (Jaona 3:36) Misy aloha izany ny Paradisa. 2) Misy ihany koa ny HELO satria hoy ny Soratra Masina « Ry bibilava, taranaky ny menarana, hataonareo ahoana no fandositra ny fanamelohana ho any amin'ny HELO? » (Matio 23:33). ary koa « Ary raha ny tananao no manafintohina anao, tapaho izy; fa tsara ho anao ny hiditra kilemaina any amin'ny fiainana noho ny manana tanana roa, nefa hariana any amin'ny helo*, dia any amin'ny afo tsy azo vonoina. [* Gr. Gehena] » (Marka 9:43) II: manao ahoana ny fianana any @ireo tontolo roa ireo 2) Momba ny Helo araka ny Soratra Masina « 41 Ny Zanak'olona haniraka ny anjeliny, ary ireny dia hanangona ka hamoaka amin'ny fanjakany ny zavatra mahatafintohina rehetra mbamin'izay manao meloka, 42 dia hanipy azy any amin'ny fandoroana lehibe mirehitra afo izy; any no hisy ny fitomaniana sy ny fikitroha-nify. » (Matio 13:41-42) 1) Momba ny Paradisa « Ary hofafany ny ranomaso rehetra amin'ny masony; ary tsy hisy fahafatesana intsony, sady tsy hisy alahelo, na fitarainana, na fanaintainana; fa efa lasa ny zavatra taloha. » (Apokalypsy 21:4) Koa andeha ary isika hibebaka, hifona ary handray an'i Jesosy ho Tompon'ny fiainantsika manokana ka hanary ny fahotantsika mba tsy hahatonga antsika any @ Helo fa handovantsika ny fiainanana mandrakizay. Ho an'Andriamanitra irery ny Voninahitra. Amen
Zavatra roa ihany no mety hitranga:1) na mety lasa mpanao BUSINESS ihany koa i Jesosy ao andanitra ao, ka mety efa tsy mandeha tsara intsony ilay izy dia mitady asa fanampiny izy: ny manao guide touristique no hitany, mitondra touriste any an-danitra sy any amin'ny helo sy afobe sy parapluie sy parasol sy izay filaza azy e...2) na ireto olona mpanofinofy ireto no te hampita ny aingampanahy : Fabiola, Mama Hova, Yves, Rodolphe HVKL, Tsaratsara, Tantandraza...
mba manaova aloha ianao recoupement izay vao miteny sao tonga any @afobe vao manenina tsiroamantany, tsy fantatrao nga fa misy mi-enregistrer daolo ny teninao rehetra ka sao teny tsy voahevitra ataonao ihany no mitondra anao mankany, mitandrema fa tsisy 2ème session reefa tonga any
de sady mampiditra n mamoka milaza inw f maty d nakany andanitra nefa milaz indray inw f rehefa maty tsy afaka mibebak tsony .ny fatiny Davida aza mbol ao atramizao .torio ny fahamarinana fotsiny NY olon f aza milaz antsang tsy a man'oran
ny problk ndray d betsaka n mpamitaka d tady ts hino tsun zah na d marina aza ty ts fantatro,ny hany azoko atao d mvavak any antrano d zay lalany any lalany
Te hamaphery anao aho fa tsy ny fiaikenao fa hoe niakatra tany an-danitra marina ve sa tsia Rakoto na Rabe na Rasoa na Razafy no hahavoavonjy anao. Na milzaa ny marina ireny na mandainga dia ho fanairana fotsiny ihany izany rehetra izany, fa tsy izany akory ny famonjena. Fa rehefa mino tokoa an'i Jeso Kristy sy ny asa fanavotana vitany teo amin'ny hazo fijaliana ianao dia izay ny famonjena. Fa aoka tsy afangaro ny tena famonjena sy ny fampianarana, amin'ny maha-fampianarana azy dia "tokony" hitondra fitomboana ara-panahy izany, fa tsy izany akory no famonjena. Mahereza.
misy olona maro milaza fa nahita an'i Jesosy ireto ka mba lazao hoe iza amin'ireto no tena efa nahita azy marina, tsy misy mitovy ny zavatra lazain'izy ireo ka tsy fantatra hoe iza marina ilay Jesosy lazainy fa niseho taminy, samy hafa koa ny zavatra hitany tany amin'ny helo: Pasitera Josehp (FPVM), Paulson, Tsaratsara, Rodolphe Dafiniarivo, Yves, 5 colombiens.....ary angamba ry Nenilava sy ny tsy haiko intsony e! samy hafa daholo ny zavatra lazaina nefa lanitra iray sy afobe iray ary Jesosy iray ihany no hitany.
Ooooh ry Liliane panea Rah ts tianw ny mihaino ny teny voalazany ny mpijoro vavolombelon . Na ku zay atwny jesosy @ olona de mb aza ratsina ku zay manambara eto fa zay hevitra hahatontosa ny fiainanw foan atwv . Ar mb diniho tsara fa mato enw tahaka zw na kw naha tahaka zw atsika rehetr eto amboniny Tany dia Andriamanitr no nahalavorary ny fiainantsika .... Ts adala nie Jesosy Kristy nanolotry ny ainy hisoloany ny heloka ntsika teto antany zan . Ary Fitiavan"Andriamanitra atsika ku zan mato natwn tahaka olombelona Jesosy dia mba ahafantarantsika fa ho olona nisolo antsika t@ ratsy zay natw ntsika rehetr izy .... mb eritrereto fa iza no olona Teraka tahaka an"Jesosy mpamonjy ... tia anw jesosy Liliane penea .tia antsika rehetra ku . Enga nie mbl ho isy ny fahatsiarovanw ny momba an"i Jesosy mpamonjy sy mpanavotra antsika @ zw tontolo zw .Amen
mba manaova aloha ianao recoupement izay vao miteny sao tonga any @afobe vao manenina tsiroamantany, tsy fantatrao nga fa misy mi-enregistrer daolo ny teninao rehetra ka sao teny tsy voahevitra ataonao ihany no mitondra anao mankany, mitandrema fa tsisy 2ème session reefa tonga any
Aiza tokoa moa maman Hova @zao mbola velona efa taona maro moa t'y fijoroana vavolombelona t'y 🙏
Ho an'Andriamanitra irery ihany sy Jesosy Kristy zanany anie ny saotra sy dera ary ny voninahitra mandrakizay mandrakizay....Amen.
mivavaky ho anao zaho Liliane panae mba jesosy manokana ro hanova anao fa hafalia bevata ho ahy ro hahita anao am paradisa amen
Ho An'Andriamanitra irery ihany anie ny Voninahitra mandrakizay Amen Haleloia, Misaotra Tompo🙏🏽🙏🏽🙏🏽
Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany ❤🙏🏿🙏🏿
Jesosy irery ihany! voninahitra ho an' Andriamanitra irery!
betsak olo milaza fa,naita an Je sosy fa tsinaresilahatra anay,fa rekaty tegna inoako fa zavatra itan no tantarain, tompo anie itay anao mandrakariva voninaitra hoan tompo iray ian!!!!
mbola idiran-doza ihanao indray andro ihany,izay vao hivavaka @ fonao rehetra!...de tsy sahy haniratsira intsony
Our God is greater,God bless and protect Madagascar,misaotra betsaka tompoko
D mahagaga f n gasy foana no isehoan jesosy,, sinoa s karana s vazah toa ts mb misy an zan
minoa an'i Jesosy Tompo sy izay ambaran'ny mpaminaniny raha tsy te-hoany amin'ny afobe, mafonja dia mafonja nefa ny hevitr'izany hoe "mino an'i Jesosy Tompo" izany fa tsy vitan'ny resabe toy izao. Raha kristiana marina ianareo mpanaratsy ireo dia vakio ireto ka iaino isan'andro fa tsy vitan'ny fombafomba mande any am-piangonana rehefa alahady akory ny manompo an'Andriamanitra. Mat.12:31-37/1Kor.4:5/Joda8-10... mba manaova aloha recoupement ry reto a fa aza manao affirmation gratuite fotsn!
Tena tsy hisalasalana ny inoana azy, tena marina, tsy nahita azy maty aho fa eto ampijerena sy ampanarahana ity oronantsary ity aho fa dia marina ary tena ekena resy lahatra
Manentana antsika hibebaka ho azy sy ho an'ny hafa
voninahitra dia ho an'ANDRIAMANITRA irer hiany!!
Sambatra n velonaina satria mbola manana fotoan handinintena sy hibebahan.
ho an'i Liliane Panea, mi comprendre anao aho satria be ny olona milaza fa efa nahita fa zao no hahafantaranao ny marina compareo amin'izay voalaza ao @ Baiboly satria ny Baiboly ihany no marina. Dia ankoatr'izay tsara ny miaina miaraka @ Jesosy fa manana fanantenana handova fiainana mandrakizay.
hinoy ihany ireny f misy marina ary misy mpandainga ihany koa.fa izao é!ampitomboy hery ihany ny fanahinao mba hataka-davitra
Zany oh! ary mbola tena betsaka mihitsy ny olona kely saina mora ambakaina amin'ny angano sy nofy izany a! tantara foronin'ny tambanivohitra dia mampiova ny fo.
very tsy hoe ela enao Liliane raha ts mibebaka
Misaotra anareo rehetra aho fa indrindra ireo izay mahatsapa sy mino fa misy ireo toerana anankiroa ireo dia ny LANITRA sy ny HELO.Misaotra an'i Liliane Panea koa aho naneho ny heviny .Tsorina aloha fa tsy fampitahorana na fitadiavana tombotsoa no antony anehoana izao fijoroana vavolombelona izao fa kosa MBA HANAIRANA NY OLOMBELONA REHETRA FA LOZA NO AO AMBADIK'IZAO FIAINANA IZAO RAHA TSY MIBEBAKA NOHO NY FAHOTANY NY OLONA.Ka izany no antony ampahafantarako sy izarako izao fijoroana vavolombelona izao.ADIDIKO NY MAMPAHAFANTATRA FA NY SAFIDY KOSA DIA AN'NY TSIRAIRAY.
Fantaro fa làlana roa ihany no tsy maintsy hizorantsika :na ilay mankany amin'ny FIAINANA MANDRAKIZAY na ilay mankany amin'ny FAHAVEREZANA MANDRAKIZAY. JESOSY IRERY IHANY no làlana sy Fahamarinana ary Fiainana.
Koa FANTARO sy FIDIO dieny izao ary ny làlan-kizoranao fa malalaka ny SAFIDY.
+TOVONAY Hermann :> Marina mihintsy izany teninao izany. Ho an`Andriamanitra irery anie ny Haja sy ny Voninahitra. AMEN!
mba manaova aloha ianao recoupement izay vao miteny sao tonga any @afobe vao manenina tsiroamantany, tsy fantatrao nga fa misy mi-enregistrer daolo ny teninao rehetra ka sao teny tsy voahevitra ataonao ihany no mitondra anao mankany, mitandrema fa tsisy 2ème session reefa tonga any, jereo ireto teny ireto raha tsy mino ny lazaiko ianao 1Kor.4:5/Mat.12:31-36/Joda8-10
Misaotra anao Jesosy christy Tompo @ hafatra fitiavana ho an ny malagasy
mitandrema fa be loatra ny mpitady tombotsoa amy fivavahana tony. Lasa mampalaelo ndray ny olona fa voafitaka.
aza de kely saina re olona a!aza de maniratsira ihany koa!fa na marina na tsia ireny fijoroana vavolom-belona ireny de milaza @nareo ahy fa mianara baiboly fa voalaza ao fa misy ny lanitra sy helo(lioka12:4,5).Maditra laotra isika zanakolom-belona ary ny akamaroan ny mpivavaka de masirasira, kanefa mihezaha mafy mibebaka de ho hitanao ny marina
Tao anatin'ny elo enao no naveriny sa Tao anatin'ny fihandrianany jesosy??? Ary aona no halalanao zao tatarainao zao???
Jesosy no nitondra azy tamin'ireo toerana roa ireo tahaka ny olona manao touriste . Rehefa miverina dia mitantara amin'ny havana. (fa ho vavolombelona amin'ny olona rehetra ianao ny amin'izay efa hitanao sy renao. Asan'ny Apostoly 22:15.
Sambatra izay tsy nahita, nefa nino
Jaona 20:29
misaotra bevata an mama hova nanday ty hafatry bakany antsika iaby zay rolahy
misaotra fa nihamafy indray ilay finoana efa saika nangatsika e
Amen
Matio 25,41 Ary nilaza indray tamin'ny izay eo ankavian'ny kosa izy hoe : Mialà amiko ,hianareo izay voaozona ,ho any amin'ny AFO maharitra mandrakizay ,izay VOAVOATRA HO AN'NY DEVOLY SY NY ANJELINY ../ MARKA 9-43-48 Ary raha ny tananao no manafintohina anao ,tapaho izy fa tsara ho anao ny hiditra kilemaina any amin'ny fiainana noho ny manana tanana roa nefa hariana any amin'ny helo... Andriamanita tsara mahitsy ,sady tsy misy tsiny (salamo 92-15) izy no namorona antsika fa tonga ny devoly namitaka ,nandrava ka manjaka amin'ny izao tontolo izao sady manandevo antsika izy no manaparitaka ny zava dratsy rehetra ,FA Miverena amin'ny Ray Jehovah antsika raiso Jesosy fa izy vonona indray antsika sady manome fiainana .
Misaotra indrindra nizara tompoko.
, misaotra an'i Mama Hova nanaiky nizara sy ho fitaovana mahery,
Ny fanamarihana kely avy aty fotsiny tompoko raha mba sitrakareo, dia tsy tokony haka ohatra @ ireo fahitan'ny Fiangoanana hafa, raha nanao ny introduction, satria tsy mitovy @ izany mihitsy ny an'i Mama Hova,
Ny azy dia fijoroana vavolombelona , hananatra ny olona, Fa tsy toy ny finoana hafa lasa hivavahana ilay olona, koa tsara raha mba sarahina sy tsy afangaro atao ohatra tompoko.
misaotra indrindra tompoko.
Mahereza hatrany.
Tahin ny Jesosy
Tsara ny miova fo, fa tsy tsara raha ny tahotra ny afobe sy helo sy parapluie sy ny ....no antony mahatonga izany, hanompo an'Andriamanitra noho ny fitadiavana tombotsoa fotsiny isika raha izany, tsy izany anefa no sitrapon'andriamanitra.
tu as raison
Andriamanitra no mahalala ny ao am-po, ny nampiova anao marina , aza variana milaza ny tsy mety fa raiso ny baibolinao dia vakio dia ampiaro @ fiainanao ;)
mba manaova aloha ianao recoupement izay vao miteny sao tonga any @afobe vao manenina tsiroamantany, tsy fantatrao nga fa misy mi-enregistrer daolo ny teninao rehetra ka sao teny tsy voahevitra ataonao ihany no mitondra anao mankany, mitandrema fa tsisy 2ème session reefa tonga any, jereo ireto teny ireto raha tsy mino ny lazaiko ianao 1Kor.4:5/Mat.12:31-36/Joda8-10
"Sambatra izay tsy mandinika fa izy no ho fahanan-dalitra", "sambatra izay minomino foana fa izy no ho any an-danitra", ary sambatra izay mitory momba ny helo fa izany no vaovao tsara nasain'i Jesosy ho toriana.
Fanampiako fotsiny izay nolazain'i Natacha Mireille : natao hampieritreritra lalina antsika avokoa na ny fijoroana vavolombelona marina na izay izay nanao resa-be...
Fa tsy te hanonona hanonona antokom-pinoana eto koa aho izay mampiasa ny Baiboly ihany koa, fa saingy famoaboasana diso (interprétation érronnées) no omeny ireo mpino ao aminy...
Fa azonao atao anie ny manontany personnellement an'Andriamanitra hoe : inona tokoa ny tena marina? Inona marina no tena tianao ambara amin'izay vosoratra ao amin'ny Baiboly? Tsy voatery ho feo henon'ny sofinao no anambarany aminao ny valin-teniny aminao, fa mety ho fitrangan-javatra (circonstance), tsy voatery ho nofy na vision, sns...aza mionona amin'ny fametraham-panontaniana a Aminy ùandra-paharesy lahatra anao...
Ka eo amin'izay no miantomboka ny tenin'i Franck Rakoto hoe : ampitomboy hery ihany ny fanahinao mba hataka-davitra. Raha lazaina amin'ny teny hafa dia hoe : eo vao tena afaka manao "discernement" ianao
Hebreo 3 : 15 raha atao hoe: "Anio, raha hihaino ny feony hianareo, Aza manamafy ny fonareo tahaka ny tamin’ ny fahasosorana." .Liliane Panea; tsarovy fa tia anao JESOSY.
tena mahasaky enao zany!!!! Andriamanitra tsy mba vazivazina! sambatra zay mino nefa tsy nahita an'i Jesosy
mba manaova aloha ianao recoupement izay vao miteny sao tonga any @afobe vao manenina tsiroamantany, tsy fantatrao nga fa misy mi-enregistrer daolo ny teninao rehetra ka sao teny tsy voahevitra ataonao ihany no mitondra anao mankany, mitandrema fa tsisy 2ème session reefa tonga any, jereo ireto teny ireto raha tsy mino ny lazaiko ianao 1Kor.4:5/Mat.12:31-36/Joda8-10
tena mapiova fo mihitsy ,misaotra anao nanapita hafatra
Isaorana anie Andriamanitra noho izao fijoroana vavolombelona nataon'ny mpanompony izao ho an'ny olona rehetra; ary dia misaotra anao koa aho Stephane RAMAHAVONJY noho ny nahafoizanao minitra vitsivitsy mba hieritreretanao ny toerana hisy anao mandrakizay.Mahaiza misafidy tompoko (vakio :Jaona 14: 6)
Misaotra anao aho jesosy ....!
Tompo ... O ! Mamela ny heloko fa mpanota aho . Misaotra indrindra . Amena .
mama hova a mama hova,tsy tanindrana vé enao? sady mpisandoka miteniteny faona,efa eto Antananarivo enao dia mandehana eny @18 ho tsaboina.
Misaotra indrindra fa tegna tonga saina zah
tsy misy fisaorana fa izay concience nao izay Shara Lolo no tena zava-dehibe hiatrehanao ny ho avinao ka dia manapaha- hevitra; fidio izay harahinao de misaotra indrindra
misy hevitra hafa ity, maninona moa raha asaina manao boxe ilay Jesosy hitan'i Mama Hova sy ilay Jesosy hitan'i Apostoly Tsaratsara, dia izay maharesy no tena izy.
hahaha.lov ur comment
mba manaova aloha ianao recoupement izay vao miteny sao tonga any @afobe vao manenina tsiroamantany, tsy fantatrao nga fa misy mi-enregistrer daolo ny teninao rehetra ka sao teny tsy voahevitra ataonao ihany no mitondra anao mankany, mitandrema fa tsisy 2ème session reefa tonga any, jereo ireto teny ireto raha tsy mino ny lazaiko ianao 1Kor.4:5/Mat.12:31-36/Joda8-10
Mifona zahay Andriamanitra o
Misaotra indrindra fa tena maha toga sain zany!!
PRISCA RABEVASON misaotra nahatafitohina anay izany fiadanana hoany izay mandray ,jereo na jesosy christy mbola nisy mpanenjika ,zh matoky fanambaranw mama hova ary tafitohina ahy
Misaotra anao tompo o! Mbola miala nenina aminay olombelona mpanota , noho ny fitiavanao anay . Misaotra Ray o ! Amen
Andeha tsy asiantsika ady hevitra ny @ fahamarinan'ny fijoroana vavolombelona nataon'i Mama Hova sy ny maro hafa fa andeha ny Soratra Masina no Jerena. Raha apetraka ny fanontanina hoe misy ve ny paradisa sy ny helo araka ny Soratra Masina? Raha misy izany manao ahoana ny Fiainana any @ PARADISA dia manao ahoana koa ny any @ Helo?
I: Misy ve ny paradisa (fiainana mandrakizay) sy ny helo
1) Misy ny paradisa (fiainana mandrak'izay) satria « Dia hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminao marina tokoa: Anio no hihaonanao amiko any PARADISA. » (Lioka 23:43). « Izay mino ny Zanaka manana fiainana mandrakizay; fa izay tsy mino ny Zanaka dia tsy hahita fiainana, fa ny fahatezeran'Andriamanitra no mitoetra eo aminy. » (Jaona 3:36) Misy aloha izany ny Paradisa.
2) Misy ihany koa ny HELO satria hoy ny Soratra Masina « Ry bibilava, taranaky ny menarana, hataonareo ahoana no fandositra ny fanamelohana ho any amin'ny HELO? » (Matio 23:33). ary koa « Ary raha ny tananao no manafintohina anao, tapaho izy; fa tsara ho anao ny hiditra kilemaina any amin'ny fiainana noho ny manana tanana roa, nefa hariana any amin'ny helo*, dia any amin'ny afo tsy azo vonoina. [* Gr. Gehena] » (Marka 9:43)
II: manao ahoana ny fianana any @ireo tontolo roa ireo
2) Momba ny Helo araka ny Soratra Masina
« 41 Ny Zanak'olona haniraka ny anjeliny, ary ireny dia hanangona ka hamoaka amin'ny fanjakany ny zavatra mahatafintohina rehetra mbamin'izay manao meloka, 42 dia hanipy azy any amin'ny fandoroana lehibe mirehitra afo izy; any no hisy ny fitomaniana sy ny fikitroha-nify. » (Matio 13:41-42)
1) Momba ny Paradisa
« Ary hofafany ny ranomaso rehetra amin'ny masony; ary tsy hisy fahafatesana intsony, sady tsy hisy alahelo, na fitarainana, na fanaintainana; fa efa lasa ny zavatra taloha. » (Apokalypsy 21:4)
Koa andeha ary isika hibebaka, hifona ary handray an'i Jesosy ho Tompon'ny fiainantsika manokana ka hanary ny fahotantsika mba tsy hahatonga antsika any @ Helo fa handovantsika ny fiainanana mandrakizay. Ho an'Andriamanitra irery ny Voninahitra. Amen
zaho koahy liliane malahelo fe faly avao koa olo manahaky anao ro hijora vavolombelo 1jour tia anao jesosy namako tsy haiko iha fe tsy mahafaly ahy hahita zanabaviko very
tsipossblem zavatra foron zan resainy zan!!!
Zavatra roa ihany no mety hitranga:1) na mety lasa mpanao BUSINESS ihany koa i Jesosy ao andanitra ao, ka mety efa tsy mandeha tsara intsony ilay izy dia mitady asa fanampiny izy: ny manao guide touristique no hitany, mitondra touriste any an-danitra sy any amin'ny helo sy afobe sy parapluie sy parasol sy izay filaza azy e...2) na ireto olona mpanofinofy ireto no te hampita ny aingampanahy : Fabiola, Mama Hova, Yves, Rodolphe HVKL, Tsaratsara, Tantandraza...
mba manaova aloha ianao recoupement izay vao miteny sao tonga any @afobe vao manenina tsiroamantany, tsy fantatrao nga fa misy mi-enregistrer daolo ny teninao rehetra ka sao teny tsy voahevitra ataonao ihany no mitondra anao mankany, mitandrema fa tsisy 2ème session reefa tonga any
de sady mampiditra n mamoka milaza inw f maty d nakany andanitra nefa milaz indray inw f rehefa maty tsy afaka mibebak tsony .ny fatiny Davida aza mbol ao atramizao .torio ny fahamarinana fotsiny NY olon f aza milaz antsang tsy a man'oran
Mamindra fo @ nay tsirairay avy tompo... o ! Misaotra indrindra ray , @ anarany jesosy kristy tompo avy any Nazareth . Amena
aza miteniteny fona mama hova
hum
be dia be le bizna nareo
ny problk ndray d betsaka n mpamitaka d tady ts hino tsun zah na d marina aza ty ts fantatro,ny hany azoko atao d mvavak any antrano d zay lalany any lalany
Te hamaphery anao aho fa tsy ny fiaikenao fa hoe niakatra tany an-danitra marina ve sa tsia Rakoto na Rabe na Rasoa na Razafy no hahavoavonjy anao. Na milzaa ny marina ireny na mandainga dia ho fanairana fotsiny ihany izany rehetra izany, fa tsy izany akory ny famonjena.
Fa rehefa mino tokoa an'i Jeso Kristy sy ny asa fanavotana vitany teo amin'ny hazo fijaliana ianao dia izay ny famonjena. Fa aoka tsy afangaro ny tena famonjena sy ny fampianarana, amin'ny maha-fampianarana azy dia "tokony" hitondra fitomboana ara-panahy izany, fa tsy izany akory no famonjena.
Mahereza.
misy olona maro milaza fa nahita an'i Jesosy ireto ka mba lazao hoe iza amin'ireto no tena efa nahita azy marina, tsy misy mitovy ny zavatra lazain'izy ireo ka tsy fantatra hoe iza marina ilay Jesosy lazainy fa niseho taminy, samy hafa koa ny zavatra hitany tany amin'ny helo: Pasitera Josehp (FPVM), Paulson, Tsaratsara, Rodolphe Dafiniarivo, Yves, 5 colombiens.....ary angamba ry Nenilava sy ny tsy haiko intsony e! samy hafa daholo ny zavatra lazaina nefa lanitra iray sy afobe iray ary Jesosy iray ihany no hitany.
matahora an'Andriamanitra ianao fa tsy ho zakanao ny kapokany. ny finoanao azy no hahavoavonjy ny anao sy ny fanahinao.
Ooooh ry Liliane panea
Rah ts tianw ny mihaino ny teny voalazany ny mpijoro vavolombelon . Na ku zay atwny jesosy @ olona de mb aza ratsina ku zay manambara eto fa zay hevitra hahatontosa ny fiainanw foan atwv .
Ar mb diniho tsara fa mato enw tahaka zw na kw naha tahaka zw atsika rehetr eto amboniny Tany dia Andriamanitr no nahalavorary ny fiainantsika .... Ts adala nie Jesosy Kristy nanolotry ny ainy hisoloany ny heloka ntsika teto antany zan . Ary Fitiavan"Andriamanitra atsika ku zan mato natwn tahaka olombelona Jesosy dia mba ahafantarantsika fa ho olona nisolo antsika t@ ratsy zay natw ntsika rehetr izy .... mb eritrereto fa iza no olona Teraka tahaka an"Jesosy mpamonjy ... tia anw jesosy Liliane penea .tia antsika rehetra ku . Enga nie mbl ho isy ny fahatsiarovanw ny momba an"i Jesosy mpamonjy sy mpanavotra antsika @ zw tontolo zw .Amen