Tarika Rossy Tsika Jiaby 2024 complete show

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 28 июл 2024
  • Tarika Rossy at festival Tsika Jiaby 2024
    - complete show -
  • ВидеоклипыВидеоклипы

Комментарии • 9

  • @fleurettekobel2490
    @fleurettekobel2490 Месяц назад

    Mbola mamerina ny fiharabana ny tarika Rossy mandrakizay !
    Mampiorin- koditra ny gadon'ity Musik ity ! Tena musik mampiray ny fo sy fihavanana @ hafa !
    Masina ny Tanindrazana !

  • @fleurettekobel2490
    @fleurettekobel2490 Месяц назад

    Ho ela velona ity tarika ity ! Mino fa mbola fa hisy ny fanantenako hahitako ity tarika ity indray andro any !

  • @sylviaratsimandresy8960
    @sylviaratsimandresy8960 Месяц назад +1

    Hafa ihany ny Tarika ROSSY.Ngeza !!!!Tsy ho lefy laza. Sambatra ireo izay nahita mivantana. Miverena @ ny herintaona fa tsy maintsy tongako. Misaotra ireo nizara eto.

  • @MAMYDORYS
    @MAMYDORYS Месяц назад

    Ao tsara, mampatsiahy ny tapôlakaglady. Alefa Rossy👍👍👍

  • @rafano-cu1gi
    @rafano-cu1gi Месяц назад

    Mci bcp zokinay

  • @menjaraz
    @menjaraz Месяц назад

    RaLiva sy RaHery, mbola any ve ny Acapulco Band eh? 😀

  • @RameloAristote
    @RameloAristote Месяц назад +1

    siora foana rossy an

  • @fleurettekobel2490
    @fleurettekobel2490 Месяц назад

    Miarahaba ianareo tarika Rossy rehetra ! Ary mankasitraka be dia be , sy ho ela velona ianareo rehetra manatontosa ilay tarika !Tena manankarena isika misy mpanakato tahaka anareo ! Feno ny fo ankafalia ( ankaravoana ) , nefa rehefa mijery an'i Madagaskar tanindran -tsika , dia feno koa ny fo malahelo ! Tena misy zavatra saro - pady ny nataon- tsika vahoaka Malagasy , satria efa tsy baraka no mahazo ny Firenen- tsika lasa mahantra toy izao , fa ny loha tapaka , koa lasa nivoana daholo ny fisainana ! Raha mbola misy ilay Zanahary sy ny Razan- tsika Malagasy , dia tsy maintsy mbola hisy ilay fanantenana , fa nefa mila miova ny toe- tsaintsika izay manimba ny harena hananan - tsika rehetra !
    Masina ny Tanindrazana !

  • @fabbioherve7282
    @fabbioherve7282 Месяц назад +1

    Kay leuu! Latsaka be zah amle hoe :"zay le menaka mahagaga", hahahaha.....ty zoky ty hoa tsy misy otrazy fa de hoela velona anie rangah anao aaa