tout est bon sur le cochon et c'est une créature de DIEU,ary hoy jesosy aoka ny tsy mihinana tsy hanamavo ny mihinana,torio ny teniko amin ny jiosy aloha vao amin' jentilisa tsy voantso aho na voahosotra fa namaky ny teny izay fahamarinana ary fanasitranana!
Anio 11 nov 2018 za vo nahita ty fandaharana ty za ! Raha ny finoana aloha za catholique fa tena resy lahatra amin'ny teniny pastera Amin 'ny fiarovana ny finoana kristianina, dia raha ny politika; vita indray ary iny ny fifidianana; dia inona avy indray no holazain'izy roa lahy ireto izao???
Itony bandy mayol itony ilay olona mpambotry ny mahantra amin'ny fampanantenana tsy misy fotsiny. Aorin'i léry daholo ny fananan'ny bado rehetra dia miliardera izy. Miangavy ny fanjakàna mba hijery ny fiscalité n-tony olona mpandainga sy mpambotry itony. Manana diplôma pastorale avy aiza ra-namana io ? nianatra taiza ? Raha ny fahalalako azy dia toa taona maro vao vita ny fianarana pastora ary toa doctorat pastoral ny diplôma vao mivoaka mandray asa. Itony Mayol itony dia misandoka ho pastora mahay mampandry adrisa dia mandraoka vola @ miliara @ ireo Malagasy gisa, jeren'ny fanjakàana fotsiny.
@ fehiten'i Pastera kosa mety ho diso ihany e: sao d tsy ny fivavahana jiosy no nanameloka an'i Jesoa fa ny jiosy sasantsasany izay nanana fahefana( lohandohan'ny mpisorona) t@ zany fotoana izany? raha ny fivavahana jiosy manko d mbola io ihany anie no tohizan'ny kristianina ankehitriny e, ary ny fivavahana jiosy anie no tena notanterah'i Jesoa raha ny fahazoako azy e, tsy ny antoko-pivavahana kristianina izany t@ androny fa io torah io no novakiany sy nampianarina, ka izy zany no nampianatra ny hamonoana azy ? ivereno dinihina iahany pasatera ny marina a! momba an'i kohen ndray d tsy jiosy aho ka tsy manakambara e! tonga @ iay fiteny ankehitriny hoe: ina aky ny idirako! d samià àry ianareo mazoto mizotra makany andanintra any e!
Misy antso farany atao ho anareo roalahy dia izao: miverena ho adventiste ihany ianareo, lasa manaonao foana ianareo mirahalahy; lasa mampalahelo ny olona mpanaradia anareo fa tsy manaraka ny Fahamarinana. raha azo atao re! sao mba antso farany ho anareo izao, na dia izany aza dia manana hevitra tsara ihany ianareo mirahalahy fa ho ento @ tsara ilay izy mirahalahy. katôlika aho izao miteny @ nareo izao. 70 taona na 80 taona no iainantsika ento an-tany. lasa tsy maharesy lahatra intsony ilay fiangonana Apokalypsy sy Judaisme.
Tokony resaka finona no resahana fa tsy resaka politique zany , matoa reo samy nantsoina teo de resaka finoana no resahina . le pametraka fanotanina no mataotra fa sod iady reo nefa ol sam lehibe reo ve de iady e !
Mampme ianao Mailhol "email" izany taty aoriana be vao nisy, ny hol izany koa tsy midika fanahy masina "Holy spirit" no hoe Fanahy Masina. hi hi otrany mijery tantara vato ny mihaino azy ireto
Mampalahelo ny Malagasy ry Rovasoa Harivony Razafindrabe. Tsy ampy ny education ka izay lazain'izay miterny azy ho mpaminany sy maty nitsangana dia ekena daholo.
Olivier Randrianjaka Samy mieritreritra daholo hoe nenazy no marina nizaniza, nefa mazava we tsy maintsy iray ihany no marina. Ny mampalahelo dia ny hoe vitsy ny mahita azy
Amiko manko ny Hoe evangile dia Fanambaranana ny vaovao mahafaly ny Jesosy Kristy. i Kohen tsy evangelique i Mailhol zao mba azo lazaina ho evangelika kely
ce n'est pas l'habit qui fait le moine mais le coeur circonci ,humilité,AMOUR!
habille no fiteny ô!
aiza avy ireo mpanaraka an Mailhol @ ty hoe tsy hilatsaka ????? rehefa tsy mpaminany mo dia inona ????
tout est bon sur le cochon et c'est une créature de DIEU,ary hoy jesosy aoka ny tsy mihinana tsy hanamavo ny mihinana,torio ny teniko amin ny jiosy aloha vao amin' jentilisa tsy voantso aho na voahosotra fa namaky ny teny izay fahamarinana ary fanasitranana!
pastera a! hivereno henoina tsara anie ity fanehoan-kevitrao ity e:" zahay tsy hilatsaka fa apetraka", taona 2020 aho izao manoratra izao: tsy nilatsaka ve ianao t@ 2018 iny fa tsy lany, sa hapetraka ndray rehefa tsy lany? mampieritreritra ihany ny fanehoakevitrao izay milaza ho kristianina ity an!
Anio 11 nov 2018 za vo nahita ty fandaharana ty za ! Raha ny finoana aloha za catholique fa tena resy lahatra amin'ny teniny pastera Amin 'ny fiarovana ny finoana kristianina, dia raha ny politika; vita indray ary iny ny fifidianana; dia inona avy indray no holazain'izy roa lahy ireto izao???
Itony bandy mayol itony ilay olona mpambotry ny mahantra amin'ny fampanantenana tsy misy fotsiny.
Aorin'i léry daholo ny fananan'ny bado rehetra dia miliardera izy.
Miangavy ny fanjakàna mba hijery ny fiscalité n-tony olona mpandainga sy mpambotry itony.
Manana diplôma pastorale avy aiza ra-namana io ? nianatra taiza ?
Raha ny fahalalako azy dia toa taona maro vao vita ny fianarana pastora
ary toa doctorat pastoral ny diplôma vao mivoaka mandray asa.
Itony Mayol itony dia misandoka ho pastora mahay mampandry adrisa dia
mandraoka vola @ miliara @ ireo Malagasy gisa, jeren'ny fanjakàana fotsiny.
@ fehiten'i Pastera kosa mety ho diso ihany e: sao d tsy ny fivavahana jiosy no nanameloka an'i Jesoa fa ny jiosy sasantsasany izay nanana fahefana( lohandohan'ny mpisorona) t@ zany fotoana izany? raha ny fivavahana jiosy manko d mbola io ihany anie no tohizan'ny kristianina ankehitriny e, ary ny fivavahana jiosy anie no tena notanterah'i Jesoa raha ny fahazoako azy e, tsy ny antoko-pivavahana kristianina izany t@ androny fa io torah io no novakiany sy nampianarina, ka izy zany no nampianatra ny hamonoana azy ? ivereno dinihina iahany pasatera ny marina a! momba an'i kohen ndray d tsy jiosy aho ka tsy manakambara e! tonga @ iay fiteny ankehitriny hoe: ina aky ny idirako! d samià àry ianareo mazoto mizotra makany andanintra any e!
Tarana-boanjo hono foto-boanemba. Mitovy ihany fa tsy sahala ry zareo. Somary diplomate fotsiny ny iray 😃
Lol t@andron'ny dadabeny ve efa nisy e-mail 😂 retour vers le futur 🤣
Mety ankaikikaiky kokoa ny fanazavana hoe lavaka ilay "hole"😂
sambatra zay mangetaheta ny fahamarinana; HOY NY ZANAKONDRY
sambatra hono izy enjehina nohony anarako hoy jesosy Kristy, mato izy ejehina @zay fanahy madina. OK
efa te hiteny ve io hoe milliardaire sur le dos de qui?
Ny iray somar diplomat kokoa
merci
maka 19 am fajakana ve cohen a
Oviana ity dia taiza kay ? Toa lava be ian aa..
Taty Fianarantsoa io tao am TN TV
resaka savoir vivre no teneniko, misongadina be le hoe ny ray mba un peu diplomate ref miresak fa le ray ten tsssss, mapalaelo
tokoni adievitr fivavahana ftsn no natao f ts!
Misy antso farany atao ho anareo roalahy dia izao: miverena ho adventiste ihany ianareo, lasa manaonao foana ianareo mirahalahy; lasa mampalahelo ny olona mpanaradia anareo fa tsy manaraka ny Fahamarinana. raha azo atao re! sao mba antso farany ho anareo izao, na dia izany aza dia manana hevitra tsara ihany ianareo mirahalahy fa ho ento @ tsara ilay izy mirahalahy. katôlika aho izao miteny @ nareo izao. 70 taona na 80 taona no iainantsika ento an-tany. lasa tsy maharesy lahatra intsony ilay fiangonana Apokalypsy sy Judaisme.
Soloniaina Josoa
Fa maninona no adventiste zany?
FA MANINONA NO TSY MAINTSY HOE ADVENTISTE !fa angaha tsy afaka mivavaka sy ho voavonjy raha tsy ao anaty antokom-piangonana!
tena marina fa seza no tadiavina tondraka ny vola!
Tokony resaka finona no resahana fa tsy resaka politique zany , matoa reo samy nantsoina teo de resaka finoana no resahina . le pametraka fanotanina no mataotra fa sod iady reo nefa ol sam lehibe reo ve de iady e !
Christianina, bodism, trombism... hahhhh
Na bouddhisme teny frantsay na bodisma raha teny malagasy fa tsy bodism
tena mba hanangana antokom-pivavahana koa za ka. mba itadiavo anarana za zalah a. 😁😋
FA I COHEN KOA VE HILATSKA CANDIDA E!
Mampme ianao Mailhol "email" izany taty aoriana be vao nisy, ny hol izany koa tsy midika fanahy masina "Holy spirit" no hoe Fanahy Masina. hi hi otrany mijery tantara vato ny mihaino azy ireto
Mampalahelo ny Malagasy ry Rovasoa Harivony Razafindrabe. Tsy ampy ny education ka izay lazain'izay miterny azy ho mpaminany sy maty nitsangana dia ekena daholo.
Olivier Randrianjaka
Samy mieritreritra daholo hoe nenazy no marina nizaniza, nefa mazava we tsy maintsy iray ihany no marina.
Ny mampalahelo dia ny hoe vitsy ny mahita azy
:)
aucune réponse n 'est pas théologique , rien d interessant
olona samy mpagaropaosy evagelika ireto
setra rado, Fa iza kay ny evangelika? i Mailhol sa i Kohen?
mitovy reo .. samy mpagaropaosy evalique daholo.. samy mapiasa ny.anaran'andriamnitra hahazoana vola
Amiko manko ny Hoe evangile dia Fanambaranana ny vaovao mahafaly ny Jesosy Kristy. i Kohen tsy evangelique i Mailhol zao mba azo lazaina ho evangelika kely
D oe ts manimbazimb ny hafa hono pasitera mailhol,miatsara velatsihy ftsn
tokoni fivavahana ftsn no natao f ts!
lol b dol
Ass holl
Milalao micro nnttss