Raha ny olona adala iray moa no rombozina na hoe adalaina de manahoana ? .... Izany no zavatra misy ao Madagasikara. Rombozina ny adala de vao maika koa mirongatra. Na tsy misy amponga aza de mandihy foana.
Ny Tsy Fitiavanareo any Dada Ravalomanana dia efa Fantatr'izao Tontolo'izao, Na Eran-tany, Tompoko ô ! Nareo no Manao ny Tsimety any , dia ny TIM TIM fona no atao Fanilahana , Tena mba Olona tsy Matahotr' Andriamanitra mihintsy izany Ra Olona an ! Ny Fahan-trana Mahazo ny vahoaka Malagasy Maro Anisa ihaniko Atramin'ny Nitondranareo ny Firenena dia efa Fantatr'izao Tontolo' izao Na Eran-tany , Ny Firenena Malagasy dia Farahidiny A@n'ny Fahan-trana , Atramin'izay Nitondra-nareo Ny Firenena Malagasy izay , No sady Bokan-trosa izao Firenena Rehetra izao Tompoko ô ! izany rehetra izany dia Efa Fantatr'izao Tontolo'izao Daoly Tompoko ô !
Andreneniko Raha tsy nahita ny Zavatra rehetra nivantana Atraty Ivelany aho Tamininy Fifidianana 11/12/24 dia Angamba mbola voafitaky ny Pomba ny Fitondrana ihany, Saingy soa ihany fa Nahita ny fizotran'ny Zavatra rehetra aho ! Izaho Aloha dia Tsimba homba-nareo Pomba ny Fitondrana intsony é ! ireny vé no Zavanisy itam-poko itam-Pirenena Dia mbola Manamarin-Tena fona ianareo é ! Mampalahelo ! Amiko dia Ny Fahamarinana dia ny Fahamarinana ihany no Aoka Havoka ,Fa Rehefa tsimisy Fahamarinana intsony Ao à Madagascar, Dia Aza Asiana Fifidianana intsony, Fa Mandrebireby Vahoka fotsiny, Ny Vahoka Malagasy Maro Anisa sady Efa Mahantra no Mbola atao Fitaovana Hitazomana Seza Seza Nareo fotsiny Tompoko ô !
Raha ny olona adala iray moa no rombozina na hoe adalaina de manahoana ? .... Izany no zavatra misy ao Madagasikara. Rombozina ny adala de vao maika koa mirongatra. Na tsy misy amponga aza de mandihy foana.
Ny Tsy Fitiavanareo any Dada Ravalomanana dia efa Fantatr'izao Tontolo'izao, Na Eran-tany, Tompoko ô !
Nareo no Manao ny Tsimety any ,
dia ny TIM TIM fona no atao Fanilahana ,
Tena mba Olona tsy Matahotr' Andriamanitra mihintsy izany Ra Olona an !
Ny Fahan-trana Mahazo ny vahoaka Malagasy Maro Anisa ihaniko Atramin'ny Nitondranareo ny Firenena
dia efa Fantatr'izao Tontolo' izao Na Eran-tany ,
Ny Firenena Malagasy dia Farahidiny A@n'ny Fahan-trana ,
Atramin'izay Nitondra-nareo Ny Firenena Malagasy izay ,
No sady Bokan-trosa izao Firenena Rehetra izao Tompoko ô !
izany rehetra izany dia Efa Fantatr'izao Tontolo'izao Daoly Tompoko ô !
Andreneniko Raha tsy nahita ny Zavatra rehetra nivantana Atraty Ivelany aho Tamininy Fifidianana 11/12/24
dia Angamba mbola voafitaky ny Pomba ny Fitondrana ihany,
Saingy soa ihany fa Nahita ny fizotran'ny Zavatra rehetra aho !
Izaho Aloha dia Tsimba homba-nareo Pomba ny Fitondrana intsony é !
ireny vé no Zavanisy itam-poko itam-Pirenena
Dia mbola Manamarin-Tena fona ianareo é !
Mampalahelo !
Amiko dia Ny Fahamarinana dia ny Fahamarinana ihany
no Aoka Havoka ,Fa Rehefa tsimisy Fahamarinana intsony Ao à Madagascar,
Dia Aza Asiana Fifidianana intsony, Fa Mandrebireby Vahoka fotsiny,
Ny Vahoka Malagasy Maro Anisa sady Efa Mahantra no Mbola atao Fitaovana Hitazomana Seza Seza Nareo fotsiny Tompoko ô !
Tsy miaramila coréen ireo fa gadra avokoa fa tsy miaramila
Miray tsikombakomba aminireo panondrana sokatra n'y fanjakana fa blablabla fotsiny