remenabila sy ny dahalo

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 21 окт 2024

Комментарии • 53

  • @reyph742
    @reyph742 6 лет назад +4

    TSY MISY AKORY ZANY REMENABILA ZANY FA NOFORON I ANDRY RADOMELINA HANDROAHANA NY VAHOAKA AMIN NY TANY NAMIDINY AMIN NY VAHINY FA MISY VOLAMENA SY VATO SOA ARY DIAMANT ANY DE NOROAHINA SY NODORONA DAHOLO NY TRANON OLONA REHETRA TANY.TENA MAPALAHELO LE VAHOAKA ANAONDREO AZY ! ! ZAO NY TAO HOE FAMAROTANA NY TANINDRAZANA ATAON NDRAY RAJOELINA.

  • @yvesratsimbazafy5161
    @yvesratsimbazafy5161 Год назад

    Ny mahagaga dia manao inona ny gendarmerie gasy , mba misy ilana azy ihany ve ireo

  • @kotomire3040
    @kotomire3040 11 лет назад +2

    Mba mailo ry Malagasy namako a. Tsy vaha olana ny mifanompa sy mifandrafy eto e. Mihevitra ianareo fa tena Malagasy daholo isika mifamaly resaka ireo ambany ireo? Diniho tsara ny atao fa ampiadian'ny olona eto isika e. Mahay teny Malagasy kely ihany izy mba ho entiny ampirafesana antsika fa izy tsy Malagasy. Fanjanahan-tany avo lenta izao atao amintsika izao e. Diniho kely anie: Malagasy ve dia hahavita resaka toy io? Samy Malagasy isika nama ka alefaso lavitra ny fisainana. Ratsiraka,Ra8, sy TGV, ny maha Tanindrany, ny maha Merina ve no mahatonga antsika hiady sy hifandrafy e? Mba saino ihanye ry iray Rà amiko a. Adala izay tsy tia ny Tanindrazanye! TANDROVY NY FIHAVANANA E.

  • @toamasina1
    @toamasina1 12 лет назад

    Mavita azy le DJ e!!!! ze tsy mirevy azy afaka manongana anie alefaso de hita eo....mahery antrano otriny alika daholo....

  • @gkapunka
    @gkapunka 12 лет назад

    Haha ... tay be e . raha isafidy @ tapatongotra sy ny ho tapa-doha aleoko tapatongotra ... Ra8 ihany na dia opainy sy tsy omeny haja aza ny tenanay .. rehefa nahavita izy de zay nenahako.

  • @Barile2
    @Barile2 12 лет назад

    Tokony atomboka ny fanadihadina amin'izay olona tokony mampiahiahy na inona na inona ny andraikitra sahaniny eo amin'ny Firenena,tsy tokony asina henatra na indrafo fa tena fahavalompirenena.Eto dia sahiko ny milaza fa toa tsy manana fahasahina mandray andraikitra ny tompon'andraikitra ary sahy mamosavy Tanindrazana.

  • @pidog07
    @pidog07 12 лет назад

    Alefaso any i richard kely specialist d mba ho hita eo e!

  • @perlinealexia7653
    @perlinealexia7653 6 лет назад

    misy mihts le we tifirina tsy mety voa satry maery ny fanafodiny. misy dhlo voatifitra koa fa tsy mety maty de izy @zay @farany no miteny oe :salakao aloha ny basy vao mitifitra nareo rah te hamono ahy. De atao iny zay izy vo maty. Mahafinaritr ny fikelezany pitandro filaminana aina fa mapalaelo ny maty

  • @henintsoadonovantsou
    @henintsoadonovantsou 8 лет назад +1

    le miaramila ko agambany no efa tsizy mitsy am le fitifirana fa tsy hoe le izy no tsy mety voa !
    mila sniper voahofana mitsy vo mahazo anazy zan

  • @fandjjacks4839
    @fandjjacks4839 12 лет назад

    bah oui en c vrai ca !! ...vo azon'i remenabila ony io iavoloha io de rajoelina no mpandroso sakafony , biriziky mpamafa tranony

  • @francineolina
    @francineolina 11 лет назад +1

    Tena izany mintsy.Tena miara-miasa ny miaramila sy ny dahalo ary misy lehiben'ny miaramila manao kolokolo ireo dahalo io.

  • @mendrikarabe7457
    @mendrikarabe7457 5 лет назад

    Itony ny santionany false flag honodikodinana saim-bahoaka mba tsy ahita ny tena misy marina, amoronana atsanga tsy amanorana ... dia tsy menatra le TGVongany mandainga sy mamorona sinema rehetra amin'izay ny vahoaka variana eo ambody tele sy gazety. Izy ary ambadika manao ny afera maloto miaraka amin'ny mpiray tsikombakomba. MPADAINGA MPAMITAKA

  • @fandjjacks4839
    @fandjjacks4839 12 лет назад

    ho tafihan'i remenabila hono iavoloha fa tiany hanaovany valan'omby io lapabeandry zalah io

  • @yvesratsimbazafy5161
    @yvesratsimbazafy5161 Год назад

    Tena zavatra nisy tokoa ve io resaka remenabila io

  • @nicolavoka8384
    @nicolavoka8384 11 лет назад

    raha tena natao ny fandinihana dia miara miasa @ dahalo ihany koa zany miaramila sasany,matoa misy ny latsa-drà @ karazany samy hafa dia misy sorona zay nataon-dry zareo mpanao fanjakana zany

  • @Rabecla
    @Rabecla 11 лет назад

    Aza mampime less elah ry Toamasina aa hahaha !! Elah ngah mievitra fa i Ratsiraka an'lah na lay neuveu ny iny mbola ahazo? Tadidio fa i Ratsiraka ( prkoi je l’appellerai deba? deba n'inon? deban'ny kindin'alika? sa deban'ny mpamono olona angah, tadidio Iavoloha sy Ratsimandrava, Sibon guy pour ne citer que ca ) an'lah io nahatonga an i Madagascar andohalika otranzao . Ary i zandry kely? stade angah no hohanin'lah? sa hopitaly zay tsy azo idirana io? .

  • @tomylova9518
    @tomylova9518 9 лет назад +3

    aona koa zan tifirina tsy voa zan e!!!!!!!tsssssssss!!!!tsy à la porté le PA nareo fa tsssssssssss!!!!!tifiro lance roket any de teneno zareo we ataovy rano ijerena an zan fa tssssssssssss!!!!!!!!!

    • @mampiandrajosselin1192
      @mampiandrajosselin1192 7 лет назад

      NAREO MITS MILA MANDEHANA ANY RAH MAFY E.

    • @mamamyranarison639
      @mamamyranarison639 7 лет назад

      merci l',
      vu

    • @mamamyranarison639
      @mamamyranarison639 7 лет назад

      n'

    • @arnahvaness4643
      @arnahvaness4643 6 лет назад

      Ef hailabe no nanaovani ramenabila io asa io famatoa izy tsamba ntrantra io mis antoni ,ar matoa izy tifirina tsivoa zani tsiloa ambininavay zan.fa tsimentsy misy AODY fon ampiasaini. Olo manao ratsy io mis aody ab

  • @Barile2
    @Barile2 12 лет назад

    Raha tsy mbola sahy ny andray ny andrainy ny tompon'andraikitra dia hitohy hiaratsy izany satria ho tonga zao ny fotoana fahavokaran'ny JIROFO amin'iny atsimo atsinanana iny de inona undray ny hiseho!!! Atsipy any amin'ny tomponandraikitra ny fihinteny.

  • @EugeneHeriniaina
    @EugeneHeriniaina 12 лет назад

    Vahaolan'ny Jeneraly Manakay: eo amin'ny 1h25m2s
    - Tokony hividy basy ny commune?
    - Rehefa manafika dia mamaly ny fokonolona
    - Dia mamono olona manafika
    Satria tany tsy misy lalàna intsony ve eto Madagasikara?

  • @andriniainaclarisserabehan8758
    @andriniainaclarisserabehan8758 7 лет назад +1

    tsy mora ny asan mpitandro ny filamainana ka aza be fanakianana fotsiny e mba midira ho miaramila na ho zandary de hitanao izy

  • @Gtika
    @Gtika 12 лет назад

    zah lesy mba gaga! lol

  • @ericnirinaandrianilana1165
    @ericnirinaandrianilana1165 12 лет назад

    jean marck ahoana e ?IALAHY KAY MITERY OMBY LAHY KOH, tsy fitiavana fandrosoana fa ny hangalatra fotsiny ialahy isany

  • @ectoplasmu
    @ectoplasmu 12 лет назад

    vavan'andevo! VAVAN'ANDEVO!
    ianareo mainty ao antananarivo ao dia mila "leçon" avy any an'indrana! Miteny rasy! mivohavoha foana! tsy mieritseritsa! vavan'andevo!

  • @toamasina1
    @toamasina1 12 лет назад

    Le jean mark -... dahalo vokaraman r8 aby ireo, tsy mbola nisy an;izao taloa - olon 10 max 20 manafika fa tsy 200 mazava zao. R8 mampikorontana efa hay haratsiandoany. Mialona daholo fa zao ny trosan'tsika mihena, ny hopitaly voantsangana daholo norme international i Mangoky amboarina = tsy mila manafatra vary intsony ry Makis ahazo stade international. Menatra R8 de migafy 7ans izy nitondra tsy hita ny 4l sy frigidaire nefa DJ kely tsy mpanao politika no nahavita an'izany tao anatiny 3 ans.

  • @THEREALFROLOGY
    @THEREALFROLOGY 12 лет назад

    ravalo alefa any anome kandra sy ronono anıreo dahalo reo ronono anıe no antony angalany reo ny omby e

  • @jorontsiloza
    @jorontsiloza 12 лет назад

    manipulation pour justifier la légitimité du pouvoir le plus corrompu du monde...
    fanamboarana sain'olona tsy mahatakatra ny fitaka sy lainga ataon'ny mpitondra @ zao fotoana zao

  • @GHariGhari-zp6vg
    @GHariGhari-zp6vg 3 года назад

    Mampalahelo be le feoankira

  • @rosinrazandry6588
    @rosinrazandry6588 3 года назад

    Bonjour

  • @langorymavitrika3413
    @langorymavitrika3413 11 лет назад

    mapiome i remenabila sy dahalo ka
    lol

  • @tioramardeefrom101
    @tioramardeefrom101 12 лет назад

    kindy eee!!!!!!!!

  • @Bomi99Officiel
    @Bomi99Officiel 12 лет назад

    FORY EEEH !!

  • @morenobekodoka7611
    @morenobekodoka7611 11 лет назад

    toizo pazinao

  • @langorymavitrika3413
    @langorymavitrika3413 11 лет назад

    lol zan

  • @Gtika
    @Gtika 12 лет назад

    Andevo? En 2012 on parle encore de ça? Mentalité de merde! --'

  • @fanomezanjanaharyeugenieso8005
    @fanomezanjanaharyeugenieso8005 9 лет назад

    HHHHHHHHHHHHH

  • @laplaa2010
    @laplaa2010 12 лет назад

    mapteny LOL

  • @perlinealexia7653
    @perlinealexia7653 6 лет назад

    misy mihts le we tifirina tsy mety voa satry maery ny fanafodiny. misy dhlo voatifitra koa fa tsy mety maty de izy @zay @farany no miteny oe :salakao aloha ny basy vao mitifitra nareo rah te hamono ahy. De atao iny zay izy vo maty. Mahafinaritr ny fikelezany pitandro filaminana aina fa mapalaelo ny maty

  • @Rabecla
    @Rabecla 11 лет назад

    Aza mampime less elah ry Toamasina aa hahaha !! Elah ngah mievitra fa i Ratsiraka an'lah na lay neuveu ny iny mbola ahazo? Tadidio fa i Ratsiraka ( prkoi je l’appellerai deba? deba n'inon? deban'ny kindin'alika? sa deban'ny mpamono olona angah, tadidio Iavoloha sy Ratsimandrava, Sibon guy pour ne citer que ca ) an'lah io nahatonga an i Madagascar andohalika otranzao . Ary i zandry kely? stade angah no hohanin'lah? sa hopitaly zay tsy azo idirana io? .

  • @Rabecla
    @Rabecla 11 лет назад

    Aza mampime less elah ry Toamasina aa hahaha !! Elah ngah mievitra fa i Ratsiraka an'lah na lay neuveu ny iny mbola ahazo? Tadidio fa i Ratsiraka ( prkoi je l’appellerai deba? deba n'inon? deban'ny kindin'alika? sa deban'ny mpamono olona angah, tadidio Iavoloha sy Ratsimandrava, Sibon guy pour ne citer que ca ) an'lah io nahatonga an i Madagascar andohalika otranzao . Ary i zandry kely? stade angah no hohanin'lah? sa hopitaly zay tsy azo idirana io? .

  • @Rabecla
    @Rabecla 11 лет назад

    Aza mampime less elah ry Toamasina aa hahaha !! Elah ngah mievitra fa i Ratsiraka an'lah na lay neuveu ny iny mbola ahazo? Tadidio fa i Ratsiraka ( prkoi je l’appellerai deba? deba n'inon? deban'ny kindin'alika? sa deban'ny mpamono olona angah, tadidio Iavoloha sy Ratsimandrava, Sibon guy pour ne citer que ca ) an'lah io nahatonga an i Madagascar andohalika otranzao . Ary i zandry kely? stade angah no hohanin'lah? sa hopitaly zay tsy azo idirana io? .

  • @Rabecla
    @Rabecla 11 лет назад

    Aza mampime less elah ry Toamasina aa hahaha !! Elah ngah mievitra fa i Ratsiraka an'lah na lay neuveu ny iny mbola ahazo? Tadidio fa i Ratsiraka ( prkoi je l’appellerai deba? deba n'inon? deban'ny kindin'alika? sa deban'ny mpamono olona angah, tadidio Iavoloha sy Ratsimandrava, Sibon guy pour ne citer que ca ) an'lah io nahatonga an i Madagascar andohalika otranzao . Ary i zandry kely? stade angah no hohanin'lah? sa hopitaly zay tsy azo idirana io? .

  • @Rabecla
    @Rabecla 11 лет назад

    Aza mampime less elah ry Toamasina1 aa hahaha !! Elah ngah mievitra fa i Ratsiraka an'lah na lay neuveu ny iny mbola ahazo? Tadidio fa i Ratsiraka ( prkoi je l’appellerai deba? deba n'inon? deban'ny kindin'alika? sa deban'ny mpamono olona angah, tadidio Iavoloha sy Ratsimandrava, Sibon guy pour ne citer que ca ) an'lah io nahatonga an i Madagascar andohalika otranzao . Ary i zandry kely? stade angah no hohanin'lah? sa hopitaly zay tsy azo idirana io? .