Tena tsy hain’i Cohen na dia fanambarana ny messia tao @ testameta taloha aza. Ohatra Esaie 53 manambara ny messia hijaly, Esaie 7 14 milaza an’ i Emmanuel. Maro no faminaniana ny @ Messia, tanteraka t@ nahatongavan’Jesosy voalohany, koa tsy tantara noforonina ny chrétien, mpanara-dia an’i Kristy. Ny jiosy miandry messia ho avy am-boninahitra, mifanohitra @ io voalazanao Isaia io. Ho an’ny kristianina, ny fiverenan’i Jesosy fanindroany no ahatanteraka izany !
Mampalahelo fa olona tsy ampy betsaka tahakan-drizareo ireo no mandrebireby ny vahoaka malagasy,na Dikan ny atao hoe Andriamanitra aza tsy hay ny sasany.Mianara aloha ny Tantara sy ny Fomba malagasy fa voalohany MALAGASY isika; ka mba AJAO RE TOMPOKO ny hasina mahantsika-antsika e
Antsik nai ef mahalala ab fa zareo vozongo io nampiditra ara-pinoana kristianina io fa zah loha miten hoe very antsik gasy @nio finoana io satria mbola misy politika an'ireo vozogo io antsik nai @jo tsy aty tsy ary ai ny tegn tsy ambaratelo ny io finoana kristiana io ee! fa marina an'i kohen aleo mihaina @réèl mialatsiny @teny vahiny ah fa antsik taloha nai t@mahagasy finoana malagasy niaina @réèl eh fa togava saina antsik gasy fa fitaka aho abadik io kristianiana io zah tsy miteny ratsy kristianina fa ny tena izy zany fitaka io nampiarina @tsika io fa tsy le tena izy iainany zareo europianina fa @na manokana zany tsotra ihany antsika mahafatatra sy mahalala ny tsara sy ny ratsy ka ny finoana topoko enao ihany misafidy sy mampiatra azy na @tsara na @ratsy fa diniho sy eritrereto ihany zava misy ny tiako resahina ny réèl mahavonjy anw @tsara.....FA MARINA INY TENY KOHEN INY HOE NY SAHIRANA DIA SAROTRA @TAFIDITRA @FAJAKANY .....SATRIA IARAHAN-TSIKA MAHALALA FA VOASORITRA SADY RATSY IZANY SAHIRANA IZANY FA TSY TSARA FATARO TSARA MANAOVA TSARA
Eritreritr ingahy pasitera izany.Gaga aho raha hafa ny nolazainy.Valio ity Raha tsy novonoina i Kristy dia ahioana???.Tsy ekena izany hoe meloina ny jiosy fa namono an i Kristy aza hadino ny soratra masina Ny heloky ny ray tsy heloky ny zanaka........ ( tohizo) fa hainao misorantena pasitera io
finalement ts votazona le diplomatie tan am volohany nifampiharoharo teo fa nivoka ihany ny d'origine kkkkk samy te iaro ny azy reto,ny zavatar teneniko amitsika fotsiny hoe tandremo ny zavatra tenenin vava fa mbola ho ampamoahina daoly
ye, kohen aviavy b tam voloan d las otrn miafiaf tam faran , de Pasteur ref nanotanin kohen anlé faminanin ts tanterak 2013 d niakatrafo be sad ts te amal. lol

Rivolala angaha taranak’i Aron no mitonon-tena ho mpisorona ?

Ny trinité ry Rivolala dia efa nisy tao @ genesisy, fa tsy doctrine noforonin’ny kristianina.
Fombanareo sekta ireto mihintsy io manaratsy fivavahana io, ity Mailhol ity koa manaratsy ny Kristiana hoe: "hoanareo mivavaka amin'i Jesosy maty Zoma ireo" nareo samy tsy kristiana e
Eritreritr ingahy pasitera izany.Gaga aho raha hafa ny nolazainy.Valio ity Raha tsy novonoina i Kristy dia ahioana???.Tsy ekena izany hoe meloina ny jiosy fa namono an i Kristy aza hadino ny soratra masina Ny heloky ny ray tsy heloky ny zanaka........ ( tohizo) fa hainao misorantena pasitera io
Ny soa baiboly dia zany volaza pastr zany daholo
pouf ko ngamba zany ipetraan'le panolotra fandaharana zany
Pasteur je suis chretien ..je ne vois pas en quoi il te banit ce gars ..t as pas suffisanment d argument c est tout
merci
rha azoko tsra ny andrianitri rivolala d ny fanahy ny planete fanahy aviaminy zao tontolo zao zay tsisy afa @ andrianitrany hindu
finalement ts votazona le diplomatie tan am volohany nifampiharoharo teo fa nivoka ihany ny d'origine kkkkk samy te iaro ny azy reto,ny zavatar teneniko amitsika fotsiny hoe tandremo ny zavatra tenenin vava fa mbola ho ampamoahina daoly
ye, kohen aviavy b tam voloan d las otrn miafiaf tam faran , de Pasteur ref nanotanin kohen anlé faminanin ts tanterak 2013 d niakatrafo be sad ts te amal. lol
Tv plus de
Tsy ampy argument i Kohen Rivolala... Tokony ihany koa hianatra ny tantara alohan'ny hamoahany ny heviny
Manaiky aho ,kanefa raha nantsoinY izy tsy mila mianatra fa toa ndry mosesy!
mmapme be kohen
Mila mianatra tsika e
hahahah
manao boka mitanin'andro ireto ka mifanaratsy an-toerana