amiko raha maniry ny anao fanadihadiana mahakasika izany zavatra izany ianareo dia tokony ny ombiasy, ny mpanandro no anontaninareo an'izany fa tsy ny olona mpitondra fivavahana. satria zavatra roa samihafa io. tsara ny fanadihadiana nataonareo fa tsy ampy ny enquete satria tsy tena ilay olona concerné no anaovanareo fanadihadiana fa olona hafa.
Rehefa te hitady kokolampy dia any ambanivohitry manakara sy mananjary iny feno azy sarotra hita anefal e izy satria angatra na biby dia @alina ihany ireo matetika no miseho
Le pastera io mintsy kokolapy😂
Tsy tena mpanadiady fa mpanao tora- po. Tsy mampitombo fahalalana . Nitsangatsangana ianareo Dia mba te hanao video
amiko raha maniry ny anao fanadihadiana mahakasika izany zavatra izany ianareo dia tokony ny ombiasy, ny mpanandro no anontaninareo an'izany fa tsy ny olona mpitondra fivavahana. satria zavatra roa samihafa io. tsara ny fanadihadiana nataonareo fa tsy ampy ny enquete satria tsy tena ilay olona concerné no anaovanareo fanadihadiana fa olona hafa.
😊
J'ai grandi dans la commune ikongo j'ai entendue la nuit et tonton disait les choses
Raha tena hitady ny marina mikasika anzany dia tokony ny ombiasa milaza manana azy tanteraka n hantonina
Rehefa te hitady kokolampy dia any ambanivohitry manakara sy mananjary iny feno azy sarotra hita anefal e izy satria angatra na biby dia @alina ihany ireo matetika no miseho
Fa inona ilay kokolampy azafdy