Tompo ô, Henoy! - RAMBELOMANANA (hirain'ny Choeur MIANGALY/Dir: Antsanirina Rakotoarimino)

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 21 окт 2024

Комментарии • 19

  • @jeanbessonprosper8221
    @jeanbessonprosper8221 Год назад +2

    Mametsovetso any anaty mihitsy izy zany fa mankasitraka feno Tompoko ❤❤❤

  • @maximilienrambeloson115
    @maximilienrambeloson115 Год назад +1

    Bravo ! bravo ! bravo au choeur Miangaly que je découvre avec un plaisir immense ! 👍🏼👍🏼👍🏼 henoiko en boucle ity hira ity nanomboka tamin'ny alahady teo, tsara loatra !

  • @LiiLPANDA
    @LiiLPANDA 4 месяца назад +1

    Merci pour ces chansons qui ont bercé mon enfance à la fpma. Je vis maintenant à Berlin sans communauté gasy autour et ça me fait vraiment du bien 💖💖💖 merci encore et hâte de voir ce que vous êtes capable de faire. (Désolée je comprends le malgache mais je ne le parle pas xD trop vazaha)

  • @TokiniainaMiotisoa
    @TokiniainaMiotisoa Год назад +6

    Mahafinaritra fa saingy ny idéal kokoa dia natao rythme tsy mifankaiza ny original,amin'iny mantsy somary mandona fo be fa ity somary mandeha mafy ianareo nefa tokony andangolango amin'ilay mitalaho tsara mihitsy ,hevitro izay fa mahafinaritra foana ianareo

  • @tojoniainaandrianarivelo646
    @tojoniainaandrianarivelo646 Год назад +2

    misaotra mamelona fanahy. tiko kokoa somary niadana noho izay tempo

  • @ainarandriarimalala1597
    @ainarandriarimalala1597 7 месяцев назад +1

    Effectivement somary aingana ny rythme ilay exécution dia manova ny esprit an'ilay hira. Ilaly basse koa somary surtone eo amin'ilay " raha eo ianao " faenoko azy fotsiny izany

  • @rakotondraibeandyherimanan4632
    @rakotondraibeandyherimanan4632 Год назад +3

    Tsara loatra

  • @faniryrandria740
    @faniryrandria740 Год назад +2

    Milay be e :)

  • @tiona6974
    @tiona6974 Год назад +2

    Mamy

  • @joyb8062
    @joyb8062 Год назад +4

    Je n'ai pas compris la chanson mais j'ai ete frappe par la beaute du chant et les belles voix...Felicitation a vous. Avez vous la traduction du chant en Francais ou en Anglais?

    • @bakolyrazaiarisoa8079
      @bakolyrazaiarisoa8079 Год назад +2

      En résumé ! seigneur, écoute mes plaintes ! les tentations sont nombreuses sur terre...😀

    • @joyb8062
      @joyb8062 Год назад

      @@bakolyrazaiarisoa8079 merci

    • @joyb8062
      @joyb8062 Год назад

      @@bakolyrazaiarisoa8079 Merci beaucoup