FANATITRA Indro atolotro anao ny fiainako Tompo o Mpanjakako, Mpanavotro Raiso, anjakao Fenoy ny hasinao Ho fanatitra ankasitrahanao Ny androko sy izay rehetra eo amiko Ny foko, ny saina sy fanahiko Raiso, ampiasao Fenoy ny hasinao Ho fanatitra ankasitrahanao Ny foko sy fanahy Raiso sy ampiasao Fenoy ny hasinao Ho fanatitra ankasitrahanao Fantatrao izay mahasoa sy izay mety amiko Efa misy lalana nataonao ahy Amboary ny fo, hihaino anao hankato Tano hanao izay sitrakao mandrakizay
Tiako loatra. Msaotra ❤❤❤
Mamiko loatra! Misaotra ny Fanahy Masina nibitsika ny tonony sy feony tamin'i Vonjy!
FANATITRA
Indro atolotro anao ny fiainako Tompo o
Mpanjakako, Mpanavotro
Raiso, anjakao
Fenoy ny hasinao
Ho fanatitra ankasitrahanao
Ny androko sy izay rehetra eo amiko
Ny foko, ny saina sy fanahiko
Raiso, ampiasao
Fenoy ny hasinao
Ho fanatitra ankasitrahanao
Ny foko sy fanahy
Raiso sy ampiasao
Fenoy ny hasinao
Ho fanatitra ankasitrahanao
Fantatrao izay mahasoa
sy izay mety amiko
Efa misy lalana nataonao ahy
Amboary ny fo, hihaino anao hankato
Tano hanao izay sitrakao mandrakizay
Misaotra betsaka. Ny fiainana manontolo ho fanatitra ho an'i Jesosy.
Tena mamiko sy lalaiko loatra ity hira ity. Misaotra anareo e. Hotahian’i Jesosy mandrakariva anie
Misaotra Vonjy, tiako be ny hra, deraina ny Tompo!
Olivier Randrianjaka . Tena tarihin’ny Fanahy Masina izy ireo Pastora.
ho fanatitra hankasitrahanao tompo ô ny fiainako
Tena vavaka fanoloran-tena nohiraina ity hira ity ka hoy aho hoe Amena.
Tsiriniaina Rabarijaona
Mampahery tokoa zany tononkira izany. Misaotra tompoko
Tiako avokoa ny hiranao rahalahy
Mankasitraka. Sao dia mba misy afaka mizara eto ilay hiran’vonjy sy mialy rakotomamonjy, Tiako loatra ilay hira fa saingy tsy hay ny lohateniny.
"Tsy miova" ny lohatenin'iny hira iny. Tsara mihitsy izy iny