- Видео 5
- Просмотров 89 154
sakaizaa
Добавлен 27 мар 2010
Miara-miasa Tarika Vonjy
vonjy.tarika
soundcloud.com/tarika-vonjy
TONONKIRA :
REF :
Eny e ! ny zava-drehetra miara-miasa
Hahasoa izay tia an’ANDRIAMANITRA.
’Zay rehetra atao efao amin’ny fo
Ataovy toy ny ho an’ny TOMPO
Ka ny ho avy tsy mampanahy
Ny TOMPO no mifehy, IZY handamina
IZY handamina e !
Aza be fanahiana loatra ianao
Ny menomenona dia aza atao
Efao ny adidy aza miahotra
Ny Tompo tsy mandao aza matohotra
Aza matahotra e !
Tomoera amin’ny sitrapon’ny TOMPO ianao
Amin’ny fo sy saina, ary izay rehetra atao
Katsaho aloha ny fanjakany, ny fahamarinany
Omeny anao fitahiana manana amby ampy
Tarika VONJY
A/C : Vonjy ANDRIAMIRANGA
Arrangements : Tahina RANDRIANARISON
Acteur : Tsanta ANDRIAMARO
Audio/Video : Dank Prod Ville...
soundcloud.com/tarika-vonjy
TONONKIRA :
REF :
Eny e ! ny zava-drehetra miara-miasa
Hahasoa izay tia an’ANDRIAMANITRA.
’Zay rehetra atao efao amin’ny fo
Ataovy toy ny ho an’ny TOMPO
Ka ny ho avy tsy mampanahy
Ny TOMPO no mifehy, IZY handamina
IZY handamina e !
Aza be fanahiana loatra ianao
Ny menomenona dia aza atao
Efao ny adidy aza miahotra
Ny Tompo tsy mandao aza matohotra
Aza matahotra e !
Tomoera amin’ny sitrapon’ny TOMPO ianao
Amin’ny fo sy saina, ary izay rehetra atao
Katsaho aloha ny fanjakany, ny fahamarinany
Omeny anao fitahiana manana amby ampy
Tarika VONJY
A/C : Vonjy ANDRIAMIRANGA
Arrangements : Tahina RANDRIANARISON
Acteur : Tsanta ANDRIAMARO
Audio/Video : Dank Prod Ville...
Просмотров: 216
Видео
Hihaona Aminao & Tarika Vonjy
Просмотров 28 тыс.13 лет назад
O Dieu! tu es mon Dieu, je te cherche; Mon âme a soif de toi, mon corps soupire après toi, Dans une terre aride, desséchée, sans eau. Psaumes 63: 1
Fanatitra & Tarika Vonjy
Просмотров 43 тыс.13 лет назад
Je vous exhorte donc, frères, par les compassions de Dieu, à offrir vos corps comme un sacrifice vivant, saint, agréable à Dieu, ce qui sera de votre part un culte raisonnable. Ne vous conformez pas au siècle présent, mais soyez transformés par le renouvellement de l'intelligence, afin que vous discerniez quelle est la volonté de Dieu, ce qui est bon, agréable et parfait. Romains 12: 1,2
Hiverina Aho & Tarika Vonjy
Просмотров 14 тыс.13 лет назад
.............. Mon père, j'ai péché contre le ciel et contre toi, je ne suis plus digne d'être appelé ton fils. Luc 15: 21
Ho Avy Indray & Tarika Vonjy
Просмотров 4,1 тыс.13 лет назад
Ce n'est pas, en effet, en suivant des fables habilement conçues, que nous vous avons fait connaître la puissance et l'avènement de notre Seigneur Jésus Christ, mais c'est comme ayant vu sa majesté de nos propres yeux. 2 Pierre 1: 16
Tiako loatra. Msaotra ❤❤❤
Loharano ny Tompo. Hody @ izay fa ao Aminy n'y fiainana. Raha tsy mendrika ho zanakao ataovy ho mpanomponao Ray o. Miverina @ izay. :-)
L'enfant prodigue rentre au bercail.:-)
Fihaonana manokana tsy manam-paharoa tokoa ny fanatrehanao Jehovah Tompo!Ho Azy irery Ilay Masina Indrindra anie ny voninahitra!
Mamiko loatra! Misaotra ny Fanahy Masina nibitsika ny tonony sy feony tamin'i Vonjy!
Tena mamiko sy lalaiko loatra ity hira ity. Misaotra anareo e. Hotahian’i Jesosy mandrakariva anie
Mankasitraka. Sao dia mba misy afaka mizara eto ilay hiran’vonjy sy mialy rakotomamonjy, Tiako loatra ilay hira fa saingy tsy hay ny lohateniny.
"Tsy miova" ny lohatenin'iny hira iny. Tsara mihitsy izy iny
Izany ka Feo, Izany ka tonnkira, izany ka feon-kira....chapeau
FANATITRA Indro atolotro anao ny fiainako Tompo o Mpanjakako, Mpanavotro Raiso, anjakao Fenoy ny hasinao Ho fanatitra ankasitrahanao Ny androko sy izay rehetra eo amiko Ny foko, ny saina sy fanahiko Raiso, ampiasao Fenoy ny hasinao Ho fanatitra ankasitrahanao Ny foko sy fanahy Raiso sy ampiasao Fenoy ny hasinao Ho fanatitra ankasitrahanao Fantatrao izay mahasoa sy izay mety amiko Efa misy lalana nataonao ahy Amboary ny fo, hihaino anao hankato Tano hanao izay sitrakao mandrakizay
Misaotra betsaka. Ny fiainana manontolo ho fanatitra ho an'i Jesosy.
😃🏆
Ntsoo
ho fanatitra hankasitrahanao tompo ô ny fiainako
Mampahery tokoa zany tononkira izany. Misaotra tompoko
Tsara !
<3
Mankasitraka Vonjy a ! Tena vaky mihitsy ny fo mandre ilay tononkira ! Tena tsara be !
Tena tsar ty an!
Aiza kay no afaka mibidy ny album an i Vonjy,
Tiako avokoa ny hiranao rahalahy
Tena vavaka fanoloran-tena nohiraina ity hira ity ka hoy aho hoe Amena.
Tsiriniaina Rabarijaona
Misaotra Vonjy, tiako be ny hra, deraina ny Tompo!
Olivier Randrianjaka . Tena tarihin’ny Fanahy Masina izy ireo Pastora.
mba mangataka an'ilay hira hoe "mangetaheta " tarika Vonjy....misaotra mialoha ô