TOMPON'ANDRAIKITRA NY FILOHA RAJOELINA, MPITANDRO FILAMINANA, TELMA, AIRTEL, ORANGE | PAOLO EMILIO

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 1 ноя 2024

Комментарии • 61

  • @NandrianinaRAZANADRAKOTO
    @NandrianinaRAZANADRAKOTO Месяц назад +2

    Vraiment,merci Paolo

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 Месяц назад +2

    Merci 1000 fois Mer Paulo, homba anao mandrakariva anie Andriamanitra nahary. ❤❤❤❤

  • @lucierazanany1192
    @lucierazanany1192 2 месяца назад +16

    Mankasitraka Anao M.PAOLO ho tahian'Andriamanitra Ianao @ fikatsahanao n'y mahasoa n'y valalabemandry 🙏🙏🙏

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 Месяц назад +3

    Merci anao Paolo Fa tena tsisy diso na kely aza n'y voalazanao! Misaotra tompoko,

  • @livaandriakoto539
    @livaandriakoto539 2 месяца назад +7

    Marina daholo ny voalazanao Mr Paolo saingy ny blem dia 85% ny Malagasy tsy mahatakatra fa ireo izay kopy n'a tsy miraharaha fa mody fanina donc discours entre soi , solution éducation, éducation, éducation.

  • @StarmaMada
    @StarmaMada 2 месяца назад +6

    Très intéressant beaucoup ça

  • @loulettepauline4961
    @loulettepauline4961 2 месяца назад +1

    Akory aby isika Malagasy rehetra !indrisy 😭😭😭tena marina ny voalazanao Paolo ‼️👍Tsy jiolahy no voasambotra ❗️

  • @Ratita678
    @Ratita678 2 месяца назад +11

    Tsy azo atao hoe noho ny fitondrana nifandimby no nahatonga izao. Porofo izao fa tsy olan'ny filoha izany hoe fiarovana ny vahoaka sy ny fananany izany. Tsy fahaizana mitondra sy mitantana @ ankampobeiny no misongadina amin'izao .
    Tsy afa-miala amin'izao ny fanjakana o !
    Marina sy matotra ny fanehon-kevitr'ity ranamana ity !!!

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 2 месяца назад +7

    Ireo ao aminy gouvernement ireo no tena dahalo

  • @reneerasoanjanahary8331
    @reneerasoanjanahary8331 2 месяца назад +4

    Tena marina izany Mseur Paolo ...sady ireo tena mihinana n'y volambahoaka....Marina avokoa ireo voalazanao ry Paolo...ela velona...mivavaka ho anao ...s'y n'y firenena

  • @phalyrenolt5390
    @phalyrenolt5390 2 месяца назад +12

    Merci Paolô plan mety le afaka mitana basy ny olona

  • @MalyounRakoto-pb3jr
    @MalyounRakoto-pb3jr 2 месяца назад +2

    Da tiako e Sud Est .misôtra Abarah . très franc !

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 Месяц назад +3

    Mety efa misy mahafantatra lay tena dahalo hambony latabatra ao Anjozorobe, fa mila atao règlements de compte, vonogny antsokosoko koa aveo alevigny mitsangana.

  • @livaandriakoto539
    @livaandriakoto539 2 месяца назад +4

    Géolocalisés daholo ny portable rehetra si on veut.

  • @rivoandriason4243
    @rivoandriason4243 2 месяца назад +6

    Marina n'y teniko i Paolo eto....tena tokony soloina n'y lehiben ny tafika sy zandary ary Polisy.

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p 2 месяца назад +12

    DOCTEUR APRES LA MORT MARINA .FANJAKANA TSISY ILANA AZY .NY MPITANDRON NY FILAMINANA MIANDRY NY ADRAJOEL ETSY SY EROA FA LE VAOHAKA TSY RARAHINA

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 2 месяца назад +5

    Ireo gendarme s'y miaramila Ary polisy no m'anome basy anireo dahalo

  • @reneerasoanjanahary8331
    @reneerasoanjanahary8331 2 месяца назад +4

    Isika vahoaka anie mampihomehy e...rehefa mirotsaka ireny olona tena miasa sy miaro tombotsoa ny vahoaka...tamin ny androny nilamina ny tany ilay mandainga ihany no fidiana.
    Paolo izao tokony Député tany aminareo sy ho an ny Malagasy satria mahay lalana sy efa zatra miady ho an ny firenena dia ilay mandainga indray no nifidinareo...mampihomehy be...mahareta dia mahareta fa efa ho avy Kristy...ny lanitra indray hiadivana..fa ny tany efa lasan ny tompony mbamin ny vadinareo

  • @dimisiarisoa1827
    @dimisiarisoa1827 2 месяца назад +3

    Marina n'y lazainao Monsieur Paolo
    Miombonkevitra aminao Zaho
    Mampandinika kony n'y toejava misy ein
    Mais bon

  • @angeliquemalala-ds8tc
    @angeliquemalala-ds8tc Месяц назад +2

    KAZAREO NO ANDOVANY MADAGASCAR REFA MATY NY MALAGASY IRAY MANOTOLO

  • @Margue-er5sw
    @Margue-er5sw 2 месяца назад +6

    Tena miray hevitra @ nao aho Paolo 100/100

  • @Epoussy
    @Epoussy 2 месяца назад +3

    Marina daholo ny voalazanao zokilahy Paolo

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 Месяц назад

    Marina mitsy n'y teninao mr Paolo,

  • @catherinemoanamisy
    @catherinemoanamisy Месяц назад +1

    Makasitraka polo

  • @gilbertrakotomalala40
    @gilbertrakotomalala40 2 месяца назад +1

    Marina ny voalazanao Mr Paolo aza lalaovina ny aina vahoaka

  • @harvelrandriamihevitra8514
    @harvelrandriamihevitra8514 2 месяца назад +1

    Merci infiniment Mr PAOLO fa tena marina tokoa ny voalazanao, efa miatra amanainantsika vahoaka izy zao tena marina. C'est trop !!!!!!!!!!!!!!!!!!!
    Réseau angambany ?

  • @tolotratolonjanahary
    @tolotratolonjanahary 2 месяца назад +3

    Tsy milamina tany,tsy mandray andraikitra tompon'andraikitra

  • @AndriantsoaRamamonjy
    @AndriantsoaRamamonjy 2 месяца назад +3

    Mankarary fo

  • @rabarimalalajuliesandra9469
    @rabarimalalajuliesandra9469 2 месяца назад +5

    ary angha ilay predator tsy maita ilay dahalo?

  • @julesrasolondraibe7820
    @julesrasolondraibe7820 Месяц назад +1

    Mafia Gasy

  • @MalyounRakoto-pb3jr
    @MalyounRakoto-pb3jr 2 месяца назад +7

    Ary Pdt nilaza t@ TV français..fa ny Predator nafarina hiarovana ny vahoaka # insécurité pouff

  • @armandjhonsonrakotoarimana6081
    @armandjhonsonrakotoarimana6081 2 месяца назад +1

    Aleo mihintsy ny olona samy hitazona basy fa hilamin'ity tany ity

  • @joseefanjanirina7962
    @joseefanjanirina7962 2 месяца назад +4

    Mampieritreritra hoa io resaka Anjozorobe io.aza raisina ho resaka dahalo tsotra fotsiny.Misy resaka avolenta io.Vakina fotsiny

  • @Andriananahahary101
    @Andriananahahary101 2 месяца назад +2

    C est possible. Misaotra anao betsaka mahay manazava. Rien ne va plus à Madagascar. Betsaka loatra le jiolahimboto mihaja. TROP DE PROBLÈME ,ET AUCUNE SOLUTION.

  • @Andriananahahary101
    @Andriananahahary101 2 месяца назад +5

    Fa aiza le predator? Anti kidnapping ????ahhhhhhhhhhhhhh. IL parle plus qu' . il agisse. Ahhhhhhh😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂.
    C est deven .patherique à Madagascar
    .indrisy ry fahendrena

  • @catherinemoanamisy
    @catherinemoanamisy Месяц назад +1

    Tegnamarigny namanizireo iziretra

  • @livaandriakoto539
    @livaandriakoto539 2 месяца назад +1

    Moi président ajanoko ny recrutement nouveau soldat ,tsy misy promotion na grade intsony,fa marines no hamafisina,ny budget défense alefako any @ éducation santé infrastructures.

  • @lolanagel6103
    @lolanagel6103 2 месяца назад +2

    K' tany ts'misy fanjakana anie i Madagascar e
    Ary 1 @ zava- dratsy rehetra ( fahantrana ,loto, mosary, kolikoly ,tsy filaminana....)eto @ ranomasimbe Indiana,sy @ izao tontolo izao .
    Ary marina ny voalazanao.

  • @SizaNirisoa-vu9or
    @SizaNirisoa-vu9or 2 месяца назад +2

    Bola misi fitsikolovana Rajoely

  • @edricegebien4370
    @edricegebien4370 Месяц назад +1

    Mankasitraka tompoko

  • @lolanagel6103
    @lolanagel6103 2 месяца назад +2

    Raha mbola io no prezidàn'i Madagascar, sy ireo tompon'andraikitra miarak@ dia fijaliana foana no iainan'ny Malagasy

  • @ravelonoro8774
    @ravelonoro8774 2 месяца назад +3

    TENA MARINA LOATRA NY ANAO ZOKIBE PAOLO,,,BRAVO BE ,,,ENAO NO TOKONY HO DÉPUTÉ FA TSY IREO FIRAISANKINA MPAMITAKA VAHOAKA IREO

  • @lansikmantourneur8335
    @lansikmantourneur8335 2 месяца назад +1

    Marina loatra ny teninao merci mankasitraka sy mankatelina, ka zareo opérateur aza no tena mangalatra n'a ny vola ao @ compte ilay olona ,tiko be mahasahy mijoro ,maromaroa ny ohatranao

  • @razafinadrazakajustin9505
    @razafinadrazakajustin9505 2 месяца назад +6

    Tena marina daholo raha volaninào Zao rahalahy

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 2 месяца назад +2

    Avy eo mody lazaina fa Maty Ilay dahalo

  • @nestymao1403
    @nestymao1403 2 месяца назад +1

    MBOLA MANANTENA INONA AM TY FITONDRAN-JIOLAHY ITY MOA NY GASY E?

  • @reneedmondguimbretiere2024
    @reneedmondguimbretiere2024 2 месяца назад +2

    Fandroasana any mponina famonina olona misy , satria asina sinoa

  • @rafelyjean2249
    @rafelyjean2249 2 месяца назад +2

    200 tapitrisa Izany anie vola be, Izany hoe be ny fitsinjarama an Izany Dia ny tambanjotra maro2, fitambaram ny jiolahy mivantana, ny mpiasan ny fitsarana, ny mpiasan ny polisy, ny mpiasam ny ministera ny administatera....

  • @rinahnasolo2874
    @rinahnasolo2874 2 месяца назад +1

    Anatin izany fisamborana ny jiolahy izany ny tokony handraisan ny predator andraikitra amin ny fi-localiser-na ny dahalo mandrahona amin ny alalan ny phone.

  • @armandjhonsonrakotoarimana6081
    @armandjhonsonrakotoarimana6081 2 месяца назад +1

    Ny mpivarotra sy moto ary taxibe no misy vola hoazy fa Raha mpangarompaosy s'y mpanendaka tsy hiasan'ny police nationale sy munitipale

  • @cyberpandora1868
    @cyberpandora1868 2 месяца назад +1

    Hoy aho,misamboaravoara izao rehetra izao nohony etraketrakiny hofarany, indrindra fa ny mpitondrafanjakna amizao tontolo izao

  • @ravelosonvoaharisoatakalo3406
    @ravelosonvoaharisoatakalo3406 2 месяца назад +1

    Mila basy rangah ny vahoaka a! mpitandro filamina tsy ho any vahoaka reo! met reo miits aza no dahalo araka ny lazainao! tsy vanona miits! Ny tena mampalaelo de le olona tsy manatsiny lazaina fa jiolahy. le resaka mpitandro filaminana tsy ampy zan tsy marina! isa taona mis recrutement foana! izay malaza ho feno kolikoly ihan koa

  • @brunoxavier7648
    @brunoxavier7648 Месяц назад +1

    Filohampirenena tsy mahay mitondra io rajoelina io n'y hiambina azy no ataony mpitandro filamina fa raha n'y vahoaka dia tsisy hirarahina rajoelina pory io zany matimaty fahatany n'y vahoaka tsisy ilana pory ireo mpitandro filaminana mihi.tsy ny hiandry vody andrajoelina no mahamay anizireo mampalahelo an tsara Tatiana mihintsy n'y vady amanjanakizireo de Tonga saïna izy ireo

  • @deepayleboydeepay
    @deepayleboydeepay Месяц назад +1

    marina ts azo lavina zoky a!!

  • @abadousamoelmaulerlaingoha1578
    @abadousamoelmaulerlaingoha1578 2 месяца назад +1

    Haingana be dia voasambotra ireto dahalo fa nahoana ?? Aleo adoboka satria .....

  • @sendramilanja551
    @sendramilanja551 2 месяца назад +1

    Tsy maintsy hoe mitranga kosa ny loza vao afaka fantatra hoe misy voina mitranga atsy na aroa ary raha manaraka tsara lay vaovao isika dia vao nidona ny Loza d'efa nanome toromarika ny hijerena haingana ny Kaominina Marotsipoy anatin'ny Distrikan'Anjozorobe ny Filoham-pirenena ary niasa avy hatrany ny tafika ka voasambotra ireo jiolahy nahavanon-doza ary mitohy hoy ny avy eo amin'ny EMMONAT ny fanadihadiana hamongorana hatrany ifotony ny herisetra toy io niseho tao Anjozorobe iny

  • @ndzatou
    @ndzatou 2 месяца назад +1

    Nampandre ny manampahefana vé ny fianakaviana raha nisy naka ireo olona ireo sa efa nodimandry ny havana vao nilaza ry zareo

    • @verojois115
      @verojois115 2 месяца назад

      Zavatra otrany zn 've ts hampandre ny manampahefana ??? .
      Nga eto mbl mis manampahefana ?? .
      Tss mihaino ny Fitarainany vahoaka zn eto fa samia Mahereza fw eky .

  • @rafelyjean2249
    @rafelyjean2249 2 месяца назад +1

    Ka namome baiko ny filoha satria Tsy mandray anjara ny tomponandraikitra mivantana

  • @GarciaMarieGarcia-uh6cr
    @GarciaMarieGarcia-uh6cr 2 месяца назад +2

    Rah fandriampahalemana zn aloha @tsika Madagascar eto ts hoisy eee satria @ireo gendarme na police sns .....,reo misy tena miezaka mafy mba hisiany fandriampahalemana fa nisasany koa manao mafy @fiarahamiasa @ireo olon-dratsy