As a Pacific Islander myself, Im absolutely happy that Madagascar shares the same DNA (35%) with Micronesia, Melanesia, and Polynesia. I love them so much.🥰🥰🥰🥰🥰🥰
it's a way of singing Gospel from the deep south of Madagascar , the third biggest island in the word, between Africa India and Australia, but africa coast is nearest
Merci Kerobima fa tena soa gea hiranareo toy, misaotsy gea tahin'i Jesoa nareo 🙏🙏🙏
As a Pacific Islander myself, Im absolutely happy that Madagascar shares the same DNA (35%) with Micronesia, Melanesia, and Polynesia. I love them so much.🥰🥰🥰🥰🥰🥰
Izao vao hitako ito clip ito fa tena tsara , Mampahery anareo rehetra e!
mbola misy foana mangataka hoe '"alefaso isa-maraina fa manokatra hafaliana hoanay foana ny mihaino azy !!" Misaotse rikiahe !
Tsara loatra! Misaotra betsaka.
Bravoooo
Mankasitraka fa tafita ilay hafatra 🙏
Tegna tsara eee !
Misaotra anarô jiaby
Bravo merci
Mankasitraka anareo tarika KEROBIMA fa tsara le hira.
Tsara be mintsy ty hira ty. 😍😍😍😍
Tiako ity hiranareo ity rankizy malala, tahian'i Jesosy e!
mankasitraka tompoko
Misaotra betsaka anareo. Velona Jesosy Hazomangantsika
Jesosy avao le hazomanga aÿ! Sooooooaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa!!!!
Tsara be ilay hira
Soa gea. 🥰
Tena tsara be, misaotra an'i Jesosy nanome anareo ny talenta.
Afaka mba misy manome ny paroles ve azafady?
Tsara be lay hira ❤
Mba azo asiana tonony ve?
😍😍😍😍👏👏👏
Tena tsy mety afapo mihitsy aho raha tsy mihaino ity hira isanandro. Tena tsara
Za koa torak'izany
Isan'andro za tsy maintsy mijery io clip io sady mihira miaraka amzareo
Tena tsara
Mankasitraka antsika rehetra
🥰🎩
Tsara be
Which country is this
it's a way of singing Gospel from the deep south of Madagascar , the third biggest island in the word, between Africa India and Australia, but africa coast is nearest
@@naonahoda4544 Thanks for the info
Mankasitsaky! Mahavelo bevata Andragnahare
fikiro mafy Jesosy
tsara le hira moa nareo koa soa feo avao