E!e!e! ry ilay Bakomanga e e Bako ô Miverena modia E! eny fa manina any aho e!e! Ka misento anao olon-tiana Vita sary tsy afaka an-tsaiko e! Ny endrikao Bako ô Bako ô! maka endrik’irony domohina Ilay bikanao bakorakora e! E!e! Bako ô tena mamiko anie iny e! Masonao baribary toy ny volan-tsinana Ny saokanao boribory toa paoma maha te hihinana Miverena re Ralala ô! Miverena sombinaiko Miandry anao ilay foko tsontsa e! Fa tsontsan\\’ny fitia E!e! Miverena akia Ralala ô O!o! Miverena Bakomanga ô!
Mandriam-piadanana, Bakomanga!Za de anisany nakafy ny kanton'ny hiranao.
Mandria ampiadanana Bakomanga
Mijanona ai aminay.ny feonao manga 😥💔❤
Repose en paix Bakomanga ! Une grande Dame de la culture malgache !
Madriampiadanana Ry art Malagasy tsy adino mandrakizay soa navelanao😭😭😭😭❤❤❤❤
Mandria amipiadanana Bakomanga
Tsara
Soava dia Bakomanga a, ny hira sy ny kanto mipetraka foana
Ndryyy 😥💔
Mandry am piadanana eh 🙏
Mmmm ! Any aminay any eh ! !Ery ambadik'iry vohitra iry !
zay no lahatra dia mionona fa tena ho banga ny kanto malagasy mandria am-piadanana
Indrisy, lasa ianao Bakomanga
Quel talent!!! RIP...
Mandria ampiadanana Bakomanga
RIP Bakomanga
repose en paix bakomanga , 😧😧
Mandria am-Piadanana Bakomanga sy Ramafadrahona
2023 😊😢
Mandriam-piadanana fa izay no lahatra 😥
E!e!e! ry ilay Bakomanga e e Bako ô
Miverena modia
E! eny fa manina any aho e!e!
Ka misento anao olon-tiana
Vita sary tsy afaka an-tsaiko e!
Ny endrikao Bako ô
Bako ô! maka endrik’irony domohina
Ilay bikanao bakorakora e!
E!e! Bako ô tena mamiko anie iny e!
Masonao baribary toy ny volan-tsinana
Ny saokanao boribory toa paoma maha te hihinana
Miverena re Ralala ô!
Miverena sombinaiko
Miandry anao ilay foko tsontsa e!
Fa tsontsan\\’ny fitia
E!e! Miverena akia Ralala ô
O!o! Miverena Bakomanga ô!
Misaotra @ tononkira ❤
Rest in Peace 😢😢😢😢😢😢 💔
😢😢😢😢😢😢😭😭😭😭😭RIP
Dia lasa le feo manganao! Mandria am-piadanana Bakomanga
tsara lotra🤗🤗
afa mihitsy ny hira malagasy
2019 :)
RIP
rip
mahafatifaty ery ny dihy gasy!
Manentsika sentimaka ko zany hira zany
R.I.P. !
Very olo manga 1 antsika malagasy tombon dalana ny azy mapahery ny fianakaviany rehetra sy ny vady aman janany
Fa ny Kantonao kosa hijanona ho an´ny taranaka
:'(