- Видео 24
- Просмотров 101 204
Choeur Miangaly
Франция
Добавлен 6 апр 2017
Koely MIANGALY - Présentation
Présentation du Koely Miangaly, le choeur d'enfants du Choeur Miangaly
Просмотров: 113
Видео
DJALAKO - Choeur MIANGALY / Dir: Antsanirina RAKOTOARIMINO / Arr: Sitraka RAMAROSANDRATANA
Просмотров 1,5 тыс.2 месяца назад
DJALAKO AVAO, chant du Sud de Madagascar ré arrangé par Sitraka RAMAROSANDRATANA et interprété par le Choeur MIANGALY (Madagascar) dirigé par Antsanirina RAKOTOARIMINO. Djalako avao lehiroa nahamamo anao Iha lehiroa tsy misy antone Mivegn’atike Mivegn’aroy e Laha fa mamo tsy mahay moly e Fiopioke Lanja soroke Laha fa mamo mifagneboebo Tana malaza Ty Toleara Tana malaza maro ampela tsara #madaga...
NY LANITRA MANGAMANGA - Choeur MIANGALY dir: Antsanirina RAKOTOARIMINO / Arr: Sitr. RAMAROSANDRATANA
Просмотров 4,4 тыс.2 месяца назад
NY LANITRA MANGAMANGA , chant folklorique de Madagascar, arrangé par Sitraka RAMAROSANDRATANA et interprété par le Choeur MIANGALY (Madagascar) dirigé par Antsanirina RAKOTOARIMINO. Ny lanitra mangamanga o, Saronan'itony rahona Fnonenan'ny olomasina e Ka iza no tsy mba ho any ry anona, Ny adiady natao fahiny, Aza mba atao intsony Ravinkazo nanintsana e Ny sisa no ampaniriana ry anona Na izaho n...
RANO AN'ALA - Choeur MIANGALY (M/car) Dir: Antsanirina RAKOTOARIMINO / Arr: Sitraka RAMAROSANDRATANA
Просмотров 1,2 тыс.2 месяца назад
RANO AN'ALA, composé par BARIJAONA et arrangé par Sitraka RAMAROSANDRATANA et inteerprété par le Choeur MIANGALY (Madagascar), direction: Antsanirina RAKOTOARIMINO. Chant folklorique de Madagascar. Rano an’ala madio mangamanga, Rano an’ala fisotron’akanga, Rano an’ala mitondra hafaliana, Foko miontana sendra ny tiana. Rano an’ala ka mangalahala, Rano an’ala tsy misy tsingala, Rano an’ala fanala...
PANGALANA - Choeur MIANGALY (M/car) / Dir: Antsanirina RAKOTOARIMINO / Arr: Sitraka RAMAROSANDRATANA
Просмотров 1,4 тыс.2 месяца назад
PANGALANA, version arrangée par Sitraka RAMAROSANDRATANA, chant folklorique de l'Est de Madagascar dédié au long Canal de Pangalane, interprété par le Choeur MIANGALY (Madagascar), dirigé par Antsanirina RAKOTOARIMINO Madio manganoano mba tazanao Fidoladolanao ry pangalana Ref: Vohizo manafo, vohizo manafo Ny lakanao manafo, handeha mba hanarato Vohizo manafo, vohizo Ny trondro anaty rano mba t...
SALAKAO - Jean Gabin (VAOVY) / Choeur MIANGALY (Madagascar) Direction: Antsanirina RAKOTOARIMINO
Просмотров 3,2 тыс.2 месяца назад
SALAKAO, musique du Sud de Madagascar, composée par Jean Gabin (VAOVY), inteprété par le Choeur MIANGALY (Madagascar), direction: Antsanirina RAKOTOARIMINO. Intoagne anio raho ene Intoagne anio fa matahotse Intoagne anio raho ene Intoagne anio fa matahotse te holy Holy fa manin-tane manegne, Manegne ty liako omale Intoagne anio raho ene Intoagne anio fa matahotse te holy Salakao raho ene Salaka...
SING GENTLY - Eric WHITACRE / Choeur MIANGALY Madagascar dir: Antsanirina RAKOTOARIMINO
Просмотров 2562 месяца назад
SING GENTLY - Eric WHITACRE interprété par le Choeur MIANGALY (Madagascar) direction: Antsanirina RAKOTOARIMINO / Accompagnement piano: Sitraka RAMAROSANDRATANA May we sing together, always May our voice be soft May our singing be music for others And may it keep others aloft Sing, sing gently, always Sing, sing as one (as one) May we stand (may we stand) together, always May our voice be stron...
NIGRA SUM (I am Black) - Pablo CASALS (Choeur MIANGALY Madagascar / dir: Antsanirina RAKOTOARIMINO)
Просмотров 3272 месяца назад
NIGRA SUM, composé par Pau CASALS, interprété par le Choeur MIANGALY (Madagascar), dirigé par Antsanirina RAKOTOARIMINO « Nigra sum sed formosa, filiæ Jerusalem. Ideo dilexit me Rex et introduxit me in cubiculum suum. Et dixit mihi : surge et veni amica mea. Jam hiems transit imber abit et recessit. Flores apparuerunt in terra nostra. Tempus putationis advenit. Alleluia. » #malagasy_choir #choe...
OMBIN-TSARETY - CHOEUR MIANGALY /Dir: Antsanirina Rakotoarimino/arr: Sitraka Ramarosandratana
Просмотров 4,7 тыс.Год назад
Chant malgache ré arrangé pour choeur par Sitraka RAMAROSANDRATANA et interprété par le Choeur Miangaly (Madagascar), sous la direction de Antsanirina RAKOTOARIMINO. #choeur_miangaly_2k23 #un_choeur_autrement #antoko_mpihira_hafakely
THE LION SLEEPS SATB Cover by Choeur MIANGALY / Dir: Antsanirina RAKOTOARIMINO arr Kirby Shaw
Просмотров 1,7 тыс.Год назад
Choeur Miangaly Madagascar SATB Direction: Antsanirina RAKOTOARIMINO Arrangement: Kirby Shaw #choeur_miangaly_2k23 #un_choeur_autrement #antoko_mpihira_hafakely
A LA CLAIRE FONTAINE, cover par Choeur Miangaly, dir: Antsanirina Rakotoarimino
Просмотров 3 тыс.Год назад
comptine franco-canadienne, chanté e à 4 voix mixtes Choeur Miangaly, Antananarivo - Madagascar Direction musicale: Antsanirina Rakotoarimino #choeur_miangaly_2k23 #un_choeur_autrement #antoko_mpihira_hafakely
DIAVOLANA FENOMANAN, Choeur MIANGALY, dir: Antsanirina Rakotoarimino, arr: Sitraka Ramarosandratana
Просмотров 7 тыс.Год назад
Chant malgache interprété par le Choeur Miangaly sous la direction musicale de Antsanirina Rakotoarimino, arrangé par Sitraka Ramarosandratana. #choeur_miangaly_2k23 #un_choeur_autrement #antoko_mpihira_hafakely
MANDIHIZA RAHITSIKITSIK - Choeur Miangaly/Dir: Antsanirina RAKOTOARIMINO/Arr:Sitrak RAMAROSANDRATANA
Просмотров 19 тыс.Год назад
Chant emblématique malgache, interprété par le Choeur Miangaly, sous la direction de Antsanirina Rakotoarimino, arrangé par Sitraka Ramarosandratana Son: Seta Ramaroson / Vidéo: Lalaina Harinala #choeur_miangaly_2k23 #un_choeur_autrement
REQUIEM en Fa min - Heinrich BIBER interprété par Choeur MIANGALY (Dir: Antsanirina RAKOTOARIMINO)
Просмотров 2,6 тыс.Год назад
Choeur MIANGALY (Madagascar), interprète le REQUIEM en Fa min de Heinrich BIBER. Concert filmé le vendredi 14 avril 2023 à l'Ekar Faravohitra. Direction musicale: Antsanirina RAKOTOARIMINO (RAHF) Solistes: Liantsoa RAKOTOARIMINO, soprane Miary ANDRIANTSOA, soprane Heriniaina ANDRIANTAHINASOA, alto Faly Nirina RANOAMANANTSOA, ténor Maël RAHARINJATOVO, basse Ravo RABOANARISON, violon Vidéo: Lalai...
REQUIEM en Fa min - Heinrich Ignaz Franz BIBER / Choeur Miangaly / Dir: Antsanirina RAKOTOARIMINO
Просмотров 921Год назад
Extrait de la répétition du 03/04/23 - Le Choeur MIANGALY (Madagascar) interprète le REQUIEM en Fa mineur de Heinrich Ignaz Franz BIBER, sous la direction de Antsanirina RAKOTOARIMINO (Rahf).
HE MIJALY NY MPAMONJY (FFPM 89) - Choeur Miangaly (Direction: Antsanirina RAKOTOARIMINO)
Просмотров 2,2 тыс.Год назад
HE MIJALY NY MPAMONJY (FFPM 89) - Choeur Miangaly (Direction: Antsanirina RAKOTOARIMINO)
Jesoa tsy mba mandao - Rasolofonomenjanahary (Choeur MIANGALY / Dir: Antsanirina Rakotoarimino)
Просмотров 10 тыс.Год назад
Jesoa tsy mba mandao - Rasolofonomenjanahary (Choeur MIANGALY / Dir: Antsanirina Rakotoarimino)
Tompo ô, Henoy! - RAMBELOMANANA (hirain'ny Choeur MIANGALY/Dir: Antsanirina Rakotoarimino)
Просмотров 19 тыс.Год назад
Tompo ô, Henoy! - RAMBELOMANANA (hirain'ny Choeur MIANGALY/Dir: Antsanirina Rakotoarimino)
Cantate Domino - Josu ELBERDIN / by Choeur Miangaly /dir: Antsanirina RAKOTOARIMINO
Просмотров 1,2 тыс.2 года назад
Cantate Domino - Josu ELBERDIN / by Choeur Miangaly /dir: Antsanirina RAKOTOARIMINO
En une seule fleur - Morten Lauridsen interprétéé par Choeur Miangaly/Dir: Antsanirina RAKOTOARIMINO
Просмотров 8122 года назад
En une seule fleur - Morten Lauridsen interprétéé par Choeur Miangaly/Dir: Antsanirina RAKOTOARIMINO
Mivavaha - Andriamiadamahatratra (hirain'ny Choeur Miangaly / Direction: Antsanirina Rakotoarimino)
Просмотров 15 тыс.2 года назад
Mivavaha - Andriamiadamahatratra (hirain'ny Choeur Miangaly / Direction: Antsanirina Rakotoarimino)
Ubi Caritas - Maurice DURUFLE / Choeur Miangaly / Direction: Antsanirina RAKOTOARIMINO
Просмотров 2,1 тыс.2 года назад
Ubi Caritas - Maurice DURUFLE / Choeur Miangaly / Direction: Antsanirina RAKOTOARIMINO
Il est bel et bon - Pierre Passereau (par Choeur Miangaly/Direction: Antsanirina Rakotoarimino RAHF)
Просмотров 7732 года назад
Il est bel et bon - Pierre Passereau (par Choeur Miangaly/Direction: Antsanirina Rakotoarimino RAHF)
Waouh ❤👍👌👌
Kota-tanana kely ho an'ilay nanao Arrangement👏🏻👏🏻
mandray ve nareo de mampianatra azafady?
C’est Trop beau ❤❤
This Team is amazing Bravo.
Super
Misatraoa Bonne fête nationale
Très très bel arrangement ❤
Merci pour ces chansons qui ont bercé mon enfance à la fpma. Je vis maintenant à Berlin sans communauté gasy autour et ça me fait vraiment du bien 💖💖💖 merci encore et hâte de voir ce que vous êtes capable de faire. (Désolée je comprends le malgache mais je ne le parle pas xD trop vazaha)
Misaotra manandratra izany hira malagasy izany 🥰
bravo nareo! tsara be🥰
Mankasitraka indrindra tompoko 😍🙏
👏👏👏👏👏👏👏👍👍👍 Bravo, tsara be !
Mankasitraka indrindra tompoko 😍🙏
Absolument magnifique. Et de plus a cappella ! Quelle Maestria !
Merci à vous🥰
Merci le Beso an 😊
hahaha Merci Faniry
Tsara, voninahitra ho an'Andriamanitra.
Misaotra tompoko
Tsara, tena tsara
Misaotra tompoko
mahatsiaro ny STK ISOAVINA FIHAVAOZANA foana @ io hira io
Effectivement somary aingana ny rythme ilay exécution dia manova ny esprit an'ilay hira. Ilaly basse koa somary surtone eo amin'ilay " raha eo ianao " faenoko azy fotsiny izany
Misaotra an'i Aina
Tena tsara
Mankasitraka tompoko
Dans quel magasin ou pharmacie à Strasbourg puis je en trouver, merci pour l'info
Waouhhhh tena mampientsimpo ty hira ty fa tena tsra lotra ko ny nanaovanareo az ❤
La plus belle version que j'ai entendue ....
Merci
tena oe❤❤
Mankasitraka indrindra tompoko
Mankasitraka indrindra,👏👏👏
Mankasitraka tompoko <3
The best version of " Ombin-tsaretin-draleva" I heard. 👍👍Beautiful song❤
Thank you so much <3
Mankasitrka Tompoko. Beautiful
Mankasitraka indrindra tompoko
Bravo à vous❤❤
Merci <3
Tena malahel9 ny fahazazana mandre izany. Misaotra
Hirahira sy lalao fahazaza. Mankasitraka indrindra tompoko <3
Bravo ! bravo ! bravo au choeur Miangaly que je découvre avec un plaisir immense ! 👍🏼👍🏼👍🏼 henoiko en boucle ity hira ity nanomboka tamin'ny alahady teo, tsara loatra !
Mankasitraka indrindra tompoko
Milay e !
Mankasitraka tompoko <3
Mametsovetso any anaty mihitsy izy zany fa mankasitraka feno Tompoko ❤❤❤
Bonjour . Vous êtes à Madagascar ou en France svp ? . Merci !Par curiosité 😉
incroyable
Merci
Ndry hira t@ mbola kely
Mankasitraka tompoko <3
Sady tsara no kanto: ny hira, ny fomba nihirana azy, ny fakana sary, ny fivoakan’ny feo…bravo…bravissimo!!!
Magnifique
Mille mercis <3
Fière d'être Miangaly et d'avoir pu participer à cette belle oeuvre 🥰😍🥰
wouaouh
Misaotra tompoko
Pourquoi pas ❤
♥♥
mahafinaritra!
Mankasitraka tompoko ♥
Misaotra anareo amin'ny talenta avo dia avo asehonareo.
Mankasitraka indrindra tompoko
Je n'ai pas compris la chanson mais j'ai ete frappe par la beaute du chant et les belles voix...Felicitation a vous. Avez vous la traduction du chant en Francais ou en Anglais?
En résumé ! seigneur, écoute mes plaintes ! les tentations sont nombreuses sur terre...😀
@@bakolyrazaiarisoa8079 merci
@@bakolyrazaiarisoa8079 Merci beaucoup
mankasitraka mampahery
Mirary soa indrindra tompoko
Mamy
Misaotra tompoko
Je n'ai qu'un mot à dire , c'est magnifique
Merci à vous ❤
misaotra mamelona fanahy. tiko kokoa somary niadana noho izay tempo
Tena tsara !
Mankasitraka tompoko
Bravo Choeur Miangaly..tohizo hatrany fa tena mahavelom-bolo mahita an izao.❤❤❤❤
Mankasitraka tompoko ❤❤
Tsara be , mahay be ianareo😊
Misaotra indrindra tompoko ❤❤
Mahafinaritra fa saingy ny idéal kokoa dia natao rythme tsy mifankaiza ny original,amin'iny mantsy somary mandona fo be fa ity somary mandeha mafy ianareo nefa tokony andangolango amin'ilay mitalaho tsara mihitsy ,hevitro izay fa mahafinaritra foana ianareo
Mankasitraka indrindra anao naneho hevitra ❤