Ambondrombe sy ny zavamiafiny

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 7 сен 2024
  • Cette vidéo relate l'expédition organisé par VDFI à la montage sacrée d'Ambondrombe-Fianarantsoa-Madagascar

Комментарии • 35

  • @damadany7056
    @damadany7056 Месяц назад

    Zay le nareo zay nenareo hiany no zimbazibaina fa nen vazaha indrahindraina, za mbola tsy nahita Indien na Japonais nanao otran zao ataonareo zao , ny gasy hoatranareo reo mintsy no mahatonga atsika tafalatsaka anaty fahantrana lalina ohatran'izao, na ny razanareo ary lazainareo fa devoly.

  • @veloniainatannia7712
    @veloniainatannia7712 Год назад +3

    Oh re olona oh , izay no finoan'ny Razambetsika taloha , izany no soa toavina Malagasy , nahoana no lazaina fa Devoly ny Razan-tsika , anefa taloha nino isika fa izy ireo dia mitahy antsika ,, refa tonga ny Fivavahana noentin'ireo Vazaha Misionera , dia nivadika ny lohan-dra Malagasy, nefa io Fivavahana io dia nentina hanadontoana antsika fotsiny mba hahafahany maka ny harena sy ny kolontsain-tsika , nanomboka nidiran'ny Fivavahana teto Madagasikara dia niova hatramin'ny fomba fisainana, fomba fitafin-tsika , indrindra fa ny Finoan-tsika ,
    Anefa na ny Razam-be tsika taloha anie de tena nino an'Andriamanitra e ( Andriamanitra= Zagnahary , ary tena nino mafy izy fa misy Andriamanitra, izany no nahatonga azy ireo nanaja ny Soa toavina , mba tsy ho voasazin'ilay Mpamorona azy any aoriana......(...…),, Io ihany no mahasimba antsika sy mahatonga ny Mpivahiny hanao Fitaovana antsika , satria tsika vao mahita azy ireo dia milefaka sy mandady, *tsy mba mitsangana hiaro ny antsika fa mitomany ny an'olona izay tsy homeny antsika fotsiny @ izao raha tsisy Takalony

  • @TiavinaSambatra-u2e
    @TiavinaSambatra-u2e Месяц назад +1

    Devoly pory aona e fanahy reo aza atao anizany ilay fomba maha malagasy fa masosopory ny mieno azy

  • @user-dr4ut5nh3p
    @user-dr4ut5nh3p Год назад +1

    mafinaritra eh , fa manimba sofina ny maheno hoe devoly no eny , zanak'ambohimahamasina ny tena dia saropiaro , nisy izany mompera sacre izany anisany mpitondra fivavahana tonga teny fa tsy naheno aho tao anatin'ny tantaran'ny renibeko momba azy hoe misy devoly eny ambondrombe , vohitra manakasina io aminay

  • @user-xs4ct6rh3h
    @user-xs4ct6rh3h Год назад +4

    Mahita ity horonantsary ity aho androany dia tsy naharitra : Katolika aho fa tsy toa anareo. Tsy manaja ny maha Malagasy; sahy milaza ianareo fa demony no eny. Mba avadiho impito aloha ny lela fa aza dia maizin-tsaina toy izany. Efa 21ème siècle isika izao.

  • @dinaherilaza2068
    @dinaherilaza2068 6 месяцев назад +2

    Asan devoly ny Anadahin dreninareo 😂😅😅

  • @morganrarivo5380
    @morganrarivo5380 Год назад +17

    Ny hevitr'ity orontsary ity zany raha azoko tsara dia tsy hampianatra an'ny malagasy hiaro an'ny fombafomba sy ny finona netimpaharazana ary ny mahamalagasy nolovain'ny Ntaolo, fa hitodika aminy finonam'bazaha netin'ny panjanaka satria zany no hoe tsara ? Zany ny fahitako an'ity orontsary ity alony eh.
    Marina fa toerana masina ho an'ny malagasy io tendrombohitra io, ka matoa ianareo tsy nahita fihetsiky ny zavamasina misy ao, dia tsy tian'ny zavamasina haita ianareo.
    Malahelo sady tezitra aho no mahita anareo milaza fa ny finon'drazantsika dia asan'ny devolinareo, ary ny fomba atao alohan'ny hiankarana tsy natao satria tsy mifandray amin'ny fiavahana kristiana...
    Iza no hiaro an'ny fomban'tsika raha tsy isika ihany ? Tsy ny Unesco sy ny tariny aloha eh.
    Ka na dia izany aza, betsaka amin'izao ny malagasy tsy mahay tantara sy fomba intsony, ka mankasitraka anareo mampiseo an'io faritran'ny Tanindrazana eto RUclips.

    • @aristidetovoniaina2242
      @aristidetovoniaina2242 Год назад +3

      Miombo-kevitra aminao koa aho
      Lasa arona be any am Fivavahana Kristiana ilay reportage

    • @veloniainatannia7712
      @veloniainatannia7712 Год назад +1

      Tena very ny Fomban-drazan-tsika , mionbon-kevitra aminao 100% aho , angatahina @ Zanahary sy ny Razan-tsika mba hiverin-tsaina ny Malagasy mpiray Tanindrazana @ tsika

    • @arthurrakotoniaina6458
      @arthurrakotoniaina6458 Год назад +1

      Za vao saika hiteny kay ny anao no tonga mialoha, tsy za irery kay no mahatsikaritra izany hoe inona izany ny tanjon'ity horonantsary ity. NY MAHAFIRENENA NY FIRENENA DIA NY KOLOTSAINA MAMPIAVAKA AZY , jereo i inde, japon, chine izany hoe ny tantsinanana tena sarotiny @ kolontsaina ao aminy eny fa na atsy afrika aza dia toy izany. Ny fivavahana tsy ratsy fa kosa tsy tokony hafangaro mihitsy ny fivavahana sy ny kolontsaina. SA VE HOE AN AN ?

    • @JAJAMARO312
      @JAJAMARO312 11 месяцев назад +1

      TENA MIOMBON KEVITRE AMINAO 100% NY TEGNAKO MANOKANA SATRIA HOAN IJAY TSY MAHALALA DIE NY FAGNAPOTEHANA NY FOMBA AMAMPANAO AFRIKANA KA AO ANTSENA MALAGASY NO AGNISAN NY PAIK ADY NAMPIESAIN I VAHINY MPANJANAKA . LEFA RESAKA FIVAVAHANA DIE ASAN NY MAJAVA FA RAHA FOMBA FINOANA AFRIKANA DIE ASAN NY MEJIGNA ... MBA HAGNAMAFISAKO AN IO DIE JAHAO KOA NY VIDEO JAY EFA NISY MOMBA NY ANGALAMPOGNA ( KOKOLAMPO ) @ FARITRA ANTAGNALA MISY ANAY . ITY NY ROHY MOMBA NY VIDEO IO ruclips.net/video/WeC22KG5qPU/видео.html

    • @kialasoa9980
      @kialasoa9980 11 месяцев назад +1

      Tena izay mihitsy no tiandry zareo ampitana , aleoko ndray mahita ankizy manaraka lamôdy fahatany toy izay olona manimbazimba n'y hasin'ny maha malagasy ohatran'ny izao .

  • @christianrakotondrazafy2003
    @christianrakotondrazafy2003 Год назад +3

    Mahafinaritra ilay manao reportage fa tokony mba tokony atao mifanaraka amin ilay toerana aleha ihany ny fotopisainana sy ny fihetsika ary ny fombafomba atao. Toerana Masina sy misy manana ny toerany eo amin maha malagasy io toerana io dia tokony mba nankatoavinareo ny fombafomba rehetra rehefa nanao ilay reportage teny ianareo. Rehefa vita kosa ka miala lay toerana ianareo dia satroy ny satroka kristianina. Raha mivahiny antranon olona dia ny fombafomban ny tompotrano no hajaina fa tsy ianao izay mandalo.

  • @stalinina
    @stalinina 10 месяцев назад +1

    Fanahy zany fa tsy Devoly.

  • @mariannacas8999
    @mariannacas8999 2 месяца назад +1

    Miombokevitra amireo zahay zanak Ambohimahamasina aza zimbazimbaina ny tany masina

  • @user-tq8rd2oo2v
    @user-tq8rd2oo2v Год назад +2

    Tsy haiko na izaho no tsy maharaka fa toa tsy tonga tany an-tampon'Ambondrombe akory ianareo sady tsy misy resaka an'Ambondrombe akory fa ny lalana mankany fotsiny no voalaza aoa anaty vidéo

  • @randriamiharisoamasy7420
    @randriamiharisoamasy7420 Год назад +2

    Fa maninona kay no haratsiana amin'ny alalan'ity ny fomban-drazana?

  • @user-tf6bi5uz2j
    @user-tf6bi5uz2j Год назад +1

    Rah azoko tsara d mety anisan'ny namadika n malagasy zan razan'ireo olona nitantar nanomboka tam minitra faha-18 teo.
    Fa maninona no aratsiana ny fomban-drzana nefa jereo ireo firenena mandroso eran'ITI fa tia n azy daholo.

  • @judithsofia4627
    @judithsofia4627 Год назад +3

    Misaotra tamin"ny fikarohana

  • @apop3771
    @apop3771 7 месяцев назад +1

    Misaotra betsaka tamy fikarohana

  • @TolojanaharyElieANDRIAMANANJAR
    @TolojanaharyElieANDRIAMANANJAR Месяц назад

    aza dia afangaro tompoko ny atao hoe fomba sy finoana... raha tena te hanandratra ilay nahary ianareo dia tsy toerana toa an'Ambondrombe no naleha fa toeran-kafa. sans importance amiko ilay expédition_anareo teny....

  • @NavalonaRAJAONARIVELO-ue2cl
    @NavalonaRAJAONARIVELO-ue2cl Год назад +2

    Izay ilay mahavoa anareo kristianina. Fa angaha rehefa hoe tsy mitovy amin'ny anareo dia devoly e?
    Devoly ve andeha hanome ody basy ho anao fa tsy zarany aza ianao maty eo. Diniho tsara fa misy antony matoa ilay katekista no lasan'ny vazaha tany fa ilay ombiasy sy ilay rangahy iray tsy nisy nahakitika. Na ho aiza ianao na ho aiza dia Gasy. Io no fombanao ary io no maha izy anao ary efa fanomezam-pahasoavana lehibe nomen'ilay Andriamanitra Andriananahary anao izany anefa dia natakalonao ny an'ny hafa indray. Indrisy ry Iadamangoraka 😑

  • @aristidetovoniaina2242
    @aristidetovoniaina2242 Год назад +2

    Nandroaka devoly zany no nataonareo teny?

  • @josephrandriamanampisoa4522
    @josephrandriamanampisoa4522 Год назад +1

    Mankasitraka betsaka tompoko mamphalala ny zava-misy

  • @narindrathonyandriniaina8234
    @narindrathonyandriniaina8234 Год назад +4

    Ianareo VDFI mitsy no tsy tian'i Razana sy nu Zanahary haita ny secret ny Ambondrombe
    Azavaiko kely
    Tsy mbola voatendry sy tsy mbola tonon'andro ny nakanesan'areo teny ka tsy natao ahita ny zava-miafina rhetra ao
    Satria mety ho maro ny antony sy nu vokatr'izany

    • @vahatra
      @vahatra  2 месяца назад

      Tsy izahay irery no efa teny fa betsaka ireo vaza manao fikarohana momba ny zavamaniry anaty ala ao !

  • @rakotoarisoanantenainachar8104
    @rakotoarisoanantenainachar8104 Год назад +2

    aza zimbazimbaina ny fomba e

  • @natachafanohizany3860
    @natachafanohizany3860 3 месяца назад

    Naita le rano ao an tapony ao ve nareo?

    • @vahatra
      @vahatra  2 месяца назад

      loharano no ao fa tsy misy ranobe :)

  • @dinaherilaza2068
    @dinaherilaza2068 6 месяцев назад

    Inona moa no andehananareo any ? Gasy sy fomba Gasy no eny , Aleo tsy mifanadrohadro .
    Manaova saotra ny finoanareo , fa ny fomba gasy aza lazaina Devoly

    • @vahatra
      @vahatra  2 месяца назад

      tsy ny fomba malagasy rehetra akory no ratsy

  • @tianaolivierranaivoson
    @tianaolivierranaivoson Год назад +1

    Deraina ny Tompo, nasehoany ny Heriny.

  • @yolandeaimee3046
    @yolandeaimee3046 Год назад

    @nay agny