Omeo fo mino LA POLIFONICA

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 16 сен 2024

Комментарии • 3

  • @mihaso8
    @mihaso8 3 месяца назад

    Omeo fo mino zay Tompo tsy anadino ny soa reetra nataonao taminay indrindra tamin'ny nanoloranao ny ainao ho avotra sy ho famonjena anay nohon'ny fahotanay mba andraisanay indray ny fitiavan'Andriamanitra Ray ao Aminao Jesoa Kristy Tompo dia ny ahazoanay fiainana mandrakizay izay omenao izay reetra mino sy mankato ny Didinao ; Misaotra Tompo ; Hidera ny Anaranao mandrakizay doria izahay ;
    Misaotra Tompo fa tsara Ianao tahaka an'Andriamanitra Ray be fitiavana sy be famindrampo. Haleloia! Amen!
    Donnez nous le cœur pour ne pas oublier toutes les bonnes choses que Tu nous as données surtout lorsque Tu nous as sauvé de nos péchés en versant ton sang pour nous délivrer et pour nous rapprocher de nouveau à Dieu notre Père Céleste pour nous donner la vie éternelle qui est en Toi Jésus-Christ et ce, pour celui qui croît en Toi en suivant tes commandements et ta volonté qui sont ceux de notre Père Céleste. Nous louons ton Nom jusqu'à L'éternité. Merci Seigneur ! Tu es si Bon comme Dieu ton Père, notre Père Céleste qui nous a tellement aimé et si miséricordieux.
    Halléluia ! Amen !

  • @mihaso8
    @mihaso8 2 месяца назад

    Tsara tena tsara ny hira ; Tahin'ny Tompo ;
    Tohizo atrany ny fiderana fa adidin-tsika mpino tkoa izany !
    Mino koa isika fa ankasitrahan'ny Tompo izany !

  • @tahianaratolojanahary
    @tahianaratolojanahary Год назад +1

    tsara b❤