Размер видео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показать панель управления
Автовоспроизведение
Автоповтор
Tena tsara Jesosy AAA,Ny Voninahitra de ho Anao irery ihany Jesosy aa❤❤❤🙏🏻🙏🏻🙏🏻
Hafa miintsy ny hira taloha 😍😍😍😍😍
MANKASITRAKA E! TENA MAHAFINARITRA BE
Atsiarovako papako draiky mamo eky hira ty e😭😭😭😭😭
Misaotra betsaka tompoko fa nimpody tan-tsaina ny hatanorana.MERCI.❤
Mbola hely t@ izany éé, nisaoma ndreky zandriko ambadiky adrefan-trano miamby mahogo masaka atao goûter... aah zalahy ee, misaotra ee !
Mbola jeune Bruno Ras’er teo ê😁
tiako hira ty ein atsarovako taminy za mbola mpianatra maha ngoma
Mahangoma sy mahate hody eeee
Tena tsara mampatsiaro raha azalahy eeeee mankasitraka eeee kaimba miiiii tiako eeeee
J'ai 39 ans mais j'ai un bon souvenir surtout avec mon défunt papa 😭🙏🙏
Merci maman et papa 💯🎻🌎🌏🚦🤝🗺️🤝🤰🤱🌌🌠
Merci bcp Dieux
Merci ami hira fa tegna mampiombona e🎉❤
Misaotra betsaka!
Tsara n'y rotsirotsy s'y n'y fananaran-joky. :-)
Farany tiako hirany dede araiky ty ,, o top
Merçi jean F . 🤔
Divin
tsara e!! tiako be
Tiako be zalahe manimanina ny Toamasina . Gabrielle
Aza misy mitomany fo fa mbola zaza teo
Tsy digny tsy ho latsaka ranomaso e !
Mitomboa talenta kaiamba
Tsara le vazo❤❤
Matsiaro ny amin'ny tany niaviako aho zany 😢😢😢
Misaotra betsaka tompoko fa tena nahatsiaro ny fahiny mihintsy izahay ô
Gasy ka manja
On ne se lasse d'écouter, même en boucle... MERCI pour le partage même si ce sont d'anciennes chansons. :-)
Mankasitraka eh!
Hisaorana ianao nanolotra fa tena tsara ny mba hatsiarovana ny fahiny,mankasitraka e!
aro mahangoma ai
Misaotra betsaka eee ❤️❤️
Merciiii 🙏 ♥️
Aoka fotsiny letsy Ra-Prosy e, hafa ihany ilay '' Touche'' Pross Ely....
Sovenir sisa 😭😢
j vous aime beaucoup mes amis, mes parent.
Misaotra e ❤️
Ça me fait penser de mon âge de 15 ans de 20 ans merci
Merci eh ❤❤❤❤❤
Soma🥰
Misaotra e
Ngoma ny fahiny mbol tragno raiky t@ RAD sy piraintampo , sambatra ery t@ zn
tsara e
🥰🤩
💯🎻💃