Ho averiko - MIRADO (Videoclip Officielle)
HTML-код
- Опубликовано: 13 окт 2024
- 😁😁Ity no hira vaovao...atolotro manokona ho anao mpankafy! Ireo ianareo ireo. Manohana ahy hatrany! Mampietsi-po be miverina mijery anreo jiro maro be anareo reo! Ankehitriny tafaverina eto indray...noho ianao! Misaotra indrindra e! Mitohy hatrany ny tantaram-pitiavantsika.😁😁
tsar les Mirado le hira a...zah aloh d mitia b ny hiranaw e.Tena marin e...tiko b dahol ny hiranao rhtr...enaw ny hira tena prefereko injnj
tena tsara Mirado a,za tena mpankafy be,tohizo e!!!!
Depuis l'annonce du concours, j'écoute cette chanson tous les jours 😍 Ny foko koa efa lasa anao , misaotra amin'ireo hira rehetra anao ireny 😍
Beaugoss anizani ra tovolahiii 😍..otrani tsi enoko le hira fa varina mijeri ni endrikao ri Mirado 😂😉
tena mahatsiaro ny fahazazako mits za vo maheno ny hiranla letsy ! milay eee
Mbola tena mankafy hatrany même après toutes ces années ❣ ☺🎶
That kind of music to make me proud to be a malagasy guy, it’s amazing 😍
Merci beaucoup Mirado!tsara be fona!fa maninona oa no tsy mba hita ato le "satria lalaonao"nefa de tsara loatra!!!mba ataovy ato!
Opppaaa!!😭😭😭😭 Gello oppaaaaa!!! Notice meh!! I love you so much, oppa see here I am, so much proud of you...❤️❤️❤️💜💜💜💜💜💜💜
Asivo "tsy ho very" haute qualite e !!
mlay be le ranga le hira, reveko be
Aiza marina ry Mirado lay "satria lalaonao" fa toa tsy hita ato tsony nefa mba hira tiako be
tovolahy mpihira Malagasy isan'ireo vitsy dia vitsy (mba tsy hilazàko hoe "hany tokana") tena tian'ny Dadako ianao fony fahavelony. "Ho lasa lavitra ity bandy ity", izay foana no teneniny. Mahay mihira be. Ilay hiranareo sy Salomon iny no nitiavany anao voalohany nohon'ny fitiavany Kintana 3 sy ireo mpikalo efa zokiny. Bref...mafinaritra ny mihaino an'i Mirado. Tsara feo. Tsara hira sady tsara tarehy (ce qui ne gâche rien) lasà faran'izay lavitra
Tous mes amis amies sont de Belgique je rêve d y aller un jour je t'adore t es mignon et tu chantes bien même si je ne comprend pas le malagasy j'aimerais bien une traduction de tes chansons
Tsara Bel ah :)
Ny fonay mpakafy koa efa lasanao 😊😊 Bravo. Tsara loatra lay hiratsika
TSARA BE😍 le clip tsra le hira ko tsara tsara b daol
Gelllooo, opppppaaaaa 😭😭😭😭
How are you opppppaaaaa??
tohizo fa tena mafnartra be daoly! zah lo tena miaiky mints e! tsara beee
Tu es toujours beau!!!! Belle chanson!!! Bon courage pour la suite!!
Tsara be, feno fitiavana be ilay hira, merci Mirado 😍😘
Surra be amin'ilay T shirt NIRVANA e !!! à la memoire de Kurt Cobain. \m/
Tiko be
Mon chanteur pref
Continue
Très réussie manafo!!! tohiza ny talenta
Miss u a lot opppppaaaaa 😭😭😭😭🥴😭💜💜❤️❤️❤️❤️
GJ Mirado. Tsara be lé come back..tsara be lé hira :)
Wahouuuu.... ❤️ tantaram-pitiavatsika marina
milay be t'es toujours mon idole lesy MIRADO oh
Za tena tsy dia tia hira gasy fa ito hira ito tena tsara :O bravo 👍 👏
trooooooooooooooop beau 😍 😍 le hira koa tsara be otran le mpihira!
😂😂😂, marina b
tsara be n clip sy ny hira, Bravoo
Faly loatra tafiditra anaty clip... Merciiii
tsara lotra na le hira na le mpihira
manoana anao fona zey pankafy
Comme habitude..bravo mon gars...continue
Toujours au top 😉! Kanto loatra 😍
mlay lesy e!! asio musicien mseo amzay am le clip e!!! Six
Whaoooo 😱😱😱 tsara be 👏👏👏 💟
En boucle, sur mlay be!
Mampihetsi-po b f sad manome tsiky ian ko🤘
whaouuuuu!!!!! merci
Tiko b ❤
Tooop!!! 👍👍👍
Tsara loatra ito hira ito :*
eny hoa eee :D
😘😘😘TSARA FOANA 😍😍
💕💕💕💕 tsara loatra
Sur lesy Mirado aaa,toujour au top lesy eeee,jtm lesy aaaaa
Tsar be Mirado ah
Alefaso ato chaîne-nao ny hiranao taloha koa e
Tena beau gosse tyh bandy tyh ka😍😍😍 Le feo 🙈🙈perfection loatra 😍😍😍
Merci Mirado!!!
Tsy ratsy lo le izy eh .......!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
Tonga dia babo ny foko naheno an'ilay hira. Tena tsara be na ny mozika na ny tonin'ilay hira
Zany tena hira kanto lotra
Tsara loatra 💘
GG ... Ilay gadona ao tsara (y)
❤❤❤
J'aimmeeeee
❤
Mlay ranga a!
otrany hoe maheno simple plan zany za!
sa ve za no diso
Opppppaaaaa 😭😭😭😭
je t 'adore Mi
Tiko tsotr'izao
Mlay les e...reveko be le vazo..siora
Mba alefao eto kou mou lesy Mirado le cover I won't give up an'i Jason Mraz stp a !!! Merci
sur bro
2021😍
💖💝💯
za maka anlaa
Tsara loatra
waaaaoooouuuuuhhhh
Tiako Lotra
tsara lotra
mlay be les mirado a
😍😍👌
😍
mlay e
tara a
❤️❤️
❤
❤️❤️
❤❤