Размер видео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показать панель управления
Автовоспроизведение
Автоповтор
Tena latsaka hatramin'ny ranomasoko 🥺mahery jesosy 🙏amen amen🙏🙏
Amen tsara Jehovah ary be famindra-po
Amen deraina JesosyTahiny Tompo ianao ranadahy Liva
Voninahitra anie hoan Andriamanitra rery ihany. Amen 🙏 💗 🙏 Amen 🙏 💗 🙌 👏 ❤️ deraina ny Tompo ❤️ 🙏 💖 ♥️
Tena lehibe Jesosy Tompo, ka mahareta hatramin ny farany ranadahy Liva!
Hoderaina mandrakizay enao Jehovah Andriamintra fa tena miasa ary tena magaga ny zavatra vitanao .amen
Amennn 🙏 God is so Good ❤️
Fa voasoratra hoe: "Indro, Izaho no Jehovah, Andriamanitry ny nofo rehetra; moa misy zava-mahagaga izay tsy haiko va?" (Jer.32:27) Tsara ny Tompo. Mankahery anao @anaran'i Jesosy Kristy rahalahy Liva. 🙏
Amen
Amen Amen!!!!VONINAHITRA HOAN'i JESOSY Kristy irery ihany❤❤
Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany ! Amen !
franchement tazako fona nareo ry mr Liva mandalo eto akaikinay ande hivavaka"zanakao ve le sipa manjakely miarak @nareo mivady fona iny?''otran mitady ahita famonjena zany za maita anazy
tsy raikitra ndray zan le espèces any ambany rangolahy, Mahery Jesosy mendrika derana izy
arabaina sambatra ianao niova fo❤hisaorana Tompo
Voninahitra ho an'Andrimanitra irery ihany.
deraina Jesosy. Misaotra anao rahalahy Liva à fizarana
Isaorana ny Tompo jesoa
Misaotra jesosy, misaotra nizara tompoko
Tena marina be io,olona fatantro tsara Liva Jacks mipetra teny ambatoroka
Misaotra Jesosy
Tena fijoroana vavolombelona tena nahatalanjona sy mampahery
ndriiii misaotra anao Any an-danitra mifaly raha misy nyniova fo
tiko ny fandaharana voninahitra ho an 'Andriamanitra ,tsara ny tompo
Voninahitra ho an Jesosy rery hiany
Isaorana ny Tompo mahafinaritra
Tena latsaka hatramin'ny ranomasoko 🥺mahery jesosy 🙏amen amen🙏🙏
Amen tsara Jehovah ary be famindra-po
Amen deraina Jesosy
Tahiny Tompo ianao ranadahy Liva