Tokony izy ireto no malaza manerana an'i Madagasikara fa tsy hiran'adala tsisy education no haparitaka... Hafa ihany Sud de Madagascar 🇲🇬🇲🇬 je suis fière d'être une Zafikely d'Antandroy même si j'ai grandi à Antananarivo
Malagasy koa aho, tiako loatra izany kanto izany, misy teny azoko de maro koa ny tsy azoko ao anatin'ilay hira,fa tsy maninona fa tiako be mihintsy mihaino azy, maha te hody any an-tanàna
Le chant Antandroy devrait être inscrit au patrimoine immatériel mondial 😍
I am watching from South Africa.
Tellement beau, meva😍🥰😍
Misaotse ry aba, le miholitse akoho tegna 💖
Manindrona fo sy fanahy satria....tena kanto malagasy tsy misy fangarony : ny gadona, ny angolampeo, ny fitafy... sns. Mankalaza e
Tokony izy ireto no malaza manerana an'i Madagasikara fa tsy hiran'adala tsisy education no haparitaka...
Hafa ihany Sud de Madagascar 🇲🇬🇲🇬 je suis fière d'être une Zafikely d'Antandroy même si j'ai grandi à Antananarivo
Belle chanson bravo!
Malagasy koa aho, tiako loatra izany kanto izany, misy teny azoko de maro koa ny tsy azoko ao anatin'ilay hira,fa tsy maninona fa tiako be mihintsy mihaino azy, maha te hody any an-tanàna
Tiko loatra ity hira ity,mampirotsa-dranomaso ahy . Mitory fieke-keloka toy Ilay zanaka adala ao @Lioka filazantsara.
Tena mahafinaritra be maheno anareo
respect ho anao GABIN!!!!!
Tiako be 😍🥰
Merina ah fa ny hira tiako indrindra dia hira avy any antsimo any,
Mba afaka maazo traduction an'ilay hira azafady fa tsara Ilay izy nefa tsy mahay ny dikan'ny sasany 😅
Mahatsiaro n'y tany fiaviany de mila tohanana☺️ mba harovy izy fa matahotra te hody any aminy fa nanenina ny omaliny ....😊ts de mahay
Mifona mandady fa te hody,,diso izy te ipody fa aza hozonina
Great voices. Nice Malagasy!
Izany ka tena hira. Mamakivaky vanim-potoana maro. Respect ho an'i VAOVY
Tsara loatra , mba misy afaka manazava ve ny tian'ilay hira ambara tompoko fa tena sahirana be fa tsy misy azoko nefa tena babo loatra
Zegny ny ambiance du sud
Mafy le beso 👏🏽
Bonne fête nationale nosy Mena
Misatraoa
Mbola Hafa avao timbre vocal ndrozy baka atimo agny
Misaotra. Tena tsara be
Tsara loatsy ly eh. ❤😍
Bravooo !!! 🥰💪
Tena manantaleta rangaha, nareo ah !!!! tena chapeaux ranga !!!!! tena tsara🙀🙀👏👏👏👏👏
Hafa avao dorigine! R E S P E C T !
tena kanto tokoa
Misaotse ry anake ❤
Gasy ka manja
Tena kanto loatra kosa e .Mankasitraka
❤❤😢 te holy
reko anaty fanahiko mihitsy
KANTO.! Hafa ihany ny Atimo! Misaotse e 😀
Super super
Tena mahafinaritra
Misaotr'eeeeee
Te holy 😢
Mapitsangambolo
😊😊🇲🇬
C’est trop beau mais je comprend rien, quelqu’un peut traduire svp ? 🥺
Mettez moi sous votre protection car j'ai peur et pourtant j'ai envie de retourner chez moi..😢
❤❤
Ry zareo tompon'ny feo
Bravoure
🥰😍🥰
Tena tsara, hira sary feo
❤
Mbola Kely
😢😢😢❤
soa
Soa
Paris
❤❤❤❤❤
❤❤❤
Te holy 😢
Te holy 😢
❤❤❤❤❤❤
❤❤❤
❤❤❤❤