Ils sont très dynamique les députés d'oppositions ,mais c'est honteux pour les troupes de Rajoelina qui a fait des coups état instititionnels répétitif ce temps ci.
Rehefa avy manitsakitsaka ny lalam-panorenana, ny lalana mikasika ny nationalité, ny lalana mikasika ny fahalalahana maneho hevitra, dia ireto idray dia tsy menatra mandroso ny lalam-panorenana hanamarinan-tena. Fanaovana tsinontsinona ny vahoaka malagasy sy ny mpanohatra dia tsy mbola nisy toy ireto mihintsy nandritry ny 60 taona nahazoana ny fahaleovan-tena.
Bravo à Mme la PAN pour son discours sui a déçu les pro-Rajoelina! Henatra ho an' pseudo- neo- President Sénat , en cow-boy😮😮😮Tsy manaja tena devant les corps diplomatiques qui ont assisté à cette réunion . Quelle honte!
Ity Rangahy ity ilay nolazain'i Gaelle BORGIA hoe nandaiga rehefa nilaza t@ interview fa sous pression et menace izy no namelany ny maha president'ny sénat azy!
Ratsy be anie izany oe Afa Baraka teo himasomBAHINY izany e. Ny fitiavantena ireto Olona. Ireto. Zany Tokoa ilay oe lany henatra ve??????soa fa tsy lany OLOMANGA i madagasikara. Mijoroa tu Candidat 11 ho ani tanindrazana malala ntsika. Avoty ny NOSINTSIKA
Tena mahamenatra mihintsy ra ireny no atao oe Solombavam.bahoaka Marina fa lapan Demokrasia ao Tsimbazaza fa tokony mba hanaja tena ihany na dia izany aza
Ils sont très dynamique les députés d'oppositions ,mais c'est honteux pour les troupes de Rajoelina qui a fait des coups état instititionnels répétitif ce temps ci.
TSY MALALA MENATRA IREO , TSAY , RAVALOMANANA ,TSY VANONA
Rehefa avy manitsakitsaka ny lalam-panorenana, ny lalana mikasika ny nationalité, ny lalana mikasika ny fahalalahana maneho hevitra, dia ireto idray dia tsy menatra mandroso ny lalam-panorenana hanamarinan-tena.
Fanaovana tsinontsinona ny vahoaka malagasy sy ny mpanohatra dia tsy mbola nisy toy ireto mihintsy nandritry ny 60 taona nahazoana ny fahaleovan-tena.
Courage Madagascar ❤
Olona efa lany henatra, lany voninahitra!!!!
Et dire que ces gens là osent se montrer à la Tv , voire en public
Dia lazainy bomba fa tsisy crise M/car miteniteny foana tsy nety natao interview Tsay fa menatra ratsy atao 😂😂😂😂😂
K'mitovy @ prezidà ny ihany no tohizan'izy ireo ,d'ny fanalam- baraka ny firenena Malagasy koa
sahaza zareo tsara zao fa nga mo de owe angina fona olo tia tena sy tsy manara dalana reo
Bravo à Mme la PAN pour son discours sui a déçu les pro-Rajoelina!
Henatra ho an' pseudo- neo- President Sénat , en cow-boy😮😮😮Tsy manaja tena devant les corps diplomatiques qui ont assisté à cette réunion . Quelle honte!
Tena mahamenatra mihintsy nahazo ireo mpomba fanjakana mila miheritreritra ianareo olona iray vazaha ve no hamadiana tanindrazana eee
Ka anga Bruce lee mba afabaraka zany. 😅😂🤣
Reto foza loza reto tena nuls,
Ity Rangahy ity ilay nolazain'i Gaelle BORGIA hoe nandaiga rehefa nilaza t@ interview fa sous pression et menace izy no namelany ny maha president'ny sénat azy!
Mamadika ny mainty ho fotsy i Rakrisy
Zao no fotoana hiadivana ho am fahamarinana
Mal pour mon pay
K'izy ar'ty jeneraly fa cowboy koa
Ratsy be anie izany oe Afa Baraka teo himasomBAHINY izany e. Ny fitiavantena ireto Olona. Ireto. Zany Tokoa ilay oe lany henatra ve??????soa fa tsy lany OLOMANGA i madagasikara. Mijoroa tu Candidat 11 ho ani tanindrazana malala ntsika. Avoty ny NOSINTSIKA
Tota Kely dol,hiii hannn
Zah tia rah karah ty , alefa ahhhhhh
Misy cow boy misatroka fotsy tokoa eto Mscar...sa hoe cow boy ny omby any atsimo izy
Quelle conspiration ?
😂😂😂
Tampon'ny vola s'y seza n'y henatra e!
Tena mahamenatra mihintsy ra ireny no atao oe Solombavam.bahoaka
Marina fa lapan Demokrasia ao Tsimbazaza fa tokony mba hanaja tena ihany na dia izany aza
ahoana hoy Ravalomanana izay hoe horakoraka ny an'ny sahona e!!!!Lapan'ny maro anisana no eny fa tsy izay vitsy anisa ary
Ity Pm ity ve Malagasy sa tsia fa tena tsy mahay miteny malagzdy?
Ireo députés ireo mitabataba tsy misy projet vitan' izireo any Amin vahoaka,tsy baraka zany fa n'y députés mitabataba tsy manajatena