OLON'AFAKA - TROMPETRA FANANTENANA FLM 67Ha & TANORA MASINA ITAOSY

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 9 сен 2024
  • OLON'AFAKA - TROMPETRA FANANTENANA FLM 67Ha & TANORA MASINA ITAOSY

Комментарии • 14

  • @RasoamananjaraR
    @RasoamananjaraR Месяц назад

    Amen

  • @raholisongeorges398
    @raholisongeorges398 4 месяца назад

    Misaotra Anao noho ny finoana sy fanantenana ny famonjena avy Aminao Tompo Jesoa Kristy Amena

  • @HarideraTsaratianaRAZAFIMAHEFA
    @HarideraTsaratianaRAZAFIMAHEFA Месяц назад

    Tsara be

  • @martinjean7028
    @martinjean7028 Год назад +1

    olona afaka tokoa izay ao amin i Jesosy

  • @estilefoucu3906
    @estilefoucu3906 2 года назад +1

    Misaotra Anao aho Tompo ô fa voavonjinao sy notantananao. Tompo Mahery Ianao ! Amen

  • @julienrandrianasolo4952
    @julienrandrianasolo4952 2 года назад +1

    Ampetrako apelatananao ny fiainako rehetra Tompo ô amen

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 года назад +1

    N'y Tompo Jeso no nanafaka fa Tsy noho n'y herin'ny tena. Resiny n'y fahavalo. Isaorako n'y Anarany masina:-)

  • @fiambymanatina362
    @fiambymanatina362 2 года назад +1

    Mafinaritr le fiarahana 😍😍

  • @nickiiscott
    @nickiiscott 2 месяца назад

    😊tiko

  • @joachimrafidinarivo2342
    @joachimrafidinarivo2342 2 года назад +1

    Kanto dia kanto ilay hira saingy ilay teny malagasy voasoratra mba hajao azafady ê "Olona afaka" no fanoratra

  • @holiarisoarakoto7427
    @holiarisoarakoto7427 2 года назад +2

    Mankasitraka indrindra 🙏

  • @rambolafitia9346
    @rambolafitia9346 2 года назад +1

    Ho an'Andriamanitra Irery ihany ny Voninahitra

  • @MalalaLiva
    @MalalaLiva 2 месяца назад

    mamalan-kira be lay beso nahazo micro tamin'ny voalohany nefa lay fampiaraham-peo tsara