Ity aho Vonona hidera Anao Maniry mafy Anao Toy ny tany karakaina Mila ny andon'ny maraina Mila aina vaovao Mandohalika Aminao any aho Jesosy o Mandohalika mitsaoka ny anaraNao Fonosy ny hazavan'ny tavanao anie ny foko Ka ny mason'ny fanahiko hifoha 🤍🤍🤍🤍🤍
oh! Seigneur Jésus nous nous vraiment prosternons devant Toi ,louer Ton nom Saint de tout notre coeur car Tu es le Seul digne d'etre adoré eternellement couvre nous de ta Puissance de ton Amour de ta Bonté
ny lohalika rehetra dia handohalika eo anatrehanao daholo ny olana , ny aretina, ny fahavalo rehetra mahery ianao JESOSY KRISTY, misaotra e fa manana Andriamanitra lehibe zahay
Mandohalika aminao aho Jesosy ô, mandohalika aho mitsaoka ny Anaranao . Fonosy ny hazavan'ny tavanao anie ny foko , ka ny mason'ny fanahiko hifoha. Amen.
Ity aho
Vonona hidera Anao
Maniry mafy Anao
Toy ny tany karakaina
Mila ny andon'ny maraina
Mila aina vaovao
Mandohalika Aminao any aho Jesosy o
Mandohalika mitsaoka ny anaraNao
Fonosy ny hazavan'ny tavanao anie ny foko
Ka ny mason'ny fanahiko hifoha
🤍🤍🤍🤍🤍
La chanson qui m'a BCP aider à bien m'enraciner en JESUS-CHRIST.
Ma'dohalika Jesosy a❤️🙏
"Fonosy ny hazavàn'ny tavanao anie ny fo
Ka ny mason'ny fanahiko hifoha"
oh! Seigneur Jésus nous nous vraiment prosternons devant Toi ,louer Ton nom Saint de tout notre coeur car Tu es le Seul digne d'etre adoré eternellement couvre nous de ta Puissance de ton Amour de ta Bonté
tsy misy soa ananako azo oharina Aminao,ho maminy anie ny fisainako Azy
ny lohalika rehetra dia handohalika eo anatrehanao daholo ny olana , ny aretina, ny fahavalo rehetra mahery ianao JESOSY KRISTY, misaotra e fa manana Andriamanitra lehibe zahay
Mandohalika aminao aho Jesosy ô, mandohalika aho mitsaoka ny Anaranao . Fonosy ny hazavan'ny tavanao anie ny foko , ka ny mason'ny fanahiko hifoha. Amen.
mandohalika @ nao any iaho JESOSY Ô!
mandoha mitsaoka n Anaranao ô!ô tsara n TOMPO
mandohalika aminao aho JESOSY O!
Voninahitra aneh hoanw jesosy
🤲🤲🤲❤️❤️❤️🙏🙏🙏
AMEN 💖
💞💞💞💞