Mr SAYDA - Ho Entiko Ambavaka (Official Video 2022 )
HTML-код
- Опубликовано: 5 окт 2024
- Artiste : Mr Sayda
Titre : Ho Entiko Ambavaka
Music : @YoungOGBeats
Video : @sylvannoratsimandresyvevo9149
Distribution : @Mellow_ManitrA
Actor : Angela R
Disponible sur toutes les plateformes
#MisieMilay2022 #Zarazarao #MozikaMalagasy
Ekeko fa natao hiaraka e
Indraindray tsy maintsy misaraka e
Tsotsorimamba isarahana izy ity
Ka mahereza o
Dia ho vakivakiko ny lalana e
Fitiavana ombako manana e
Any an-kafa no masaka aminao
Iriako hateza
Vorona an-tampon-kavoana ianao
Ka manidina
Rehefa tonga amin'ny tanjona irina ianao
Izay vao hidina
Na dia satriko mafy hanoroka anao
Sady hamihina
Souvenirs mipetraka an-dohako ireny
Ka tadidiana
Na nisampana aza ny lalana
Ka tsy hahita anao intsony aho
Dia mbola ho entiko am-bavaka
Ho tantana'ny ao ambony
Na nisampana aza ny lalana
Ka tsy hahita anao intsony aho
Dia mbola ho entiko am-bavaka
Ho tantana'ny ao ambony
Efa nivavaka mafy aho
Nangataka tamin'i Zanahary
Mba hahita ilay bandy bogosy ianao
Salama tsara sy tsy marary
Dia ho lasany ny volonao
Dia ho lasany ny masonao
Dia ho lasany ny molotrao
Lasany daholo izay anao
Fa ny tamberina kosa anefa
Tsy ho lasany any
Ireo fahazazana izay nianantsika
Nadoladolany
Vorona an-tampon-kavoana ianao
Ka manidina
Rehefa tonga amin'ny tanjona irina ianao
Izay vao hidina
Na dia satriko mafy hanoroka anao
Sady hamihina
Souvenirs mipetraka an-dohako ireny
Ka tadidiana
Na nisampana aza ny lalana
Ka tsy hahita anao intsony aho
Dia mbola ho entiko am-bavaka
Ho tantanan'ny ao ambony
Na nisampana aza ny lalana
Ka tsy hahita anao intsony aho
Dia mbola ho entiko am-bavaka
Ho tantana'ny ao ambony
Dia ho lasany ny volonao
Dia ho lasany ny masonao
Dia ho lasany ny molotrao
Lasany daholo izay anao
Vorona an-tampon-kavoana ianao
Ka manidina
Rehefa tonga amin'ny tanjona irina ianao
Izay vao hidina
Na dia satriko mafy hanoroka anao
Sady hamihina
Nadikako Am-pitiavana be❤️
Manao dia manao ny tononkira 😂😂
Mafinaritra ee❤
Merci f t'en hainw ts mis diso le izy❤
tena tsara be 😍 2024 here
Misaotra an'i Sayda isika.... de i toutou lala tsy adino
dedicace be ho an i ....La la la la Lalatiana.A.
Trop lesy lay Parole❤
Milay beuh less ah 💖💖
Tohizo ilay kanto fa tena tsara be misaotra Sayda.
Gg foana les zay mivoka aaa,mbola tsisy nandiso fanantenana mitsy zay nivoka
Tena tsara kosa, mankafy hatrany
Hira ofisialy vita jeux des îles
Alefaso sayda❤❤❤
Angela mintsy kay ity.. lasa aiza lay alavana hahaha
milay fon izay miainga an . ho entiko am ambavaka
'' Souvenirs mipetraka ao an lohako reny , ka tadidina eee 🤩😆 ''
Bien joué sayda 😎😎😎😎😎😎😎👍👍👏👏
tsara beu aaa
Alefa Sayda ah !
Ra tsy Tononina.....!
Tena tiko kosa aloha ty hira ty eh,😊 Mankasitraka fa tena mahafinaritra😊
cause cause tena tsara e bravo lesy bena 😁
Mr sayda mankafy tsara Aaa!
Milay eh 😍😍😍
Tiako lotra ty hira ty Merci M Sayda
zay mo maka anao fona e 😍
tena milay lek 👏👏
sody misy manana lien ahitana anle sipan'i marim
Tsara 😍🤩🔥🔥
Tsara eh😍
Mlay atrany ee👍👍♥️♥️
Tsara b ❣️
Toujour cv 👊👊👊
mikifa sady manaraka foana , tohizo hatrany fa tsara foana 🤙👍
Mlay nareo e 😍
Alefaso Sayda 💥💥💯💯👍👍
tsara be 👌💯. 💝💝💝💝
Tsara b, ankafiziko hatrany❤️
alefaso sayda aaaaaaa
Mafy le sayda e🔥💪
Alefa leisy bro à.
Tsara...💗
Ndriiii , 😭 tiku be le hira ,🥰, merci sayda🥰
Alefaso eee
Alefaso Sayda🙏🙏
Merci misiee milay fonaa💗🎉
Lasa ndry zalah LALATIANA ( LA LA LA..) TSIS MAMA SUGAR TSONY
😂
Alefaso foana sayda 👍😁👏🤙
Azafady, tsy ao anatin'ny Efitranon'i Ranavalona ve izany Clip izany, eny Ambohimanga Rova?
tjr bon 👌👌👌Alefaso Sayda 🥰
MISIE MILAY
😍🐊
Saïan Supa Crew ;)
Alefaso SAYDA
👌Alefaso Sayda
tsara e zay maka nareo foana e
Tiako💞
Merci fa tena tsar❤️
Tiako raika ty❤️merci bcp Sayda💟😍
Jolie Angela Rabearivelo
mlay👏👏👏👏💪
Yes 🤩🤩🤩
ALEFASO SAYDA
WAOUH
mba zay hahay letsy fa tsy de atao mitov2 io
🔥🔥alefaso sayda💪🐊
milay rangah a!!! 🔥🔥
tsar hatran🥰mankasitraka
Tsara loatra 🤩Alefaso Sayda🤟🏽🤟🏽
❤️m'lay foan ee 🥰
Du vécu.
Tsara loatra 🔥
Monotone be
Chaud🎉
milay enao e
Mlaiiiyy bé merci Sayda 👊👊👍👍
Milay eh
milay sayda
Tsara be
Ohatran'ny hoe tantarako izany mihitsy le vazo :(
❤🥰
❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
❤🎉❤
😍😍😍🎤🎧🎧💓
Trarabe leira
Bien joué comme d’hab ✈️
👌👌👊
j'adores
dédicace ho any BM ve lesy izy zn sa ahn e??sinan:milay ka
🧡🧡
Mafinaritra be
comme d'hab chez d'oeuvre
🤗💕💕💕💞
🥰
VERY NICE
❤️💕🎵🎶
TSARA
🖒🖒👌👌
MlAy be
Boff otrany hoe mitovy zany daholo ny hira ty ramoseh ty ny tononiny fotsiny misy miova kely .. tsy ampy fivoarana kely
Dia gaga amin'ireto olona fanatique ireto fotsiny izaho fa tsisy esprit critique mihitsy. Hombako manana ilay fomba fijery. Tena monotone be ilay gadona. Efa izay angamba no faran'ny zakan'ny tsenany.
@@fanoxp zay hoa, ay tsy za rery no mahatsikaritra an’izany, ka rehefa fanatique anie tsy tonga saina amzany e .. lay izy tsy hoe ratsy fa tsy miova mihitsy otrany eo ihany avadibadika de makaleo be ndray ..
Rehefa tsy Tia de tsy mihaino na koa hoe manao fa izy koa mb miezaka manao anio fa io ny vitany😉Ary Zay no maha-betsaka ny artiste satria chacun à son style et à son façon de partager sa musique
Nareo mintsy no tsy mahalala no atao hoe musique de miteniteny Ary manao raisonnement apsurde be otr'izany
Alefaso Sayda 💥💥💯💯👍👍