Malahelo tous les jours tous les jours Mitomany mahatsiaro mon amour Indrindra moa rehefa mody soleil Somambisamy eny ambony fauteuil Izany no hadalanay t@ mbola kely maheno itony hira itony t@ Radio Madagasikara
t@ andron'ny Didier le mande any andafy mianatra dia avieo miverina any antanana miasa no malaza be,@ zao ze tsy miverina fa tafapetraka any andafy no malaza.
Le petit garçon n'est qu'une parenthèse. Ce qui est fabuleux c'est la capacité de Rambao à créer une telle mélodie. Dommage qu'il a délaissé la version originale avec Eliane et Emma. Dommage aussi qu'il a completement abandonné les chansons profanes. Quoi qu'on dise, c'est un grand nom de la musique malagasy. Misaotra betsaka The Suprmdog!
Ah ah élevé Arema aho e bourse mouscou aho e gamin izany andro izany ity hira ity no nataoko fanafody te maintenant anao n'y retour fa ahy n'y aller ry Léry e merci la vie
atsiarovako papako zany hira zany tany za nbola kely de zay ba cassette ao aminy tany anbanivohitra de zay amizany tsy hoela za de hoavy hamojy tanindrazako any Madagascar any
Le top de nos années. Toujours d'actualité io ... Misaotra betsaka pour le partage
c'était la 1ère tube dont on connu d'Eliane et Emma.... Et les succès se sont enchainés ensuites vers 75 80...
Je préfère sourir au lieu de pleurer en entendant cette superbe chanson ... oh que c'est beauuuuu !! merci à toi qui a partager merci!!
Souvenir maro no fonosin'zany hira zany!
J'aime beaucoup ❤❤
Nefa na ho ela na ho aingana izany tsy mapaninona andrasako iany (PG) 💖💖 ny filantolanton'ilay feonkira 👌
Loin, loin, la nostalgie est totale !
Hélas, ou pas, avec internet et facebook etc clic clic en tout genre, ces sentiments là sont révolus 😪
Lay fara-velomanay Téo Ivato.Mandriam-piadanana😢
❤😢
Je le kiff toujours
tsy maitsy hoavy ka mada no iafarana tanindrazako mamiko tsy atakalo na ovina na ovina enao ry tananako mamiko😍😍😍😍😍
Nostalgie
29/10/2019 tsara n hira taloha eeh!!!
Zakako mora mba ho ahy samy irery...
tena miteny ny tononkira ! tsara ery mihaino anazy !
Ahatsiarovako ny olon-tiako t@ zaho andeha. 1 an et demi aty aoriana mbola tsy nihaona zahay fa mbola miaraka foana 💓💓
afahiany Madagascar🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬♥️🇰🇼🇰🇼🇰🇼🇰🇼🇰🇼
manaelo sananjo sananjo mitomany matsalo azy fôna ... misaotra misaotra misaotra ... mitahiry fahatsiarovana maro be, mampitsiky :)
Dray dray ! Ahatsiarovako i neny zany hira zany,
❤❤❤❤❤❤Mamiiii eriii ity hira ity
numéro 1 des disques préférés a la kermesse de l'armée a Majunga ......
....c'était il y a longtemps....
Mankasitraka e ❤❤❤
J'adooooooore!
Mafy ny fisarahana toerana, indrindra hoan' ireo mifankahazo am-po.
Souvenir, souvenir!!!
souvenir 1998 😢❤
Hiran ny fahazazana, nefa tandremo so miandry andRazaka eo.iiiiiiii
7/03/2020, tsara foneee.
ntsoooo! zai lai vato fehizoro an!
Malaelo an ny Madagascar ; Hafa ihany Madagascar
Kalon'ny fahiny efa taloha be nefa mbola tiko fona
ntsoô,fomba ahoana no hanadinoako anao ry taniko?sanatria anie zany
Mankasitraka oo tena tsara
Tsara....
Eh sambatra zany olona mahatsiaro ny tanindrazany, mahatsiaro ny nipohirany, tandindon'ny nametrahan'ilay Fitiavana teto an-tany
C poétique ce que vous dites..ça atteint le coeur comme une douceur..😢
❤❤❤❤
Malahelo tous les jours tous les jours
Mitomany mahatsiaro mon amour
Indrindra moa rehefa mody soleil
Somambisamy eny ambony fauteuil
Izany no hadalanay t@ mbola kely maheno itony hira itony t@ Radio Madagasikara
Tena Mahafinaritra. Mankasitraka nizara
Super
t@ andron'ny Didier le mande any andafy mianatra dia avieo miverina any antanana miasa no malaza be,@ zao ze tsy miverina fa tafapetraka any andafy no malaza.
Tena nandinika ianao,,, marina zany,,la lasa lapoaly mahamay le Madagascar ee,mipitika raha misy possibilité
💓
Le petit garçon n'est qu'une parenthèse. Ce qui est fabuleux c'est la capacité de Rambao à créer une telle mélodie. Dommage qu'il a délaissé la version originale avec Eliane et Emma. Dommage aussi qu'il a completement abandonné les chansons profanes. Quoi qu'on dise, c'est un grand nom de la musique malagasy. Misaotra betsaka The Suprmdog!
hafa ihany ny kalon ny fahiny e...
😢😢😢
Tiako e,mampangoma eee
Ahatsiarovana an'ivato
fatsiarovana. zany. fandaozana. teny..... e
Ahatsiarovako be ny fahazazako ty hira ty, merci!
😉😉merci o
Mahatsiaro any antanana
natsoko mafy ny anaran y teo an-tseranam-piara manidina ' sady latsaka tomany nu ny fianarana hany nef io
misoatra 💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖😗😘💖
mercia'
Mahafinaritra e !
Any izy izay e 😢
mampatsiahy zavatra betsak'izany hira zany ry reto aaaaaaaaaa
hafa ihany mada e
Tsara ny hira talo
indrisy noho ny fitiavantenanao
merci!! ^^
tsara e!misaotra
Misaotra betsaka tompoko
Mhmmmm! marign ay
Ah ah élevé Arema aho e bourse mouscou aho e gamin izany andro izany ity hira ity no nataoko fanafody te maintenant anao n'y retour fa ahy n'y aller ry Léry e merci la vie
Gxx
tsara re zany
haha le petit garçon qui joue du tam-tam a l'air super blasé.
Ca fait duebin un peu musique traditionnelle gasy ^^
atsiarovako papako zany hira zany tany za nbola kely de zay ba cassette ao aminy tany anbanivohitra de zay amizany tsy hoela za de hoavy hamojy tanindrazako any Madagascar any
Tiako fona ty hira ty
BOLSONARO 2022
mmmmmmmmmmmmmm
Mampahatsiaro zavatra maro zany hira zany 😒😒😒
matsiaro fa zazako zaho maheno le hira ty.te hody amada tavela atany lavitra aty bola hoavy fa bola mitady vola
courage courage!
;0)